TELECHARGER Projet d'Accord Pour la Fin de la Crise Malgache

1. vatofototra ( 19/05/2010 09:10)
TELECHARGER Projet d'Accord Pour la Fin de la Crise Malgache - Pretoria 2

- Le GIC a repris en main le dossier Madagascar, il a déjà proposé aux 4 Chefs de fil les documents préparatoires pour la prochaine rencontre à Pretoria.

- TELECHARGER Projet d'Accord Pour la Fin de la Crise Malgache - Pretoria 2


http://www.vatofototra.com
novalian'i pikatti ny 20/05/2010 00:31
2. nytsiry ( 19/05/2010 10:00)
ary toa mamputo+addis abeba +pretoria ihany ilay izy fa nesorina fotsiny ny co president an !
d ho hita ero injay iza no hanaiky hidinika an'io
ary raha manaiky i rajoelina d everiko fa hiverina hilatsak indray lery satria izy dia mivadika isanandro ny heviny !
tsy handeha fa alefa e mail ny valiteny ouz rajoelina d avieo lasa sy tonga nanatrika ilay fivoriana indray,amity ndray d tsy hilatska fa reeefa nanaiky nivory indray amin' ilay pretoria2 d hilatsaka indray "reefa nojerena fa ho tombotsoam-pirenena" izany
hahaha
otsan'ny efa voavinavinako sahady ny hataon dranamana io
kasoka kapila wa eeeeeeeee !
3. dadabe ( 19/05/2010 11:19)
:^)
4. bazylou ( 19/05/2010 18:04)
tsy misy dikany intsony iny e, efa lany daty
5. Toumba ( 19/05/2010 21:33)
AZA OMENA TSINY I BAZYLO E I LERY ANIE ENY @ MAISON DE RETRAITE NO MIPETRAKA FA MARARIN'NY ALZAIMIERA LERY ,MIRARY FAHASITRANANE LESY BAIN AN
6. pikatti ( 20/05/2010 00:31)
otsan'ny efa voavinavinako sahady ny hataon dranamana io
kasoka kapila wa eeeeeeeee !
:-D :-D :-D
Hamono tena , aiza e :-D :-D hirotsaka , aiza e :-D :-D hitsoaka aiza e :-D :-D hisara-bady , aiza e :-D :-D "tenin-dehilahy" =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0619