llllloooooolll, hitanao izany

21. bazylou ( 09/04/2010 09:11)
malagasy mahatsiaro tena lany bala maty ho azy ve, beeeuuuurrrrrkk , dia jereo fa ny alika matyindray no averiny eo , tsssssss, aza fatin gasy ihany wa :-D :-D :-D
22. wxxx ( 09/04/2010 10:07)
vive R8
vive R8
vive ny frantsay mpanadevo an'i bazilouzitra :-D :-D :-D
23. milamm ( 09/04/2010 10:47)
ozy bazy

>

hay v misy mivoitra kely ihany ny fijeriny lety ela ny ela,azavao @ lavanify sy ny hat tsara io hevitr'ela io.Mahatsapa zavamisy ela izao ka nahoana no tsy ataony hat izany @ izao fotoana sy tao anatiny 1 taona,mariho amin'izy ireo fa
-ny lalampanorenana no nitsahiny hat(2009-2010)voalohany/anti-constitutional
-narodany ireo andrim-panjakana(antenimierandoholona sy antenimieram-pirenena)institutions
-nitsakitsahiny ny zo maha olona sy ny safidy ny olompirenena rehetra(narahina vono moka olona amanjatony teny ambohitsirohitra ,fandorana ny tananan'Antananarivo sy tifitra andalambe,fanagadran ireo mpitolona antoko hafa sy mpanao gazety,ary ireo tompon'andraikitra ambony ny fitondram-panjakana teo aloha)
-very asa aman'aliny maro ny fianakaviana sy Malagasy mamelona ankohonana
- simba ny fifandraisana any ivelany sy fifandraharana ara- barotra sy fifanakalozam-bola...
ao reo hafa tsy ivalamparana fany sazy any ivelany @ reto mpisandoka fahefana no milaza ny asa ratsiny ,noho izany

raha tiana ho tanteraka ireo eitreritry bazylou eo ambony ireo dia tsy azo atao izany ny mamela ny hat eo izay manao ny mifanohitra @ zany,mahazo tefaka kely :-D ela eto fa mba efa mivoatra raha sahy milaza io hevitr'ela io any @ lavanify, :-D :-D
24. bazylou ( 09/04/2010 11:03)

Fa iza tam reo prezda gasy ireo moa no tsy nanitsaka an ireo na niniana
novana sy namboariny hoan ny tombotsoany ?????? Iza, na ry tsiranana
aza nanao!!!!!
TGV tsy voatery hoe hiala eo anie, aleo izy eo ary VIVE TGV. Feno ny
mahatsara azy aza raha eo izy.
Hidio ny sisytany rehetra, tsy misy avion mivoaka eo, d'ailleurs le avion aza
moa simba lava. Alefaso ny reforme rehetra na tsy hisy hiasa 3 mois aza
tsy olana aloha handaminana azy.
VIVE. TGV
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443