Voan-dalana avy @ Atoa THIERA BRUNO
1. NathalieRabe
(
16/05/2010 12:36)
http://www.youtube.com/watch?v=-zztFz0m5uQ
Efa nambarako anareo teto foana fa manameloka ny herisetra ataon'ny miaramila aho , nolazaiko hatrany hatrany izany @ maha-ministran'ny serasera ahy , isika vahoaka ianao ,izaho ,isika rehetra dia mahazo maneho ny heviny avokoa
Manameloka tanteraka iny fihetsika niseho teny @ Radio fréquence plus iny ny tenako, ary manameloka ny mpaniraka na iza io na iza

novalian'i diloo ny 17/05/2010 10:44
3. diloo
(
16/05/2010 14:28)
Sssss! Basy na tafondro foana no mba hain'ny HAT. Tsapa fa matahotra ny ady hevitra, n'inon'inona atao, dia ny herisetra foana no aseo: satria manana basy angaha.
Izao izany ilay DEMOCRAZY filamatra ny HATIKENAM-PATIM-BITRO mitsilany ao anatin'ny farihim-pacmanim-poza.Ntss.
Ny razamben-dreo anie hanameloka azy ireo.
Masina ny Tanindrazana.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/gerbe2.gif[/IMG]
ity ny sakafonareo foza, dia mbola ho avy eo ny manaraka.
Tena FATINALIKA mihintsy ireto FIS-TAY ireto marina an! :evil:

4. diloo
(
16/05/2010 14:31)
Soa ihany ianao ry Nath mba mikarakara ny Artista malagasy, hafahana manadino ireo FOZAMPATY ireo.
:* .Merci e!
:* .Merci e!
6. Mirananirina
(
17/05/2010 08:57)
Efa nambarako anareo teto foana fa manameloka ny herisetra ataon'ny miaramila ahoary herisetra ataon'ny civil angaha tsy melohinao ry nath hihihi...