SOS

1. AndriambyII ( 02/05/2010 23:25)
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!
novalian'i nilex ny 10/05/2010 11:08
2. niryna ( 06/05/2010 20:10)
AndriambyII:

Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!

dia tsy fantatro aloha ny tianao tenenina fa raha ny zavatra kely mba fantatro dia misy nomeraona telefona azo antsoina aty aminay rehefa miantso vonjy izahay 911 no anaran'izy io ary ny baiboly koa dia manana
911 Emergency HolyBible

Na inona olana amin'ny fiainana,na inona zavatra urgent mahazo anao dia afaka miantso an'Andriamanitra hianao

3. nilex ( 10/05/2010 11:08)
Ny azoko hambara dia izao e,ATra dia marina ary izy no dokotera mahay indrindra ka raha mino ianao fa mahay manasitra na Izy dia ho sitrana ny mararinao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067