REGARDER VIDEO Fanambarà na Hetsiky ny mpitondra fivavahana
1. vatofototra
(
08/05/2010 18:49)
REGARDER VIDEO Fanambaràna Hetsiky ny mpitondra fivavahana 08 mai 2010
Vaovao malagasy :
- Nandritry ny fotoam-pivavahana nataon'ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana teny Antsonjombe ny 08 mai 2010 dia nangataka ny fialan'ireo mpitondra amin'izao fotoana izao izy ireo.
Voir également :
- journal télévisé version française : débandade dans les zones franches
- Madagascar s'enfonce dans la crise - Afrique Presse TV5
Au sommaire :
- Nigeria : la mort du président uMaru Yar'Adua.
- Madagascar, la crise politique s'éternise
- Centrafrique : à quand l'élection présidentielle ?
Invités :
- Anne Dissez, Continental
- Laurent d'Ersu, La Croix
- Jean-Baptiste Placca, éditorialiste
- Denise Epoté, TV5MONDE
Présentation : Assane Diop.
Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces
http://www.vatofototra.com

novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:05
2. Noue
(
08/05/2010 20:15)
- Nandritry ny fotoam-pivavahana nataon'ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana teny Antsonjombe ny 08 mai 2010 dia nangataka ny fialan'ireo mpitondra amin'izao fotoana izao izy ireo.miala @ zay ianareo ry foza fa ampy zay fampijaliana ny malagasy nataonareo zay aaa !!!
merciii Vatofototra aa :-*
3. terrysaina
(
09/05/2010 17:16)
fitondrana efa azonay ka omenay eo indray ,fa ianareo vahoaka ve mitapy e,vao nanomboka ny tolona dia vahoaka be efa presque 2millions sur 5millions eto tana no nanohana an'i tgv en plus ny karamanay efa presque 85millions FMG ka hiala ,manginy fotsy ny bizna etsy sy ero
5. pikatti
(
09/05/2010 23:05)
ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana teny Antsonjombe ny 08 mai 2010 dia nangataka ny fialan'ireo mpitondra amin'izao fotoana izao izy ireo.
Aleo mihitsy hanarin'olona rehefa bandy tsy mahalala fomba , miala refa tsy mahay miaina, ary aza be famaritra eo fa ingahy ihany no nahtonga ity Madagasikaro latsaka ao anatin'ny haizina tanteraka :lol: