MAHARIKORIKO ny mijery ny hevitra avokan'ny FOZAORANA
1. falimanana
(
19/06/2010 19:20)
mankandoha ra wiwiwiwi fozaorana a!hipitsio tany!
2. pink
(
19/06/2010 22:19)
ireny ilay mitavana ny alahelom-bahoaka dia tsy mitsitsy resaka atao.
3. 3188
(
19/06/2010 22:43)
aza dia miresaka @ fa sao dia hifindran'ny aretiny eo kou isika rehetra,tsy norme mantsy hono nedala iny kou!
4. terrywui
(
21/06/2010 09:10)
mankandoha ra wiwiwiwi fozaorana a!hipitsio tany!
elah ndray tsy ahaleo ahy eto elah faly kely a !
-ny aina no matezĂ tsara fa mbola hiresaka eto isika ! elah ndray mahafinaritra ahy elah kah !........bizouuuuu
5. pikatti
(
22/06/2010 13:39)
Elah aza nibaradaka hotran'inona nanaovan'ny lery anelah tao koa hoe tsy mahalany a tsy mahalany , [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Mitady famindrapo sisa bainn klé
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.007