Ny maha TIM and CO azy dia ireto ! tsisy hanalà na mitsy !!!
1. terrywui
(
02/07/2010 07:33)
Tena angadin'ny TIM and CO raha ny :
----- "fisehoana milay ,
----- "manambonimbony tena sy miseho manajanaja tena be hoe tena zavatra
----- "rehefa imason'oul fotsiny io fisehosehoana nefa tsisy apoaka akory io raha ny marina a
----- "de mizesizesta ,sy miteriteri-kiho rehefa miteny na manoratra manambony tena sy miseho avara-pianarana izy mianakavy ! nefa zero rehefa arahina akaiky! zesta be fotsiny
----- " otran'ny de tena hoe "mafy be" sy matanjakabe" izany raha ny resany no henoina
----- "manambany ny Malagasy toa azy ! indrindra ireo maintimainty eny ambany tanàna !
----- "mamerina ny resaka "andevo sy andriana" (ny membres n'ny GVT ndravalo ,ny santa-bary ,voalohan-taona ... )
--------------Nefa na i dada isehoandry lerony milay io aza ane na teny anglais aza tsy hainy e !! teny Frantsay mibadabada
--------------Ny fianarana zara raha nahatody teo amin'ny Classe de prémiere
--------------le formation leadership sy management tany Allamagne angah no mba base -ny ...
--------------Ny Formation militaire mou de tsisy fantany fa de ny hanabatibaty sy ny hanambanimbany ny TAFIKA ary ny nanagadragadra azy no tena nataony !
--------------Général firy Colonel firy no nogadragadrainlah tamin'ny fotoan'androny ?
--vao miresaka an'izany koa ah defa te hampiasa an'ity mipoakako ity mafy leee....goagoahiko any elah fa tsssssshhh

novalian'i amfhaja ny 02/07/2010 13:24
2. Noue
(
02/07/2010 07:51)
tena nanao fahadisoana goavana be elah wiwi aaa ! ny titre ny dinik'laha no diso be eee ! tokony nataon'lah oe NY FATY & C% lety aaa ! satria tena voatanisan'laha mazava sy ara-dalana daholo ny nataon'radom & C% , saingy nisy hadinon'laha ko eee ! ilay oe SANS QUALITé satria anie io lesy efa malaza eran-tany eee ! kiii ! fa taiza aza elaha t@ ora nidona letsy ????
3. ouioui
(
02/07/2010 11:00)
Diso titre hi VIH FAT hi hi petsa ralena hihihi
Ny FAT mbola tsy nahazo 50M$ , BE zesta nandany vola izao minanemaniny lasa mitsindro zaoridira

5. terrywui
(
02/07/2010 13:21)
zesta fotsiny ny an'ny mpiondana chien de salon fa tsisy hapoaka e ! teri-kiho no betsaka fa pppfffff.... zero !!!!!! kely aina !!... zesta fotsiny de be taim-bava tsisy ainga akory