Misitri-belona daholo marina e
1. tgvafond
(
07/05/2010 15:59)
Certains ministres semblent prévenir qu'ils ne plieront pas bagages malgré la formation de ce gouvernement militaro-civil. « Quoi qu'on fasse, le résultat sera le méme tant qu'il n'y a pas reconnaissance internationale. Donc, ce n'est pas la peine de changer l'équipe déjà en place. », persistent certains membres du gouvernement de Camille Vital.
Efa very fanantenana mafy anie ry zareo izany e, tsy hita intsony ity izay fika kely hanondinana saim-bahoaka ,mifandrotsirotsy sy mampahery tena samirery ao fotsiny sisa izy mianakavy kely, minadry valin-kitsaka
Mody dradradraina fa mbola be ny vola e, tsy nisy nanontany akory anefa fa dia milaza fa efa tsy ao , ny karaman'y mpitsabo efa tsy voaloa :roll: ny vatsim-pianaran'ny mpianatra efa tapaka :roll: ny vola hividianana ppn efa tsy ampy tsisy zavatra tonga firy intsony avy any ivelany :roll:
Ka hoy ihany izany ny ministrareo hoe na handeha bamin'ny lohanareo hono tsy lasa io e

novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:59
2. esserra
(
07/05/2010 16:10)
minadry valin-kitsaka
Décision européenne avant le 15 mai.Le Conseil de l’Union européenne devrait trancher sur le cas de Madagascar avant le 15 mai, probablement le 9 ou le 10 mai, a déclaré à l’agence de presse Bloomberg un responsable auprès de la Commission européenne sous couvert de l’anonymat. Le Conseil devrait, entre autres, décider de la clôture de la consultation avec les autorités de fait et de la suspension des programmes des 9e et 10e Fonds européens de développement.
Miandrasa kely aloha fa aza dia laniana diaeny ny mialoha ny ranomaso :lol: be mantsy ny ho diso fanantenana , plan B ihany dia lasa tsika :-D :-D :-D
3. Noue
(
07/05/2010 16:12)
mihomana ry tgvendrana isany fa efa akaiky ny ora aaa ! ampy zay fampijaliana ny olona nataonareo zay eee !!!
4. esserra
(
07/05/2010 16:23)
Aiza koa hatramin'nt tgv serasera avy no tsy mahita lazaina intsony , ny sasany manao boloky , ny an-kilany indray menatra ny hivoaka , misy rahateo no efa nisitri-belona namono tena o^o , eny e, fantatray ny fahorianareo , mahamenatra izany hoe tgv izany, mbola ahiratra ihany ny masonareo fa dia aza atao tara loatra :@
5. locl
(
07/05/2010 19:12)
O ry essera, gasy hoatratsika anie izy ireo e! Mamelà ny helony fa maty ny fitiavam-bola sy fankahalana ary fialonana izireo
6. fijo
(
07/05/2010 19:29)
efa mazava be io voalazan'i alain andriamiseza io.'tsy hisy fihovana mihintsy eo,rah atsy mahazo ny fankatoavana avy any ivelany"
rah adinihina izany,dia ef amihaiky ry zareo fa tsy hisy rah amanjary izany eo,fa avelao aloa ihinana ny efa eo.izay no etna dikan'io voalazany io.
rah adinihina izany,dia ef amihaiky ry zareo fa tsy hisy rah amanjary izany eo,fa avelao aloa ihinana ny efa eo.izay no etna dikan'io voalazany io.
7. diloo
(
08/05/2010 16:49)
ny an-kilany indray menatra ny hivoaka
Tsy ny eto @'ny sera no maha lasa eritretra, fa ilay rangahy kibotaina nanambara ampahabemaso, fa ho ataony mahalala ny anarany i Madagasikara: tsy izy izany fa rasariloty.
Toa tsy re firy lery. Sao dia nisaron-doha ny silipo masisony hiafenany kle.=))=)).
Sady mifemaka ny FIGANY(FIGN) lery.=)).Izany rehefa te anao ratsy sy mampijaly vahoaka ko!
I ramarosokina koa atsy ho atsy dia mbola ahazo ny anjarany. Bandy tsy MADIO iny bandy iny, fa maimbo FATY. :wink:
8. pikatti
(
09/05/2010 23:59)
Sao dia nisaron-doha ny silipo masisony hiafenany kle.=)):-D :-D Ao milevim-belona ao marina , lazain-dry zalahy fa nisy tonga teny Ambohitsirohitra tany mantsy ny ao @ gouvernemanta ao mandrahona fa raha asorina dia tsy hanaiky o^o , voalaza ihany koa fa izy rehetra hay izy io, izay no heno fa nahatonga ilay fahatarana 48 h
Sady mifemaka ny FIGANY(FIGN) lery. =)) =)).