te hitovy @France

1. Mirananirina ( 16/06/2010 10:21)
Ary nahoana moa raha mba atao daholo izay ataon'n i sarko eh!te haka tahaka izay atao sy hitovy aminy ,nefa alavitra dia lavitra.
Ohatra fotsiny ry tgv
novalian'i locl ny 17/06/2010 09:09
2. pikatti ( 16/06/2010 11:11)

,nefa alavitra dia lavitra.
ka mpangalatahaka tsy mahay ny ahafaty azy , izao mialala ny fihaonana atao atsy @ Nosy Moarisy, ho hita eto ndray ny sinemà ho ataony
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
3. Mirananirina ( 16/06/2010 11:56)
ary naninona ilay ohatra nomeko no fafana???????????????????tsy hitako izay dikany ilay lohahevitra raha tsy miseho ny tiako hambara!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!Nisy teny ratsy sa nisy fanaratsiana olona tao???????????????????????
4. terrywui ( 16/06/2010 15:00)
niteny ratsy ndray zany mirana an ??...tsy mamafa dinika zany hery raha tsy nanao teny mamoa-fady tato ndry ! heinn nataon'i hery nahamay mirana !!!! petsa ndray kala androany zany !!! hin hon hin hon
5. locl ( 17/06/2010 09:09)
Tsy mamafa izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.064