Voan-dalana avy @ Atoa THIERA BRUNO

1. NathalieRabe ( 16/05/2010 12:36)
http://www.youtube.com/watch?v=-zztFz0m5uQ

Efa nambarako anareo teto foana fa manameloka ny herisetra ataon'ny miaramila aho , nolazaiko hatrany hatrany izany @ maha-ministran'ny serasera ahy , isika vahoaka ianao ,izaho ,isika rehetra dia mahazo maneho ny heviny avokoa
Manameloka tanteraka iny fihetsika niseho teny @ Radio fréquence plus iny ny tenako, ary manameloka ny mpaniraka na iza io na iza

novalian'i diloo ny 17/05/2010 10:44
2. ndotofetsy ( 16/05/2010 13:22)
http://www.youtube.com/watch?v=00o9vxaHOfs

io koa milay be an

=)) =)) =)) =)) =)) =))
3. diloo ( 16/05/2010 14:28)
Sssss! Basy na tafondro foana no mba hain'ny HAT. Tsapa fa matahotra ny ady hevitra, n'inon'inona atao, dia ny herisetra foana no aseo: satria manana basy angaha.
Izao izany ilay DEMOCRAZY filamatra ny HATIKENAM-PATIM-BITRO mitsilany ao anatin'ny farihim-pacmanim-poza.Ntss.
Ny razamben-dreo anie hanameloka azy ireo.
Masina ny Tanindrazana.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/gerbe2.gif[/IMG]
ity ny sakafonareo foza, dia mbola ho avy eo ny manaraka.
Tena FATINALIKA mihintsy ireto FIS-TAY ireto marina an! :evil:
4. diloo ( 16/05/2010 14:31)
Soa ihany ianao ry Nath mba mikarakara ny Artista malagasy, hafahana manadino ireo FOZAMPATY ireo.
:* .Merci e!
5. pikatti ( 16/05/2010 15:12)
Milay izany e, raikitra ndray ny vazomanonja =D =D =D =D
6. Mirananirina ( 17/05/2010 08:57)
Efa nambarako anareo teto foana fa manameloka ny herisetra ataon'ny miaramila aho
ary herisetra ataon'ny civil angaha tsy melohinao ry nath hihihi...
7. diloo ( 17/05/2010 10:44)
herisetra ataon'ny civil

ie i ramarosokina be tsilombava.=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4216