politika hiverenana @ faha mpanjaka

1. vaovaogasy ( 26/07/2010 16:10)
http://vaovaogasy.blogspot.com/

novalian'i pengiun ny 27/07/2010 09:04
2. pikatti ( 26/07/2010 17:54)
Andriana hova andevo absolue, républicaine?......... resaka tetezamita aza zao korontana ambony sy ambany , resaka fandrebirebena ao anatin'ny fandrembirebena zany
3. AndriambyII ( 26/07/2010 21:15)
Lalana tsy maintsy ho diavin' ny malagasy tsy ankanavaka io raha mbola te ho gasy ihany koa ka ! Tsisy hevitra ankoatr' izay fa dia anjaran' ny tsi 11 no mitsara ny tenany !
4. pikatti ( 27/07/2010 00:07)
Hazavao tsra hoe leisy Rabilly fa tsy mazava ny hoe tsy maintsy ? sy ny hoe te ho gasy de izay? fa ahoana tsy Gasy ve zany zao ?
Avy ndray elah sy ny hevitra boribory klé
5. AndriambyII ( 27/07/2010 00:46)
Tsy hevitra tandrametaka no novoiziko teto @ ity blog ity hatr@ ny nidirako teto raPika ! Tsy mbola ampy herintaona no niserako teto raha tsy diso ny fitadidiko ka . Ary tsy mbola nilaza zavatra maivana sy tsy mitombina aho t@ ireo principe nalefako na t@ site inona na inona izany !
Ethique oblige , tsy mpanoro vohana na mpitari-bato vilana aho ,niteny io hoe raha te ho malagasy ihany dia tsy maintsy io làlan-tokana io no homban-tsika .Tsy handiso ahy ny ho avy fa mahatoky izay lazaiko aho.
6. pikatti ( 27/07/2010 01:18)
Tsy mazava , misy ifandraisany @ le video andriana sns io ve aloha izany resak'elah zany ,tsy maintsy miverina monarchie zany vao tena GASY raha manaraka an'io vid&o io elah [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
7. AndriambyII ( 27/07/2010 01:49)
Tsy mbola nijery ilay vidaka ah fa manandrana maminany izay voalazan' io tary io alou !! avy eo vao hita eo ny manaraka !!
8. pikatti ( 27/07/2010 01:55)
Ka izay izany le izy , lasa hors sujet elah raha manao vinavina sandoka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
9. pengiun ( 27/07/2010 09:04)
Andriambyll ... tsy ho hoe tsy lalovan'ny malagasy akory no marina fa lalana efa nizoran'ny malagasy io zavatra io ary efa nihoaran'ny sivilizasiona moderna lavitra ka sarotra ny hiverin-dalana amin'izany , fa kosa anefa misy tsara izay azo haverina ihany ny sasany fa tsy hoe efa Ntaolo akory dia hariana daholo ny tosakeviny sy ny fombany ,hafa kosa izay , aoka hazava tsara !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079