mpangalatra raindahiny daholo anie reto
1. bazylou
(
13/03/2010 18:26)
zanaky dada tenisany e;;; tsy nisy izay tsy nangalariny sy nampiesoniny ary notsolorany voa dia roboka daholo satria maty noana, beuuuurrrrk :-D :-D
novalian'i pikatti ny 14/03/2010 14:25
2. terrywui
(
14/03/2010 13:59)
rabazylou zany mampihinana ato zany ato an ..! hon hon hon asio leroa ,pinafo, dondeno ,katroy, foneto ....!! hon hon hon hon
http://www.youtube.com/watch?v=-ptMXf14HTI
jereo ty nanaovandrabazy azy fa 2sec de K.O ry TIM mpanohitra Fanjakana !!
http://www.youtube.com/watch?v=-ptMXf14HTI
jereo ty nanaovandrabazy azy fa 2sec de K.O ry TIM mpanohitra Fanjakana !!
3. pikatti
(
14/03/2010 14:08)
http://www.youtube.com/watch?v=x5BkucHiaMw&feature=related
Mampalahelo lisany tgv reto klé, ataon'ny GIC mihinana tsara :-D
Mampalahelo lisany tgv reto klé, ataon'ny GIC mihinana tsara :-D
4. terrywui
(
14/03/2010 14:16)
:-D :-D :-D :-D voanlah 1sec ah zany le ! nijery 1sec ane ah lety fa tsy nahita anio e! ary mety vao nitaloanlah tany amn vatofototra tany zay io oe ! mba hangalaro chaine n'oul andoavambola ireny ah vatofototra mba hamaliako anlery io a! :-D :-D
5. pikatti
(
14/03/2010 14:25)
Aokan'elah leisy ny akama :-D :-D vao maika miala any ny vaovao raha mbola maneno mafy eo elah fa ataovy eo ihany
