Ngaha! 13% ihany no ...

1. niryna ( 21/07/2010 19:52)
Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly ( only 13% of Christians beleve that The Bible is true)
ahoana ny hevitrao amin'izany
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:48
2. LazaDaddy ( 22/07/2010 06:05)

ahoana ny hevitrao amin'izany
raha ny hevitro dia tsy ampy an'izany 13% izany akory fa latsaky ny 5%
3. bobone ( 22/07/2010 06:09)
Niryna:
mazàna eo anivon'ny fiaraha-manompo dia hita taratra tokoa io hoe

Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly

Ny tiako ambara @ io dinika io dia tena marina zany !!! betsaka ny zavatra mety mahatonga izany !!! mety tratra ny fankam-panahy dia lavo ; tsy voatohitra izany raha eo @ lafiny tsy fisiana ohatra dia maro no lavo @ izao androntsika izao io no siblen'i devoly ! avelany hivavaka ny olona fa korontaniny avy eo ! tsy avelany hifantoka tanteraka izay voambaran'ny SM , avadiny ny SM lasa manjaka ny fampianaran-diso dia miraviravy tanana ny olona!!

- ao koa anefa malaina ! tratra ny fangatsiahana ! variana mijery ny hafa , ny tsy mety hataon'ny hafa dia miverin-dalana ! ireny aza kristiana dia mbola manao an'izao sy izao !!! izany hoe mandiso fanantenana ny mpino sasany ny hataonao dia kivy izy dia lasa miverina @ fanaon'izao tontolo izao !!!!kivy , mora tohana , mora miakatra sy sosotra sns

diany solution amiko dia izao !!! tsy hatao mibahana ao an-tsaina ny olana , ny zava-manahirana , ny fijerena ny hafa fa ny fiderana an'Atra no hatao betsaka ; ny firesahana azy isan'andro isan'andro , mahatratra in-300 isan'andro mivavaka aminy ! zany hoe feno vavaka , feno firaisana @ Atra ny androm-piainanao rehetra dia anehoany ny voninahiny foana enao na dia mandalo ady sarotra sy fitsapana ary fisedrana aza!!! miala ho azy ny devoly rehefa feno firaisana à atra enao

io ilay tenin'Atra hoe ''
4. ikaretsaka ( 22/07/2010 15:30)

Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly ( only 13% of Christians beleve that The Bible is true)
ahoana ny hevitrao amin'izany

tsotra be
midika izany fa manomboka tonga saina ny Kristianina hoe:
tsy Boky no fanaperana fa Atra.
Araka ny nambarako foana hoe ny baiboly dia tahaka ny siny kely misy rano kely @ loharano fotsiny fa tsy ny ranon-doharano 1 manontolo!
5. rijadolly ( 22/07/2010 17:52)

[quoteLazaDaddy]
raha ny hevitro dia tsy ampy an'izany 13% izany akory fa latsaky ny 5%
[/quote] Matetika anefa izy ireny anotaniana hoe aiza ao anaty ny baiboly no tsy marina, dia ny navaliny dia ny Genesisy sy ny ao amin' Testameta T. foana...Ny maha ela ny Baiboly dia mahatonga azy ireo alaim- panahy hiteny ny Baiboly ho toy ny boky hafa ho lany andro sy tokony havaozina. Vokatr' izay anefa dia lasa mamorina, na manova, mandika izay mapetipety ny atokony sy ny fombafombany mba hiavahana amin' atoko hafa.

Bobone>>> raha ny fahitako ny hevitry se dia ny antony mampangatsiaka ny Mpino, Ny zavatra nolazain' Niryna anefa dia ireo mpino ireo mihitsy no tsy mino ny teny ao anaty Baiboly ho marina...
Ika:

Araka ny nambarako foana hoe ny baiboly dia tahaka ny siny kely misy rano kely @ loharano fotsiny fa tsy ny ranon-doharano 1 manontolo!
Fa mety ilay rano kely aza tsy zakatsika ny vaikany sy ny zava- miafina ao aminy.
Na izany aza anefa ry ika tsy midika hoe tokony tsy hinoana ny teny ao anaty Baiboly a! Ahoana no hinoanao ny Ranobe raha tsy mino ianao fa Rano ny ao anaty sinikelinao?
6. bor2lais ( 23/07/2010 14:27)
niryna:

na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly ( only 13% of Christians beleve that The Bible is true)

Fomba fijeriko azy indray dia izao :
- 13% izany no mino ny soratra !
- 100% mino ny Teny ?

Amiko manokana mantsy ny finoana ny Teny no zava-dehibe fa tsy ny soratra ! Noho izany dia tahaka ny an'i LazaDaddy ny teniko : mbola betsaka tokoa izany 13% izany fa tokony hihena !
7. soanja ( 23/07/2010 14:57)

niryna:

Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly ( only 13% of Christians beleve that The Bible is true)
ahoana ny hevitrao amin'izany

Matoa izy tsy mino dia tsy mandaitra aminy zany ilay tantara sy ny zavatra baiboly. Ny olona dia izay mandaitra aminy amin'ny fiainany andavanandro no katsahiny. Inona moa no ilako izay tantaran'ny zanak'Israel any nefa ny ahy eto ambany masoko misafotofoto ohatra.
Soraty ny boky momba ny fianan'olona ankehitriny dia hino izy satria izay ny momba azy.

Raha tsy nahavita nampifandray ireo roa ireo ny zava-boalaza dia tsy lafatra ilay zavatra iasana sy ampiasaina.

Mbola misy any ho any fomba mandaitra kokoa mampiseho ny voninahitr'Andriamanitra ary izany dia hibaribary eo imasony ny fa zanak'Andriamanitra izy ireo ary ho feno ny mahaXtianina azy.
8. Miharena ( 23/07/2010 15:05)
Ny Mino aloha no aoka rasaina kely e! Mino dia toy ny misotro ary izany indrindra aza no dikany any anindrana any. Mino rano = misotro rano. Lasa tenanao sy mahafaka hetaheta anao ilay rano. Koa ny Teny no marina fa inoana saingy raha tsy tsapa fa Aina Izy Io dia tsy misy fotony ihany.

Mila miainga amin'ny fahatsapana anaty raha te-hahafantatra ny zava-dalina ambaran'ny Soratra Masina.

Raha miteny Ika hoe be dia be ny loharano dia Iray ihany no ipoirany hoy aho ary tsapa hatrany hoe Ilay Ray no miteny amin'ny vavan'ny Mpaminany iray na olon-tsotra iray (fa tsy azo terena ho mpitari-pivavahana foana akory no afaka manambara izay lazain'ny Fanahy Masina ho an'ny olona).
9. niryna ( 23/07/2010 18:34)

LazaDaddy:

ahoana ny hevitrao amin'izany
raha ny hevitro dia tsy ampy an'izany 13% izany akory fa latsaky ny 5%

ahoana no anaovanao izany?
aiza kosa dia ho 5% fotsiny
10. niryna ( 23/07/2010 18:36)

bobone:

Niryna:
mazàna eo anivon'ny fiaraha-manompo dia hita taratra tokoa io hoe

Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly

Ny tiako ambara @ io dinika io dia tena marina zany !!! betsaka ny zavatra mety mahatonga izany !!!
ka ireo zavatra mitranga amin'ny fiainantsika ireo anie ry Bobone no vao maika mahatonga antsika anatona an'Atra e

mety tratra ny fankam-panahy dia lavo ; tsy voatohitra izany raha eo @ lafiny tsy fisiana ohatra dia maro no lavo @ izao androntsika izao io no siblen'i devoly ! avelany hivavaka ny olona fa korontaniny avy eo ! tsy avelany hifantoka tanteraka izay voambaran'ny SM , avadiny ny SM lasa manjaka ny fampianaran-diso dia miraviravy tanana ny olona!!
indraindray tokoa anie ka tsy tonga any amin'izay tokony ho izy ny fivavahana e,efa voan'izany ve Bobone?

11. niryna ( 23/07/2010 18:43)

[quote=bobone]
Niryna:
mazàna eo anivon'ny fiaraha-manompo dia hita taratra tokoa io hoe

- ao koa anefa malaina ! tratra ny fangatsiahana ! variana mijery ny hafa , ny tsy mety hataon'ny hafa dia miverin-dalana ! ireny aza kristiana dia mbola manao an'izao sy izao !!! izany hoe mandiso fanantenana ny mpino sasany ny hataonao dia kivy izy dia lasa miverina @ fanaon'izao tontolo izao !!!!kivy , mora tohana , mora miakatra sy sosotra sns
misaotra anao nanome torohevitra
mandalo fotoantsarotra tokoa isika amin'izao fotoana izao ary ny firenena iray manontolo mihitsy,tsy mitsahatra ny mitady izay arapany ny liona ary mihaza izay malemy finoana izy
ka mila miambina,miambina no tsara ataontsika,vokiso ny tenin'Atra ny fanahintsika fa efa fahavalo efa resy satana

diany solution amiko dia izao !!! tsy hatao mibahana ao an-tsaina ny olana , ny zava-manahirana , ny fijerena ny hafa fa ny fiderana an'Atra no hatao betsaka ; ny firesahana azy isan'andro isan'andro , mahatratra in-300 isan'andro mivavaka aminy ! zany hoe feno vavaka , feno firaisana @ Atra ny androm-piainanao rehetra dia anehoany ny voninahiny foana enao na dia mandalo ady sarotra sy fitsapana ary fisedrana aza!!! miala ho azy ny devoly rehefa feno firaisana à atra enao

io ilay tenin'Atra hoe ''
misaotra fa ireo voalazanao ireo no azo anamafisana izany
12. niryna ( 23/07/2010 18:45)

ikaretsaka:

Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly ( only 13% of Christians beleve that The Bible is true)
ahoana ny hevitrao amin'izany

tsotra be
midika izany fa manomboka tonga saina ny Kristianina hoe:
tsy Boky no fanaperana fa Atra.
Araka ny nambarako foana hoe ny baiboly dia tahaka ny siny kely misy rano kely @ loharano fotsiny fa tsy ny ranon-doharano 1 manontolo!
ika o
izay indrindra no tiako tenenina,misy mampianatra vilana fa tsy ampy ny baiboly kanefa ny baiboly dia feno tantera ary breath of God fa tsy hoe boky fe boky fotsiny ok
13. ikaretsaka ( 23/07/2010 18:46)
bord:

Amiko manokana mantsy ny finoana ny Teny no zava-dehibe fa tsy ny soratra ! Noho izany dia tahaka ny an'i LazaDaddy ny teniko : mbola betsaka tokoa izany 13% izany fa tokony hihena !

tsy ny finoana ihany ... fa ny fanatanterahana ilay Teny indrindra indrindra

raha miteny ilay teny hoe izao atao de tokony ho izay no ataovy fa tsy ny famerenana hoe "hoy ny Teny ry zalahy hoe izao hono no atao aa" nefa ianao aza tsy manao
14. bor2lais ( 26/07/2010 08:22)
Ika > mazava ho azy amiko fa ny finoana tsy arahin'asa dia maty !
15. ikaretsaka ( 26/07/2010 14:38)
Bravo bord> izay no tsy maha 'bolokim-baiboly' anao intsony!
16. bor2lais ( 26/07/2010 15:40)
Ika > tsimpona ao anaty Baiboly io naveriko io a !
17. niryna ( 26/07/2010 16:48)

ikaretsaka:

Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly ( only 13% of Christians beleve that The Bible is true)
ahoana ny hevitrao amin'izany

tsotra be
midika izany fa manomboka tonga saina ny Kristianina hoe:
mety ho tsotra tokoa raha manaraka ny baiko izay nomena isika ka
o mandrosoa ry mpanaraton'i Jesoa,izao no baiko azontsika ka mandrosoa
dia tonga saina amin'ny inona tokoa re e ?

tsy Boky no fanaperana fa Atra.
Araka ny nambarako foana hoe ny baiboly dia tahaka ny siny kely misy rano kely @ loharano fotsiny fa tsy ny ranon-doharano 1 manontolo!

1- raha tsy fanaperana izany ny baiboly dia inona no fanaperana aminao ry ika? ny asa? sa ny finoana ny teny izay omeny ?
2- sa mbola mahita zavatra fanaperana afaka izarainao ny namana hianao sao mba mahavonjy?
3-mba afaka hazavanao kely ve hoe tahaka ny siny kely misy rano kely @ loharano ? misaotra mialoha

18. niryna ( 26/07/2010 16:54)

rijadolly:

Niryna:

Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly ( only 13% of Christians beleve that The Bible is true)
ahoana ny hevitrao amin'izany

[quoteLazaDaddy]
raha ny hevitro dia tsy ampy an'izany 13% izany akory fa latsaky ny 5%
Matetika anefa izy ireny anotaniana hoe aiza ao anaty ny baiboly no tsy marina, dia ny navaliny dia ny Genesisy sy ny ao amin' Testameta T. foana...Ny maha ela ny Baiboly dia mahatonga azy ireo alaim- panahy hiteny ny Baiboly ho toy ny boky hafa ho lany andro sy tokony havaozina. Vokatr' izay anefa dia lasa mamorina, na manova, mandika izay mapetipety ny atokony sy ny fombafombany mba hiavahana amin' atoko hafa.[/quote] mety hitombona tokoa izany an

Bobone>>> raha ny fahitako ny hevitry se dia ny antony mampangatsiaka ny Mpino, Ny zavatra nolazain' Niryna anefa dia ireo mpino ireo mihitsy no tsy mino ny teny ao anaty Baiboly ho marina...
izay tokoa ny fanazavako fa mbola hafa indray ireo tsy mpino milaza hoe mpihatsaravelantsihy ny mpino ,rahoviana tokoa re isika no tena hijoro ny maha izy antsika e? samy mbola mianatra avokoa aloha ka mety tsy hiantso ho mpihatsaravelatsihy intsony ireo tsy mpino ireo rehefa ao anatintsika tokoa ny jiro e!
Ika:

Araka ny nambarako foana hoe ny baiboly dia tahaka ny siny kely misy rano kely @ loharano fotsiny fa tsy ny ranon-doharano 1 manontolo!
Fa mety ilay rano kely aza tsy zakatsika ny vaikany sy ny zava- miafina ao aminy.
Na izany aza anefa ry ika tsy midika hoe tokony tsy hinoana ny teny ao anaty Baiboly a! Ahoana no hinoanao ny Ranobe raha tsy mino ianao fa Rano ny ao anaty sinikelinao?
[/quote] marina tanteraka izany ,ahoana tokoa moa no ahafantarana izay ao anatiny ao raha tsy mihaino izay teny nomena isika,mamaky sy mandalina,misy anie ka tena tsy mampiditra ny baiboly na tsy mampianatra baiboly tokoa e,eny e andramo ka zahao fa tsara Izy.
mihaino ,mampiantra ilay teny izay novakiana,mizara izay nohenoina ary miezaka ny hanova ny toetra mba ho tsara hatrany -miezaka ,miezaka fa tsy misy tonga lafatra
19. niryna ( 26/07/2010 17:04)

bor2lais:

niryna:

na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly ( only 13% of Christians believe that The Bible is true)

Fomba fijeriko azy indray dia izao :
- 13% izany no mino ny soratra !
- 100% mino ny Teny ?

Amiko manokana mantsy ny finoana ny Teny no zava-dehibe fa tsy ny soratra ! Noho izany dia tahaka ny an'i LazaDaddy ny teniko : mbola betsaka tokoa izany 13% izany fa tokony hihena !

alero aloha ahitsiko kely ilay teny (Finoana-Believe ) fa diso ny nanoratako aza,azafady indrindra ry zareo a

Mino tanteraka,manandrana mampiantra izay teny izay nomeny
ampiharina amin'ny fiainana iray manontolo mihitsy fa tsy hoe rehefa izao dia ataoko fa rehefa tsy izao dia avelako eo io aloha
azavaiko ny tiako tenenina-sendra mandalo fitsampana mamaivay be isika- ny Tenin'Atra dia manambara fa tsy misaraka amintsika izy ary tsy amela antsika ho irery-
miaraka amintsika foana izany izy ary dia Tena Mino izany isika Ka na mamaivay aza ny zavatra mitranga dia tsy kivy na miverindalana
Vakina ny teniny,ampiharina iny ary tsy mitsahatra ny mivavaka na fifaliana na amin'ny fahoriana-Misaotra anao aho fa nasehonao ahy ity mba ampitombo ny finoako,mangataka ny hery avy any aminao aho satria tsy amela ahy ho irery hianao-ny Teninao no manambara izany amiko....sns izay ilay izy
izay koa angamba no mahatonga ilay faran-teny hoe : ho tahiana anie ny teny izay voavaky ....mihaino isika,mino izany teny izany ary mampiantra aza amin'ny fiainana-hiainana mihitsy fa tsy vakiana fotsiny-vakiana mihitsy ary manomboka alalinina ilay fahamarinana mifono misitery ao anatiny
20. niryna ( 26/07/2010 17:19)

soanja:

niryna:

Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay voasoratra ao anatin' ny Baiboly ( only 13% of Christians beleve that The Bible is true)
ahoana ny hevitrao amin'izany

Matoa izy tsy mino dia tsy mandaitra aminy zany ilay tantara sy ny zavatra baiboly.
met y hitombona izany ka dia ireo fa tonga ireo izay nino ka nandaitra taminy ilay tantara
Ny olona dia izay mandaitra aminy amin'ny fiainany andavanandro no katsahiny.

asa aloha aky fa raha zavatra tsy aiko kosa aloha tsy hibedabedaiko an,raha fantatro kosa fa nahazoko tombotsoa tamin'ny fiainako ny fanarahiko an'i kristy ary mbola miasa foana izany finoako azy izany mandraka ankehitriny dia zaraiko ireo izay mbola tsy nanandrana sy tsy nandray azy-tsy mora ny mino saingy rehefa ao anatinao ny hanana finiavana ny hino ary ampianatra ny tenanao handray azy dia miova tsikelikely na ny toetra ananana ao anatintsika aza (ianao -isika rehetra no tiako tenenina an)
Inona moa no ilako izay tantaran'ny zanak'Israel any nefa ny ahy eto ambany masoko misafotofoto ohatra.
izany ve ? satria mety tsy mbola tonga ao anatinao ilay antony nanehoan'Atra izany tantara izany amintsika-Israely nafahana tany Egypta anie ry Soanja ka mitovy amintsika voagejan'i satana ary hafahan'Atra hiala amin'ny ota sy ny fanandevozan'ilay fahotana rehetra e?
Isika ihany dia mahalala fa tokony andeha amin'ity lalana ity isika raha ny ara-panahy fa ny nofontsika dia malemy ka dia manaraka ny filan'ny nofo sy ny fahafinaretan'izao fiainana misy antsika izao-tsy midika akory izany hoe aza mifaly isika fa kristiana-misy mantsy mampianatra diso-eny mifaly toy ny tsy kristiana rehetra ihany koa ny kristiana
- ny nofo no malemy fa ny fanahy tsy mahazaka izany-

Soraty ny boky momba ny fianan'olona ankehitriny dia hino izy satria izay ny momba azy.
izany ve?
izany hoe nanaonao foana ve izany Atra nanendry ireo mpaminany maro nifandimby nomeny fahitana,nofy ary nisehoany ?
maninona no izay teny voalaza ao anatin'ny baiboly no saiky tanteraka avokoa? na ny lasa,ny ankehitriny ary ny mbola ho avy (izay samy mbola mino ireo mpino an'i kristy ary samy mbola miandry ny fiverenany)
ny olana tokoa dia izay mahadiavolana sy mifanaraka ny fiainantsika ihany no mety ho hinoantsika fa raha toa ka misy mifandrirotra ny fiainana izay hiainantsika ny Teny izay nomeny dia modiantsika tsy jerena iny ary lavintsika ka izay no mahatonga ary anisany mahatonga ireo kristiana milaza ho kristiana noho ny fampianarana noratovony ka dia izay no mena azy ihany fa tsy ny tena fahamarinana
fijeriko io fa mbola samy mitady ilay fahamarinana avokoa isika ary samy mbola mianatra ny soratra masina ary tsy misy tonga lafatra-raha miaiky fa tsy tonga lafatra koa mantsy isika dia efa manetry ny tenantsika ary mampianatra antsika ny hanetritena

Mbola misy any ho any fomba mandaitra kokoa mampiseho ny voninahitr'Andriamanitra ary izany dia hibaribary eo imasony ny fa zanak'Andriamanitra izy ireo ary ho feno ny mahaXtianina azy.
amiko aloha dia tsy ho feno ny mahakristiana antsika satria isika tsy tonga lafatra ,kristy ary no nanambara fa tsy misy marina na iray aza-fa ny fihezahana andeha amin'ny lalana marina sy mahitsy no samy mbola miezaka,eo an-dalana na dia sarotra aza izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092