llllloooooolll, hitanao izany
1. bazylou
(
07/04/2010 12:42)
Jereo le info an i vatoft io ambany io
Ry gasy kely, lazaina fa za no mandainga rehefa manome info. Io ho aho
tsy amelan ny frantsay io. Ary aza be konetaka fa mbola holavitra ny aleha,
mbola ho mafy noho io le atsy ho atsy.
Vive tgv
novalian'i bazylou ny 09/04/2010 11:03
3. rijadolly
(
07/04/2010 14:54)
Misaotra bazylou fa efa hita se aloha fa tena manaraka ny vaovao alefan' Vatofototra na dia manaratsy izany isan' andro aza.
Fitsapana alalin' rano io, Politika efa fantatra fa io foana ny fombany. Ra vao matory eo dia lasany tanteraka indray ary dia @ 2060 indray mihaona.
Mbola tsy vita ny fifanarahana ary mazava fa tsy hanankery ny fifanarahana ataon' Fitondrana HAT. Indrindra moa ka manohitra mafimafy ny vahoaka mahatsapa fa efa ho 100 taona izay no niharahana taminy, nefa tsy lasa e!, Ny mpitondra Gasy foana no lazaina fa tsy mahay mitantana sy hoe mampahantra ny Gasy nefa ny fatorana atsy ambadika mamatotra ihany.
Tandremo koa ty, Izay mihetsika eo ka miseho hoe tsy misy idiran' politika ny fitakiany (na miseho leo politika ), dia tadidio tsara ty teniko ty: Na ho 100 euro aza ny karama ambany indrindra dia vitany ny manome izany fa saingy ampifilafilainy nefa omeny ihany mba hatory tsara hoe mihezaka ny Fitondrana tohanany. Ny mpiasan' inona hoy ianao zao no efa mangina? anjaranao no mitsara.
Taranaka any amin' 2030 dinihina ny hanjo azy tahaka tsika tamin' 1980 nefa mba nihezaka ihany ireo maty tamin' 1947 mba hanafaka ny taranany.
MBOLA TSY TARA fa fitsapana alalin' rano io ry bazylou a!

4. diloo
(
07/04/2010 15:34)
Tsy blem anie lety raha te hilelam-b...ny vozongo ela sy bitro e!
Tsara izy makana hafahany mihomana ny trano hipetrahany atsy ho atsy.
Ny anay dia ny fierté ho fitsinjovana ny maha malagasy tsy mila miondrika sy milelaka ny faladian'ny vazaha, ho fanajana ireo mpiray Tanindrazana izay namoy ny aina tamin'ny 29 mars 1947 ho fahazoana ny Fahaleovantena an'i Madagasikara.
Tsy matim-kambo ho vazaha toa an'ela faly petrahan'ny fotombenam-bazaha.
Ny tgv an'ela tsy manana légitimité akory tahaka ny vahoaka 40 000 nivory tamin'ny alatsinainy Paska teo nokarakarain'ny HMF.
Mijanona any ela ho ataon'i le pen sy ny FN mpiasa rmiste.
Izahay dia malagasy sy fière d'étre malagasy, f'ela vazaha tsy vazaha tsy eken'ny vazaha FN ho vazaha ,fa déchet-mbazaha mpivazavaza fotsiny eto.
Reveo kely aloha ny kolinay gasy:oladad
http://www.youtube.com/watch?v=aVlX6-jfOsY&feature=PlayList&p=37F4018FBFDF1F31&playnext_from=PL&playnext=1&index=28
Vive les malagasy et non les taim-ba.....
:wink:

5. bekafara
(
07/04/2010 16:06)
bazylou:
Jereo le info an i vatoft io ambany io
Ry gasy kely, lazaina fa za no mandainga rehefa manome info. Io ho aho
tsy amelan ny frantsay io. Ary aza be konetaka fa mbola holavitra ny aleha,
mbola ho mafy noho io le atsy ho atsy.
Vive tgv
vao avy nanadray RMI vao haingana indray ialahy ry bazylou dia efa misoleleka ohatran'izao an,ny milahatra ery @ soupe populaire ery @ gare du nord ve lesy no hisolelafan'ialahy an'ireto frantay ireto
:evil: :evil: :evil:
6. terrywui
(
07/04/2010 17:00)
oaaaaayyy letieee.....! f'angaha elah lety ry bekafara mandany andro milahatra lasopy populaire eo a gare du NORD eo reny le ..!!!! mba tsara ve letsy reny ry bekafara a!!!! zavatra lasopy nataotao fotsiny anie ireny eee!!! fa raha te hihinana lasopy elah de tsy maninona fa entinay sy rapika etsy a Belleville faza mihinankinana eny tsony letsy bekafara fa mahamenatra a!!!! hividiananay à gogo aza elah raha tena ramaka be ;;;; :-D :-D :-D :-D :-D :-D

io no itondrana an'i bekafara raha tena ramaka be elah e!!! za no manoa ze laninlah eo fa ajanony amzay le lasopy eo Gare du Nord an ???

io no itondrana an'i bekafara raha tena ramaka be elah e!!! za no manoa ze laninlah eo fa ajanony amzay le lasopy eo Gare du Nord an ???
7. bazylou
(
07/04/2010 18:35)
Asa aloha ry rijadolly hoe iza no nlaza hoe nahazo invitaka am 14 jolay volohany teo
Sao dia i vato mifototranareo no tara info fa aza miseho mlay eo fa tara daholo e.
Ny après 14 jolay anie ry zareo ka efa vita tsara e.
Ianareo gasy lany daty no lany andro miady sy apedin ilay le8 lany basy iry.
Veloma daholo ry gasy beuuurrrrkkkkk ray lavaka fa tsy misy maharesy an i tgv nareo e
Jereo tsara ny anodinan ny frantsay azy e, jereo tsara fa mbola ho be ny hanjo.
Vive tgv,

8. rijadolly
(
07/04/2010 19:12)
Za anie manaiky fa Gasy lany daty tsika ry bazylou e! fa ny tanjotsika hiarahana dia ny tsy ahalany daty antsika intsony satria nisy nampihesona isika dia natory sy nanaratsy tarehy ampitoerana teto fotsiny.Efa mazava izao ny nampihesona antsika dia ireo izay nampiasa ny teny hoe : malgache . Dia mbola tsy ho taitra amin' torimaso ihany ve isika fa hampirisika ohatr' izao ataon' se zao hoe : J
ereo tsara ny anodinan ny frantsay azy eAry ty tenin' se ty tokoa aloha dia mampiheritreritra izay tena Malagasy e! rahatsy hoe angaha ireo mpila ranondranony manao hoe oui mosé ihihihi
jereo tsara fa mbola ho be ny hanjo.
10. bazylou
(
07/04/2010 20:32)
Tsy poinsa io ry rijadolly a. Ny sonagaly izao anarany 50 taona nazahoana indep fa
mbola misy toby maramila frantsay any aminy. Ny vadin prezda vazaha be, ry cote
d'ivoire sy ny rasila lezoka frantsay manginy fotsiny, ny an ny gasy
jereo tsara fa ny gazety 5 voalohany be mpamaky indrindra dia teny frantsay ranoray
no ao aminy, le teny gasy page1 fotsiny, dia ahoana , ry basy vava tsy misy mpanotany
akory.
Iza no diso ry dolly, io na zato taona aza tsy tafala e.
Ny gasy aza refa mitsoaka dia aty france no fantany.
Na hiady fanindroany am vazaha aza ny gasy dia tsy mbola poinsa e.
Satria nahoana hoy ianao ?
Valiny: ianao mampiasa ny volany tsinona ary andevony raha teo.
Beeeeeeuuuurrrrkkkkk
11. bazylou
(
07/04/2010 20:44)
Jereo sy henoy tsara ny fandehany rijadolly
Teneniko anao fotsiny fa tsy hisy zavatra iseho eo alohan ny nov na dec 2010.
2011 le prez vaovao raha hisy
Teneniko anao fotsiny fa tsy hisy zavatra iseho eo alohan ny nov na dec 2010.
2011 le prez vaovao raha hisy
12. rijadolly
(
08/04/2010 04:02)
Izay aloha dia hiaraha mahalala fa ny hampitarazoka an' io ny tanjony e, dia avy eo io fitondrana io no tiany ahazo fankatoavana iraisam- pirenena.ary dia vita ho azy ny fifanarahana vaovao. Manontany antsika Malagasy ary aho hoe IZA AMINTSIKA NO MANKASITRAKA IZANY ? Ra ny fomba firesak' se dia hitako fa ao anatin' alahelo tanteraka noho ny fisehon- javatra, na ny zava- miafin' hevitr' se izay tian' se ampita.
Tsoriko anefa ry bazylou fa nisy niady ho antsika izay nanao tsinotsinona ny Ràny( ainy) ho an' FAHAFAHANA tena marina ho an' taranany.izay miisa hatrany amin' 1.000.000 any ho any akaotran' ireo izay nanohitra ny fidiran' Frantsay taloan' nahazaoany ny laka. Fantatrao avihatrany ny tiako ambara satria fantatro se fa lalin- tsaina. dia hitantara ny ho avy hamiravirain' izireo ny taranantsika any amin' 2030 any ve sisa ny azotsika atao raha hita fa mbola tsy tara ny fijoroantsika ny maha Malagasy antsika?
Rariny raha ny etsy La Réunion na Comores, Sonagaly araka ny fomba filazan' se sns...sns raha hanaiky 100/100 ny mponIna ao aminy satria tsy misy antenainy intsony ny taniny(harena)fa sandry sisa ny potentiel ao aminy.Fa ny antsika ahoana????

13. pikatti
(
08/04/2010 06:10)
Ry gasy kely, lazaina fa za no mandainga rehefa manome info.
info inona no nomen-drag teo zao ??? intox no talentan'elah , sady ialahy mitomany gasy ndray izao nefa isan'andro vaky zao ,manompa ny dadan'elah sy ny fianakavian'elah gasy !!! ialahy mitomany frantsay nefa ny frantsay mifitra @ lah!! ka izao no torohebitro ho an-drangah, alefaso no tena info aloha hoe hinanana i rabitro fa tsy mamadi-dresaka frantsay a frantay!!
14. bazylou
(
08/04/2010 08:24)
Ity ny info ry poaka aty a, VVIIVVEE TGV.
O ry dolly, ahoana no asahianao milaza ny ra latsaka tam 47, nefa ny teny ampiasaina ao
amnao sy ny ampianarana ny zanakao ary ny lalana ifehezana ny mdg aza
frantsay rano ray, Moa ve tsy aina very maina ny an ireo VVS sy ny namany.
Jereo sy diniho fa zay mpitondra rehetra teo dia nametraka an i mdg foana
ho eo ambanin ny firenena fotsy hodtr, sovtk, frantsay le ray aza moa de nizity
USA nefa nodin ndry menasofina mody fanina.
Dia ho aiza ihany de ahoana no atao

15. Rajakoo
(
08/04/2010 11:10)
Manao an-kilaoty ry zalahy FAT retraretra ao ry beurrrrkkk ary izany no tena info a!
vive tgv :-D :-D :-D :-D
Iza no tsy mahalala fa tsy hanaiky ny frantsay raha lasan'ny firenena hafa ny saosiny tsss, aza mba paiso
vive tgv :-D :-D :-D :-D
Iza no tsy mahalala fa tsy hanaiky ny frantsay raha lasan'ny firenena hafa ny saosiny tsss, aza mba paiso
16. rijadolly
(
08/04/2010 16:26)
Manaiky anie za bazylou fa tsy afaka tsika tao aorianan' 1947 ka hatramin' ty taona 2010 ty e! fa le finiavan' Malagasy (Rà) tamin' izany no tiako tenenina an' se hoe ho very monoka fotsiny ve izireny, fa dia mbola hanaiky oui mose foana nefa tapitra amin' ty taona ty ilay fifanarahana = colonisation moderne ( les accords de cooperation ) Koa raha tapitra mbola maniry ny hitohizan' izany ve Bazylou?
17. bazylou
(
08/04/2010 19:51)
Tsy maniry ny itohizany aho nefa na tianao na tsy tianao dia tafala ao ianao ry gasy.
Revy ambony vavahady izany finiavana izany ry dolly a, ary tsy nygasy
mihitsy no anana an io satria efa zadratsy, ny hataka etsy sy eroa
am vazaha manginy fotsiny.
47: maty ho azy reny olona ireny satria 50 taoana aty aoriana isika
indray no misolelaka ny US, frantsay,........
Isika ihany no tsy nanaja ny antsikaka mazava ho azy.
Jereo tsara ny fandehan io ao mdg ao, fa hahita zavatra ianareo.
Io rehefa tsy hain ny gasy dia tsy maintsy hoavy ny mena sofina e.
Beeeuuurrrkkk
18. rijadolly
(
09/04/2010 03:44)
Tsy maniry ny itohizany aho nefa na tianao na tsy tianao dia tafala ao ianao ry gasy.Fantatro fa adinon' se ilay "tsy" nefa zaho mino fa velona ao anatin' se ilay FAHAFAHANA tena marina. Ary tsy sendrasendra ny nahatonga anio fa tian 'Andriamanitra aseho an 'se fa afaka manafaka an' GASIKARA se. :-*
Jereo tsara ny fandehan io ao mdg ao, fa hahita zavatra ianareo.Tsy haiko hoe toe- tsaina ahoana no napetraky ny Ntaolo tao anaty ny Gasy sy ny toetsaina tarazoka napetraky ny mpanjanaka no dia tsy afaka manohitra an' Frantsay isika, tonga dia fantatro fa azon' se ny tiako tenenina.Tsy midika akory izany hoe mahavita tena isika Gasy na dia nahavita aza tamin' andron' Ntaolo na hoe tsy mila fivoarana. fa ilaina ny fisokafana ohatran' ny firenena efa mandroso rehetra. Dia apetraka tsara ny fifanarahana sy ny tombotsoa ho an' ilay Firenena tahakan 'ireo firenena misy ambassade eto amintsika sy tombotsoa ny Firenentsika Fa tsy hoe ty ny fifanarahana dia atao izy anaovan' mpitondra sonia an' io na amin' fomba ahoana na amin' fomba ahoana satria io no ahazoan' FIRENENA iray tombotsoany fa tsy miraharaha ny tombotsoantsika Gasy. Dia volena indray ny zarazarao anjakana sy ny fampiadina an- trano. :cry:
19. bazylou
(
09/04/2010 06:37)
Mbola lavitra be ny afo ny kitay ry dolly. Ny zavatra poinsa izao aloha dia idina mihitsy i
Mdg anaovana mise a jour sy anamboarana ny reforme rehetra.
Na le toe tsaina koa aza dia atao reforme.Zay vao fifidianana.
Vita io vao afaka mieritreritra hoe aiza le 47. Ohatra ny pc ihany io, tsy maintsy
misy maintenance sy mise a jour logiciel.
Raha izao foana no tohizana dia
tsy maintsy ikombaka ihany satria ry le8 izany izao no misponsa basy ho an
ny ekipany. Rariny ve izany? Maninona no tsy mpetraka rehefa resy fa
mbola miantsy ady indray.
Zavatra azo namboarina tsara anie le crise tany amboalohany e, mais bon,
refa entina am zesta sy tsindry d\'izao nalehany.
Tokony atao mazava am gasy ny fandehan ny administratif sy
institution Rehetra ao aminy sy ny hoe ahoana ny fandehan ny saosy rehetra.
20. wxxx
(
09/04/2010 08:59)
Ialahy no te-ho andrvon'ny frantsay any fa tsy ny Malagasy mahatsiaro tena
VIVE R8
VIVE R8