Izaho aloha ry zalahy dia lazaiko anareo marimarina fa..........

1. TEGEVE ( 26/07/2010 08:37)
Maninona tokoa moa raha mila aho e? Azo dinihina tsara saingy , ahona anefa no hiafarako? Tsy te hiditra sesi-tany aloha ny bandy e, izay indray aoka hazava
Nefa koa raha mijanona eto Madagasikara mety vitain-dry zalahy , ny any Frantsa koa miandry ahy ny GTT
Dia ahoana ? Omeo korazy e
novalian'i pengiun ny 27/07/2010 09:11
2. ouioui ( 26/07/2010 08:56)
Lundi, 26 Juillet 2010 06:21
On attendait beaucoup de l’interview d’Andry Rajoelina, hier soir. Mais force est de constater que ce fut un flop retentissant. Un coup d’épée dans l’eau. En fait, il n’a pratiquement rien dit sur ce qu’il compte entreprendre dans les jours et les semaines à venir. Les Malgaches restent sur leur faim. A bien des égards, aucune perspective à court terme.
Pourtant le peuple souhaite plus que jamais que ses dirigeants actuels tracent clairement son avenir. En vain.
Tena alikalahy mihitsy e, fanopana anay Malagasy iny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/I_ANGR%7E1.GIF[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/I_ANGR%7E1.GIF[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/I_ANGR%7E1.GIF[/IMG]
3. xxwx ( 26/07/2010 09:56)
Beaucoup de bruit pour rien !!!, lery irery no faly t@ adalany tao
4. pikatti ( 26/07/2010 18:05)
De tena ny tenany ihany aloha no faly , de faly lery fa mandroso be Mada de tsy misy torohevitra hialana @ izao krizy izao , tena lasa olon'olom-poana sisa
5. AndriambyII ( 26/07/2010 21:35)
Fandrosoana nankaiza aloha no vitan'ny Mada hatr' izay ry zareo ?
6. pikatti ( 27/07/2010 00:10)
Tsisy fetrany leisy ny hoe aiza ny tena farany @ mandroso fa arakaraka ny zavatra hampitahain'elah ihany io, raha hampitahain'elah ny t@ R8 sy izao , dia mazava be fa tena verezin-dR8 lavitra i Rajou, na teo aloha rehetra aza akambana, sa elah efa elabe no tsy tany Dago ?[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
7. pengiun ( 27/07/2010 09:11)
Beaucoup de bruit pour rien !!!, lery irery no faly t@ adalany tao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0686