o ry pikatti a
1. bazylou
(
09/03/2010 16:13)
samy miaro ny rambony ry tsamy e, ialahy anie no tsy hanana hanina ho leran raha tsy misy frantsay ao mdg ao e. tsy velona ialahy isany raha tsy misy an'ireo anie. na ny prezda aza letsy mangataka miette aty kle, beeeerkk :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 10/03/2010 23:25
2. pikatti
(
09/03/2010 18:14)
Ah rabazy klé !! Taiza elah alou e ??? Niady seul tato ny akaman'elah
De ahoana leisy bainnn inona no hitan'elah tany
Elah natory tao Ivato tao oz rawix te tara avion, izao ve elah vao hita!!!......
Ahoana kobon'elah tany ve rakidoro
De ahoana leisy bainnn inona no hitan'elah tany
Elah natory tao Ivato tao oz rawix te tara avion, izao ve elah vao hita!!!......
Ahoana kobon'elah tany ve rakidoro
3. bazylou
(
09/03/2010 19:26)
iela no tara avion rapikati a, ny kidoron ialahy efa nodorandry lerony tao ialahy kao anie kobonay e;; tssssle dia izay ireny ve dia mba ho aiza le, beeeurrrk, tsy maintsy hoe hilela paladi aty aminay aty ihany ialahy isany e, :-D :-D :-D
4. pikatti
(
09/03/2010 23:28)
tsy velona ialahy isany raha tsy misy an'ireo anie. na ny prezda aza letsy mangataka miette aty kle,
Ny tgvn'ela ihany no mangataka miettes sy milelaka frantay lava avy ao leisy a!!!
Ny frantay ary ty efa leo an'ny tgvn'elah ,koa inona no mbola himenomenona
6. pikatti
(
10/03/2010 00:03)
Rabazy hono mbola tara avion tao ivato tao :-D :-D nilelaka miettes :-D :-D matin'ilay bomba hetotra tgv :-D :-D
7. savonyvava
(
10/03/2010 00:03)
samy miaro ny rambony ry tsamy e
Aza asiana resaka rangah ty zany rambo zany , ny rambonareo efa bory :twisted: :twisted:
8. katrikatry
(
10/03/2010 00:31)
Fozatay hatrany anaty lohakeliny efa tsy misy azo raisina na ny resany na ny voalazany :roll: 8O
9. pikatti
(
10/03/2010 10:31)
Fozatay hatrany anaty lohakeliny efa tsy misy azo raisina na ny resany na ny voalazany
Kleaza a, tondraka be koa rabazy ato zany leuleu
Kalamina ihany ry zalahy a :lol:
10. terrywui
(
10/03/2010 16:20)
ary aona rapikatti zany resaka "FARA" kozindrabazy atsy zany ?? sao de le sipa niaraka tamlah tao à st Ouen iny ary zany ?? fa de miteny anlah ah fa matindrazanety be elah raha tratrany amzany resaka adala ataonlah zany ! zay zany no tsy nahitako anlah refa nirava ...! hay elah nanara-body anzany fara ,fara zany de za napetrak'elah hon hon hon hon ataondrabazilou petsa mitsy ane elah ato zany e! hatrary ambany ary io !! =)) =)) =)) =)) =))
11. bazylou
(
10/03/2010 18:18)
vive tgv ho aho,io ihany no ady eo ary ho hitan'ialahy isnay tsara fa na ny fatin'izany le8 izany aza tsy ho tafiditra tsonya ny mdg, beurrk , izao tratra daholo ry zafera mantsina isany , tsy nisy hainy haf atsy ny demisona, :-D :-D
12. pikatti
(
10/03/2010 23:25)
tgven'elah zany leisy aza asina resaka rabeuurkkk a, na rawix aza efa nifitra tany de mbola io ihany no ao ambavan'elah :-D :-D
Aiza leity zany faraben'elah zany bainn a :lol: sao ary de tatamoko ndray zany kôzin'elah zany klé :lol:
Aiza leity zany faraben'elah zany bainn a :lol: sao ary de tatamoko ndray zany kôzin'elah zany klé :lol:
