de mbola mitady inona ndray e .....

1. terrywui ( 10/06/2010 10:56)
Mirehaka be ndray ao ambany ao ry Rapika sy ny namany fa hoe " MAIKA LOATRA I KLY RAYMOND NANDRAY DECISION E ouiéouyéeee.....ka miandry ze lohamboto manaraka handrava ny Fanjakana ndray ary e !!
'--alefaso ary ze alefa manaraka ndray raha nitsefotra i MOMO kely FIGN e


-dada alou aza antenaina fa oulonkafa angaha resahina an!!...
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 13:01
2. Djhamhal ( 10/06/2010 11:26)
trrrywui:
dada alou aza antenaina fa oulonkafa angaha resahina an!!...

aleo ndray ary i mama é! hi hi hi !!!
3. wxxx ( 10/06/2010 12:32)
Olon'iza no malaza alefa eo ??? Rajoelina nandrava dia lasa nitsoaka dia iza ??? Dada ihany no tena mampivadika ati-doha ny FATY efa taona iray sy tapany teto , asaivbo miverina aloha ilay fozalahy raha tena lahy tokoa hoe jerevana !!mba mety manao score 5% hi hi hi
4. wxxx ( 10/06/2010 12:32)
Olon'iza no malaza alefa eo ??? Rajoelina nandrava dia lasa nitsoaka dia iza ??? Dada ihany no tena mampivadika ati-doha ny FATY efa taona iray sy tapany teto , asaivbo miverina aloha ilay fozalahy raha tena lahy tokoa hoe jerevana !!mba mety manao score 5% hi hi hi
5. pikatti ( 10/06/2010 13:00)
Matinareo i Andrikely klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
6. Mirananirina ( 10/06/2010 13:47)
"ka miandry ze lohamboto manaraka handrava ny Fanjakana ndray ary e !! "
terrywui,saotra anao niteny io teny mahafinaritra io.hay ve ka rehefa mandrava na nadrava fanjakana dia lohamboto eh!hihihi.Aoka hahatsapa tena izay voa
7. terrywui ( 10/06/2010 13:56)
iééééé...ry mirana a!!! otranle nataon'i dada tamin'ny 2001-2002 ireny zany anie e!! ni - passe izy tamreny fa ny tamity no tsy laniny ! merci mirana nahatadidy !...
8. Mirananirina ( 10/06/2010 14:09)
possible hoe nikomy sy nanao fihetsiketsehany ry zareo t@2001 sns...fa lery ary ve lasa filoha tsy nofidiana sa ahoana???Nanolotena hoe za no presy nareo.sr RAD nareo tsisy nifidy.hihihi
9. terrywui ( 10/06/2010 14:12)
eh eh eh eh MIRANA tadidio fa TSY LANY antsasamanila Ravalo dada tamin'ireny fa nanao boto force be nankeny a mahamasina nanao investiture tamikery indroa mihitsy 5fev sy 10marsa angah izy zay a!! alao hazava tsara le resaka !!!!
10. Mirananirina ( 10/06/2010 14:18)
terrywui,hay ve nisy an'izany tany t@io,firy % ny azony ary.
11. terrywui ( 10/06/2010 14:23)
tsy ampy antsasa manila oa fa mijere archives mirana de ahita ny marina !! f'angah neverinao fa voafidimbahoaka i DADA ry mirana ? Tsia dia Tsia tompokovavy !!....
12. gassmilay ( 10/06/2010 14:37)

terrywui,hay ve nisy an'izany tany t-at-io,firy % ny azony ary.
lol
100% capsat 0%malagasy izay no azon'i Rajoelina, hitako eto izao fa hisy hitomany indray any ho any
13. terrywui ( 10/06/2010 14:39)
ny an'i gassmilay resaka fanatique sy fanaratsiana be fahatany kouuuuu....ataovy na jereo ze sondage nataon'ny oul anie de ho hitan'i gassmilay oe aoana ny tena fandehany e
14. gassmilay ( 10/06/2010 14:42)
Ny mahatonaga ahy hiteny an'io dia tsotra fotsiny , tsy nandalo fifidianana io tetezamita io koa milaza fa filohan'ny Malagasy rehetra TSIA filohan'ny tetezamita , dia manaiky aho
15. terrywui ( 10/06/2010 14:45)

Ny mahatonaga ahy hiteny an'io dia tsotra fotsiny , tsy nandalo fifidianana io DADA io koa milaza fa filohan'ny Malagasy rehetra TSIA filohan'ny FITO taona lasa izy, dia manaiky aho


ny tenin'i gassmilay ihany no averiko
16. gassmilay ( 10/06/2010 15:00)
Dia izao ary raha manaiky ianao fa filohan'ny tetezamita i Rajoelina dia fantatrao ve inona no tanjona ataon'io tetezamita io??? hazavao ahy kely hoe fa misy zavatra tokony voateninao ny accords rehetra izay nitranga , mihaino anao ..
17. 3188 ( 10/06/2010 16:55)
aza petsaina be loatra i ra wiwi fa mandositra eo kou io,i bazilou aza efa lasa
18. terrywui ( 10/06/2010 19:41)
Ny tena tanjon'io tetezamita io raha tena tian'i gassmilay ho fantatra de izao :
--hanala an'i dada teo fotsiny alou no tarigetra voalo satri tena ni monopolize ny ny toekarena ary niha tsisy asa ny pokna rehetra !!
--refa afaka tanteraka i dada ka tsisy raorao intsony hiditriditra eto M/car de miala moramora amzay ny TGV !...
--raha mbola miaodiaody eny atsisindranomasina mitady hiditra eny ndray de paingorina tsotrizao fotsiny de faizina mafy atao minanenganony vao alefa mitaingina bidon miverina any anaty ranomasina hon hon hon hon hon
19. pikatti ( 11/06/2010 13:01)
Kofona mintsy elah tato zany rawix nanaovan'i gassmilay anela klé, tena namboarina tsaratsara , moramora ihany leisy gass fa sao tsisy fanalàna ny bandy klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0466