tsy hitako mitsy hoe inona iany ary ty mampifalifaly foana anareo e !.....

1. terrywui ( 15/06/2010 12:44)
ambany loatra manko le hevitra mba tonga ao antsainareo !! de ze daka baolina ve ry zalah no mampisahotakotaka be ny serasera.org tahak'izao ?
--sa ve mba misy fanantenana kely amin'ny mety ahazahoana Fitondrana amin'io daka bol io ve nareo ? ataovy andoha foana fa mbola "olon-dresy" anie nareo e!....hin hon hin hon her her her her








novalian'i terrywiui ny 15/06/2010 15:11
2. terrywui ( 15/06/2010 12:47)


---ataovy andoha foana fa mbola "olon-dresy" anie nareo e!....





de aza atao fitoeran'ny satroka fotsiny oa io loha io !!!
3. wxxx ( 15/06/2010 14:37)
Vavam-poza sisa hihihi
4. terrywui ( 15/06/2010 15:05)

AZA ATAO FITOERAN'NY SATROKA FOTSINY IO COCO ANLAH IO RY RAPIKA ZIGZAG BEKIRARO FROM A ! MBA AMPIASAO
5. terrywiui ( 15/06/2010 15:11)
MAHERY VAIKA BE INDRAY NY ZANAKY DADA .MANAIKY AHO E
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0947