Vita ny fety zay fa :"TONGA NDRAY NY FAMPIJALIANA NY MPIONDANA MPANOHITRA ATO "

1. terrywui ( 27/06/2010 13:47)
de mihomana fa ho mafimafy noho izay nahazo anareo zay no omeko anareo manmboka anio !!
aza miteny ratsy fotsiny refa tsy mahazaka fa mivoaha moramora tato fotsiny!.....
novalian'i swann ny 28/06/2010 12:37
2. terrywui ( 27/06/2010 13:54)
hin hin hon hon hin h...ary itako elaisany roalahy lety nambosimbosika nem salade sy samosa teo ivelany teo iny a!!...iny anie no nahitako anareo mtsmy e!....rehefa voky sambos elaisany de mody nibetroka amzay !!
-- kay vao niseranan'ny Prà teo antokotany fotsiny de nirifatra sady niaritra hain'andro be teo !!sady nihogahoga otran'ny fanao ....
fa ny olo-manakaja nipetraka amboninahitra tao anatin'ny ambassade....koboko daholo anie laisany e !...

anotanio bazylou sy i annie2006 hoe taiza nareo efatra hoe !....tao anaty daba aho no namahana PA fa tsy vo-chargé avy taty antrano fa maika loatra ah ny hamonjy anle fotoana !!....
--rabatista no koboko voalo !....de koboko ndray rapika efa somary sambatsambatra zany lery !!... sady zahay letsy mbola nisy dia naleha de naleonay niala aloha a !..... tany amin'i jaojoby zahay nifety !!....
3. xxx3 ( 27/06/2010 16:36)
taiza ialahy rawix f'efa nojerenay tao @ ambasady,be pra be tao dia nanao lala poza indray ialahy an
4. AndriambyII ( 27/06/2010 17:59)


hin hin hon hon hin h...ary itako elaisany roalahy lety nambosimbosika nem salade sy samosa teo ivelany teo iny a!!...iny anie no nahitako anareo mtsmy e!....rehefa voky sambos elaisany de mody nibetroka amzay !!
-- kay vao niseranan'ny Prà teo antokotany fotsiny de nirifatra sady niaritra hain'andro be teo !!sady nihogahoga otran'ny fanao ....
fa ny olo-manakaja nipetraka amboninahitra tao anatin'ny ambassade....koboko daholo anie laisany e !...

anotanio bazylou sy i annie2006 hoe taiza nareo efatra hoe !....tao anaty daba aho no namahana PA fa tsy vo-chargé avy taty antrano fa maika loatra ah ny hamonjy anle fotoana !!....
--rabatista no koboko voalo !....de koboko ndray rapika efa somary sambatsambatra zany lery !!... sady zahay letsy mbola nisy dia naleha de naleonay niala aloha a !..... tany amin'i jaojoby zahay nifety !!....

Fa inona ary ty kôzy resaka kaly foana ity ra wuiwui ? he he he !! ndray ndray hafahafa be lé resak' i toi !
5. diloo ( 27/06/2010 21:31)
Voapaingotra ny guépe ka raide i Toi fa ilay kassav tsy techno dia tezitra ny pelaka dia izao efa J+1 dia mbola mi-vovozela foana sady rovitra mban'ny silipon''i Toi .lol.mdr.
Aoka leitsy miss-Terry voa kassavim-bitro zoukzouk-tsorika e!
6. terrywui ( 28/06/2010 08:58)
aza marary fo amin'iny fety milay letsy diloo fa mipetrah amzay a!......

alefaso ny vary be menaka ozy rabazylou zay ao ambany ao !!...... ze mahazera ny TGV eo no tohananay ....tena marina zany!! zaay tsy mitaingina soavaly reraka !!! soavaly bezesta sy miseho milay zany ee!!.....
7. swann ( 28/06/2010 12:37)


mihakely hery ny Antoko sasany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3792