Ny fiain'ny elafanta

1. niryna ( 07/04/2010 03:09)
Mba nahavariana ahy ity fandaharana iray ity.Ny elefanta vavy dia mitondra vohoka eo @ 24 volana.Ary rehefa teraka dia samy mitaiza sy miambina iny zanaka elefanta iny avokoa ny rainy,ny reniny ,ny zokiny ,ny dadatoa sy ny nenitoa. Mahafantatra toerana misy rano koa izy ireny ary na dia lavitra be aza vao mahita dia tonga any foana izy ary dia tena mibitaka anie izany e.Eny an-dalana no manomboka miaro ilay zanany ireo fianakaviana rehetra,raha sendraka misy tanora miherikerika ka tsy manaraka ny andiany maro dia ho very tokoa ary dia miandry azy ny liona.Manaraka sy mijery tifidavitra ireo liana manao andiany maro ka raha vao misy very hoy aho dia samy mikaitoka izy vatany indrindra ny tendan'ilay elefanta ilay liona.
Efa nahita elefanta hadiva ho faty ve nareo? Mandeha toerana lavitra be izy ary dia manarifaty any.Mahavariana tokoa fa toerana efa feno taolam-patina elefanta ilay toerana.Asa aloha raha mahalala fofona izy na ahoana

Inona no karazana biby mba efa hitanao ka hafa kely ny fiainany ?
Inona indray re ity resaka biby ity e :D :o
(l) niryna
novalian'i niryna ny 17/05/2010 19:16
2. nannie ( 07/04/2010 07:43)
Ny elefanta izany mbola mitandro ny fihavanana... :?
3. niryna ( 07/04/2010 14:32)
nannie:

Ny elefanta izany mbola mitandro ny fihavanana... :?

tanteraka,angamba noho izy ireo tsy mila miasa saina firy amin'ny fitadiavam-bola na ny ampitso ary tsy mba misy fitiavan-tena be loatra toy ny olona koa ao aminy.mahavariana e raha mba toy izany moa ny fiainantsika dia hiadana ny tany rehetra :D

4. nannie ( 09/05/2010 06:29)
Marina :-*
5. niryna ( 17/05/2010 19:16)
nannie:

Marina :-*
ny fosa indray dia iray ihany ny patner-ny miaraka aminy mandra-pahafatiny .Raha mba toa izany koa ny fiainana dia hiadana ny tany aman-danitra,tsy hisy hijaly ireo zaza kamboty velon-dray sy reny .Tsy hijaly ny fianakaviana fa hisy fifaliana sy fiadanana ao amin'ireo ankizy tsy manantsiny,tsy hisy ny mpampisaraka ary tsy hisy ny anaiky ho sarahana ..


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2315