tsy hitako mitsy hoe inona iany ary ty mampifalifaly foana anareo e !.....
1. terrywui (
15/06/2010 12:44)
ambany loatra manko le hevitra mba tonga ao antsainareo !! de ze daka baolina ve ry zalah no mampisahotakotaka be ny serasera.org tahak'izao ?
--sa ve mba misy fanantenana kely amin'ny mety ahazahoana Fitondrana amin'io daka bol io ve nareo ? ataovy andoha foana fa mbola "olon-dresy" anie nareo e!....hin hon hin hon her her her her