Efa tazako ihany aloha lay fanambarana, fa ilay resaka ny 7 febroary 2009 ny ao ry akama , ilaina foana aloha e, aiza ireny hoe tsy maintsy ho tsaraina haingana iny aloha,marina fa ialahy no tena mpandainga sy mpihatsara velatsihy rabitro a, izao ialahy mitsoaka tsy mety hidiran'ny mpanao enkety , 8O 8O , fa iza no tadidio tsy mankaiza eo ialahy