ANTONY TSY HANAOVANAY NY "SANTATRA"

1. PrZafy ( 17/07/2010 06:25)
Voalohany indrindra aloha dia aoka hazava fa raha ny momban'ny bois de rose tsy mazava foana hatramin'izao dia ao raha (ny bois de rose tratra farany tany Comores), tsy inona akory fa ny anaran'ireo mpikambana @ HAT sy ny manam-boninahitra sasan-tsasany izay efa voalazan'ny gazety vahiny
Mihambo ianao Atoa Rajoelina fa "ray aman-dreny" nahoana ianao raha mivoaka ny lava-tranonao tao dia manam-bara ny zavatra tena marina ! inona no antony isitrihana lava ao ?

Faharoa manarak'izany dia mazava izao ary tsy zoviana @nay Malagasy intsony ny fizirizirianareo ao @ HAT io ny tsy fetezanareo ny hiara-miasa izay nosoniavinareo tsisy an-katerena , SATRIA TSY TIANAREO HO HITANAY NY LAMBANAREO MALOTO!!!

Fahatelo sady farany,"dinika santatra" e,,, "Ray aman-dreny najoro" e, fa izy moa no ahatoky izany ray aman-dreny najoronareo izany raha ry Norbert Ratsirahonana ,Rabary Mathilde , pasteur Ramino Paul ve , efa be no voafitaka
Ary efa impiry izay nahemotra izay ,tsy matotra , ny société civile aza ity efa miady an-trano indray , aoka lahy
novalian'i swann ny 19/07/2010 12:42
2. xxwx ( 17/07/2010 06:33)
Marina ny anaoo Profesera , raharaham-pirenena ka aleo ny olom-pirenena rehetra ahita ny tena marina, dia ho avy eo indray izay ilay alikaserasera fa hoe tsymila lazina ny marina fa R8 no nitondra ny sambo tany komoro
Mifohaza rabetorimaso wiwi
3. andrywui ( 17/07/2010 08:20)
aona lety ra-xxwx a!.. de tsisy afa-tsy ny manakila anah ve no mba politikanlah eto ??

-za ndray de milaza anlah fa tsy miresaka amin'ny chien de salon otranlah ry Feticon a! tsy mikozy amin'ny pelaka aho !...

Pr ZAfy ... ) efa nandeha ny ankety rehetra ary tratra tao amin'ny TIKO sy Magro maromaro ny bois des roses bobaka be ka !! zany hoe vitsivitsy no tratra tam volao fa refa nojerena tsara hay bedebe no efa voakilasy tao !! hivoaka tsy hoela ny marina fa hisy raharaha eto niany!! be ndray ny ho goagoaka fahatany amze tratra eo ireo and CO mpisolelalka ireo !! raha tsy zay de pan pan pan pan
4. Noue ( 17/07/2010 15:03)
tsisy an'zany tratra tao @ TIKO zany eee
5. andrywui ( 17/07/2010 16:46)
Io ndray noue .....!!!

efa hoe mamakia vaovao na mjere télé oa fa manjary miteniteny foana eto !!!

zavatra vaovao efa miparitaka be anie zany ry noue e!... sady afa-baraka be ny and CO
6. swann ( 19/07/2010 12:42)
Noue - 17/07/2010 17:03
tsisy an'zany tratra tao @ TIKO zany eee



tratra ndray ra-noue zany ! petsa soamantsara !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076