O le mena matahotra ny mavo ohhh

1. sitlo ( 13/06/2010 20:16)
Aiza kay no mety ahitana ny tonon'io hira io?
2. 3188 ( 17/06/2010 21:37)
tsy i bodo ve no mihira an'io ra tsy diso zah
3. maholisoa ( 28/06/2010 08:40)
Manao ahona,

Hiran'ny tarika antsaly notarihin'i Randafison izy iny.
tamin'ireny disque 45tours efa ela be reny no nahitako azy, tsy haiko hoe aiza no misy archiven'ireny zavatra ireny.

mazotoa
Maholisoa


tsy i bodo ve no mihira an'io ra tsy diso zah
4. sitlo ( 11/07/2010 01:47)
Tsy Bodo ka. Io tarika antsaly io angamba na dia fantatro tsara aza.

Henoko tamin'izaho nitaditady hira tamin'ny internet. Fa tsy tadidiko hoe taiza. Ilay miteny haingana be dia tsy arako.
5. maholisoa ( 13/07/2010 13:36)
Manao ahoana,

Tsy fantatro raha hira mitovy no hira resahintsika fa inty misy tonony haiko fony zaho 4 na dimy taona


o ry ampela mataho drano mavo (5)
horakorahy ray saha
petapetaho ray dihy
diaso aho mba hiaraka aminao o
ndao sika hiaraka va tsa ho tody e
diaso aho mba hiaraka aminao e

lalao ny alehantsika zareo (4)
any anaty saha misy azy
e e roy e
any anaty saha misy azy
e e lay e

lazao lazao eo anilan ny ampela
volivoleo voninkazo
ho lambolamboiny
aroso anaty vazy
rosoroso ny diantsika


be diso be angamba. misaotra fa nampahatsiaro ahy ny fahazazako
Mandrapihaona
Maholisoa




Tsy Bodo ka. Io tarika antsaly io angamba na dia fantatro tsara aza.

Henoko tamin'izaho nitaditady hira tamin'ny internet. Fa tsy tadidiko hoe taiza. Ilay miteny haingana be dia tsy arako.
6. ikaretsaka ( 22/07/2010 16:04)
haha be zahako fa "ranomavo" tokoa no nahalalako an'io, dia i Randafison sylvestre no nihira azy saingy efa hira tamin'ny faha mpanjaka izy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2145