resaka ka resaka

1. bazylou ( 30/04/2010 20:16)
Fa zany le8 izany aloha dia tsy ho tafaverina tsony eto Mada e.
Raha tsy hoe efa maty lery.........lollll

Le tena fifanarahana efa vita ela ary tsy nisy an le8. Lool
novalian'i milamm ny 02/05/2010 12:01
2. vatofototra ( 30/04/2010 20:26)
REGARDER VIDEO Journal-Ravalomanana optimiste - Roindefo septique 30 avril 2010


- Ravalomanana optimiste pour la sortie de crise
- Monja Roindefo pose beaucoup de question pour l'éfficacité d'un éventuel accord


TELECHARGER Contre proposition Ravalomanana - Projet d'accord

TELECHARGER Projet d'accord proposé par la France et accepté par Rajoelina

TELECHARGER Décision Union Européenne et Accord de Cotonou

Voir également Fil Infos 30 avril 2010 :

- RFI Afrique midi
- Interview Guy Rivo Porte parole de Ravalomanana

Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
3. pink ( 30/04/2010 21:21)
bazylou:

Fa zany le8 izany aloha dia tsy ho tafaverina tsony eto Mada e.
Raha tsy hoe efa maty lery.........lollll

Le tena fifanarahana efa vita ela ary tsy nisy an le8. Lool



tsy TGV no mibaiko izao ary ny hevitry bazylou tsy heviny ny mpikarakara.
Izao porofo fa tena olona tsy mandalina ianareo.

4. zoam ( 30/04/2010 21:25)
i tgv efa hiongana hoazy tsy mila mpanongana akory ve no mbola hilaza izany
5. pikatti ( 01/05/2010 00:20)
Le tena fifanarahana efa vita ela ary tsy nisy an le8. Lool
:lol:
Tratra elah rabazilozitra klé, ahoana aloha le hoe tsy ampy amidin'ny SADC marina ny renin'elah e :-D
6. ndotofetsy ( 01/05/2010 23:00)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. milamm ( 02/05/2010 12:01)
le fankahalana be fahatany an'Atoa Ravalomanana ry le bazy tsy mankaiza a,efa ela nge zay no naniriany lisany sy ny frantsay hamotehana azy zao sy tsy mahatan-damba fa lasa mila resaka aminy tany afrika atsimo,zao fotsiny aleteho ao anaty lohanlisany raha tsy teo io lehilahy nofidim-bahoaka io de efa ela no lasa sous-protectorat frantsay @ endrika vao2 indray M.kara tsy mety tanteraka izany satria mbola ao Atoa Ravalomanana izay ekeny firenena hafa rehetra any ivelany teny na tsy amperin'asa intsony aza(manana ny maha-izy azy izy zany eo anivony izao tontolo izao , ary i lavanify filohany barbouzes iza no mihaino azy????)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.056