andry rajoelina
1. fijo
(
06/05/2010 20:53)
ny "filou" ve no adala,sa ny olona manaiky rebirebeny?????
mipetraka io fanontanianaio hoan'ny gasy amin'izao toedraharaha izao.
efa hiaraha mahalala tsy takona hasitrika intsony ny resabe sy fivarotana sakabeloha ,atao ny vahoaka malagasy.
mahagaga anefa ,fa mbola tsy taitra sy tsy misy mihetsika ihany ny vahoaka fa mbola manaiky hiaran'izany eo.ka ilay "filou" ve no mahay sa ny vahoaka no vendrana???

novalian'i milamm ny 09/05/2010 14:04
4. milamm
(
06/05/2010 21:38)
efa betsaka ary mitombo andro aman'alina ny misokatra maso fijo a,ny lesona azo tsoahina de tsotra
- lavanify aloha tsy manana credibility-na leadership n'aiza2 (na @ sivily na rasily,internasionaly),tsy atidoha fa marionety
- tolona ady @ famoretana miaramila no nisy tsy ilaina ny miaramila no averina hitazona ny fitondrana
- ny integrity nasionaly no tsy ao sy ny unity( ny rehetra na mpitarika io na tarihana,na antoko na tsia),raha milamm ireo dia mora ny mamaha ny olana manaraka

5. pikatti
(
06/05/2010 23:14)
ny "filou" ve no adala,sa ny olona manaiky rebirebeny?????
Io hotran'ny any @ tany tsisy fanjakana na fanjakan'i Baroa( totalitarisme, dictateur...) tsy mitovy ny hery miasa , omeo basy koa anie ireo vahoaka tsy faly ireo dia ho hitantsika,
Io fanampotseran'ny CI io izao no tena tsy zakany ary io izao no handresy an-dry zalahy , kanefa iny kosa tsy maintsy mandeha @ ambaratonga, sady nandany fotoana teny foana ny FATY , ny film dia ny hanadinoina tanteraka ny anR8 ,ny hazahoany tsimoramora ilay reconnaissance ,diso paika anefa nedala
Ary ny legalista dia tsy voafandrika ny hanaonao foana satria fantany fa tena ho vao maika meloka ny hataony raha entina an-keriny io,(aleo ny tafika ho lany andro mimenomenona ao rehefa tsy handray ny andraikiny)
Izay angamba no hanampiako kely ny hevitra izay efa nolazain'i milamm io
6. diloo
(
07/05/2010 00:46)
mahagaga anefa ,fa mbola tsy taitra sy tsy misy mihetsika ihany ny vahoaka fa mbola manaiky hiaran'izany eo.ka ilay "filou" ve no mahay sa ny vahoaka no vendrana???
Efa misy fihetsehana ary mbola sy hiseo @'izay ny fihetsehana fa tsy vendrana izany ny vahoaka:
Par MDC 04-05-10:
Nanao valandresaka hoan’ny mpanao gazety ireo olo-be avy any Toliary. Taorian’ny Hazolava I sy Hazolava II nampanenoan’ireto zanak’atsimo ny lakolosy fanairana ny fitondrana Fat, dia nihetsika izy ireo ao anatin’ilay antsoina hoe : « hetsik’i Toliary ». « Raha miniana manatsangana izany governemanta izany i Andry Rajoelina dia hanangana koa izahay any Atsimo » hoy Robert Razaka, ianareo eto Antananariro no manaiky izany fa tsy izahay hoy ireto mpandahanteny.
Ireto ireo zavatra notakiany tamin’izany :
* Fanatanterahana ny fihaonam-bem-pirenena
* Ny miaramila sy ny mpitsara dia tsy tokony hanao politika ary tsy tokony hiditra intsony ao anaty antoko politika, indrindra ny fandraisana anjara amin’ny governemanta hatsanagana.
* Tsy tokony hisy intsony ny « dialogue à sens unique »
* Fanajana ny fifanarahana efa niaraha-nanao sonia tany Maputo sy Addis Abeba.
* Fandravana haingana ny governemanta Vital sy ny Fat
Ny tsapa dia hita efa mihetsika daholo ny faritra rehetra tsy manaiky ity Fitondrana miziriziry hitondra samy irery ny tetezamita ity. Amin’io faran’ny herinandro io ihany koa dia hihetsika ny faritra antsinanana. Tantara mitohy ity… :wink:
7. diloo
(
07/05/2010 01:07)
Vahoaka tsy vendrana:
Mitohy ny hetsika:
Tandem Kung Fu – FTSV : A la conquéte d'Ambohijatovo ce jour ! PDF Imprimer Envoyer
Jeudi, 06 Mai 2010 20:48
« Plus question de faire machine arrière. Il y va de l'avenir du pays qui plonge de plus en plus dans le gouffre. C'est pour cela que le « Fikambanan'ny Tanora Sahy Vonona » a décidé d'organiser vendredi (c'est-à-dire ce jour), un meeting à Ambohijatovo pour marquer notre détermination à trouver une solution à la crise», a fait savoir Isaac Mamonjisoa, lors de la conférence de presse qu'il a tenue hier après-midi. Le président national du FTSV d'annoncer que « des politiciens seront présents pour l'occasion à Ambohijatovo ». A son corps défendant de dévoiler leurs noms pour jouer sur l'effet de surprise. Des pratiquants de Kung Fu – représentés lors de la rencontre d'hier avec la presse – seront également de la partie. « Ils ont aussi décidé de répondre à l'appel des forces armées et de la FIGN en particulier. Ils formeront un tandem avec le FTSV à Ambohijatovo où nous invitons tout un chacun à venir effectuer avec nous, un grand pas vers la sortie de crise ». Reste à savoir si le tandem Kung Fu – FTSV aura accès au site baptisé en 2009 Place de la Démocratie.
Didi R.
:wink:
8. Samijao
(
07/05/2010 07:17)
fijo:
ny "filou" ve no adala,sa ny olona manaiky rebirebeny?????
mipetraka io fanontanianaio hoan'ny gasy amin'izao toedraharaha izao.
efa hiaraha mahalala tsy takona hasitrika intsony ny resabe sy fivarotana sakabeloha ,atao ny vahoaka malagasy.
mahagaga anefa ,fa mbola tsy taitra sy tsy misy mihetsika ihany ny vahoaka fa mbola manaiky hiaran'izany eo.ka ilay "filou" ve no mahay sa ny vahoaka no vendrana???
Hita fa enao mits no tena vendrana fa ts vahoaka malagasy akory fa ialatsina indrindra. Efa hiaraha-mahalala izao efa an-dàlam-pamahana ny crise ny fitondrana fa mahagaga mits fa odinao ts hita ilay iz.
9. ravatorano
(
07/05/2010 09:33)
"andalampamahana ny krizy ny tatezamita" hoy Samijao !
aiza anefa izany toa miovaova foana ny fandehany
ilay resaka teny ifampierana izay nentina sy nilokalokana fa hoe tsy hiala amin'iny izao lasa notsipahinja indray fa dia hisy indray zany ny referendum constitutionnel amin'ny 12 aogositra ho avy izao
dia ahona indray io ?????
tsy mazava ilay izy ary hatramizao ny fanjakana mitondra amin'izao mbola tsy nilaza ny heviny momba io fa dia mienoeno fotsiny
Izay tsy miteny manaiky ô !
d ahoan zany ???????
sa izay ilay politikan'i FAT

10. pikatti
(
07/05/2010 12:18)
* Fanatanterahana ny fihaonam-bem-pirenena
* Ny miaramila sy ny mpitsara dia tsy tokony hanao politika ary tsy tokony hiditra intsony ao anaty antoko politika, indrindra ny fandraisana anjara amin’ny governemanta hatsanagana.
* Tsy tokony hisy intsony ny « dialogue à sens unique »
* Fanajana ny fifanarahana efa niaraha-nanao sonia tany Maputo sy Addis Abeba.
* Fandravana haingana ny governemanta Vital sy ny Fat
Raha ilay resaka nataon'ny GEMGAN sy ny ZANDARIMARIA NASIONALY aloha toa misy miolanakolany ihany satria tsy voafaritra tao tokoa raha ireo izay te-hitondra ny anjara birikiny hoy ry zalahy dia azy manokana izany fa izahay mpitazana fotsiny , izany hoe tsy nolazainy raha mila miala ireo rasily-ministra :roll:
Efa nisy akono aloha iny hafatra nolazain-dry zalahy manam-boninahitra sy manam-boninahitra lefitra( FIGN sy 1er RFI..)
11. pikatti
(
07/05/2010 12:22)
aiza anefa izany toa miovaova foana ny fandehany
ilay resaka teny ifampierana izay nentina sy nilokalokana fa hoe tsy hiala amin'iny izao lasa notsipahinja indray fa dia hisy indray zany ny referendum constitutionnel amin'ny 12 aogositra ho avy izao
Firy2 moa ny resak'io rabitro io no nisavoan-danitra e???
Raha olona toan'itony kosa hoy ratsy iraka izay dia aleo tsy misy, nenina ho an'izay niterak'azy :lol:
16. diloo
(
08/05/2010 17:12)
FTSV
Vahoaka fopla mpamadika palitao, bazilozotra fisainana ireo FTSV ireo. Opportunistes be! Hitandreo fa tsy mamokatra ilay TGV tsy misy herin-jiro, dia mody hoe hanakiana an'i rabitro.
Allo rabazi, misamina ve elah etsy ambany etsy e! Tsy misy mpanao kombiai.=))
Tongava marina elah eto, fa ilaina ny fou du roi-mpoza atao fihomezana.Au moins elaha afaka mikonetaka sy manao Joe le Dalton.Dia i lazadaddy no atao rantanplan.=))
17. bazylou
(
08/05/2010 17:40)
tsy misy reny manenina izany eto an tany nany aliak aza tsy manenina ny navoakan'ny kibony ry dondrom belona isany a,,
vive tgv
vive tgv
18. milamm
(
09/05/2010 14:04)
in no mampikorapaka anla ry bazy a,zao efa korotaniny sivily sy rasil ary ny vondrompirenena samihafa any ivelany zao ny fat de asaivo ampisehoany fa mafibe ary izy mahay mamaha zany olana zany,zay ihany io fa tsy misy bvava alohany manao zv :-D