Barette RAM

1. neo83 ( 16/04/2010 08:03)
Salama avokoa,

Ahoana kay no amantarana raha misy olana ny barette RAM ? fa miredemar' tampoka amin'ny tsy ahoana izany i pc ato dia mandagin' be

Merchi
novalian'i nilex ny 16/04/2010 11:11
2. nilex ( 16/04/2010 11:11)
salut,andramo soloina ram hafa de méme type aloha ka raha tsy miverina ilay probl dia maty izany iny ram iny.
Tsy voatery ho ram anefa an fa mety ho alimentation koa ,andramo soloina ihany koa.mety ho HDD efa manomboka ho simba ihany koa,ary farany mety ho systeme d'éxploitation mihintsy no simba na tratran'ny virus.
Possibilité daholo ireo ka azo andramana fa tsy miala amin'ireo io e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1881