IO ARY LE NOLAZAIKO ANAO TONTON.... jereo

1. terrywui ( 21/06/2010 09:35)
-Vao tamin'ny sabotsy aho no nilaza taminareo fa zavatra tsisy dikany io resaka TULEAR nahabe resaka be sy honohono anareo teto teo ireny hoe mihetsika ny atsy eee..mihetsika izarokatra ee... !wawawawa wowwouwouwouwo zahay anie mahay mandamin-draha e ....ny sasany zany defa nahita kintana mihitsy hoe zay vao hinanannengannn ireo androany fa "mihetsika daholo ny faritany" rehetra (jereo tsara anie ny phrases ndry zalahy ao ambvany ao e (mihetsika daholo ony ny faritany rehetra !) nefa koa ary anefa anie le tao Majunga ka resaka hafa mitsy no niasianle filaharana kely tao iny fa nilamm iany avy teo e!.....



nafahana tanteraka tsisy rahoraho ireo TOKOBE TELO: (Tsianihy, Marin, Rabeony, Jean Pierre Milison ), na dia nanao trakta ratsy be saika hampiady foko sy handranitra fiaviana aza
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:37
2. swann ( 21/06/2010 09:37)
mbola ho lavitry ny afo zany kitay hamindroana kouuuuuuuuu........


[imghttp://www.paranoland.com/emoticones-smileys/cat_icon/violent.gif][/img]




3. swann ( 21/06/2010 09:37)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1051