te hitovy @France
1. Mirananirina
(
16/06/2010 10:21)
Ary nahoana moa raha mba atao daholo izay ataon'n i sarko eh!te haka tahaka izay atao sy hitovy aminy ,nefa alavitra dia lavitra.
Ohatra fotsiny ry tgv
Ohatra fotsiny ry tgv
répondu par locl le 17/06/2010 09:09
2. pikatti
(
16/06/2010 11:11)
ka mpangalatahaka tsy mahay ny ahafaty azy , izao mialala ny fihaonana atao atsy @ Nosy Moarisy, ho hita eto ndray ny sinemà ho ataony
,nefa alavitra dia lavitra.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
3. Mirananirina
(
16/06/2010 11:56)
ary naninona ilay ohatra nomeko no fafana???????????????????tsy hitako izay dikany ilay lohahevitra raha tsy miseho ny tiako hambara!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!Nisy teny ratsy sa nisy fanaratsiana olona tao???????????????????????
4. terrywui
(
16/06/2010 15:00)
niteny ratsy ndray zany mirana an ??...tsy mamafa dinika zany hery raha tsy nanao teny mamoa-fady tato ndry !
heinn nataon'i hery nahamay mirana !!!! petsa ndray kala androany zany !!! hin hon hin hon
