vao zaza 1 de tsy te hiteraka @ vadiko intsony aho.

1. xxx ( 08/03/2010 09:21)
Manahoana dahol nareo be fitiavana rehetra ato.

Manana vady aho zany 2 taona ny zanakay voalohany zao , de lasa kamo be za hanamboatra ny manaraka satria ôtry ny be be kizitina le rafotsiko tao ao, tsy hay oe maninn, hany ka na zavatra tsy misy dikany aza de iadivany amiko. Mahatsiaro ho tsy ampy fitiavana zany ny bandy zao e. Angamba tsy de nety ny fiainany tany ivelany tany de aty izy no manampatra , iza koa moa ny mahita, efa miharatsy ny eritreritra

Marihina anefa fa tsy za irery no mi-kômandy io zaza faharoa io fa izy koa. Mody manambitamby ikala refa tafiditra zay resaka izay . Leo be zany ny bandy zao de lasa nanita-kevitra e. Mitady hanodina anlé sipa akama ireny le mba efa fantatra ny ao am-pony hatrizay e... ka tena marina fa aleoko mitoko anakiroa na 3 @ ireny de mba mahazo le dozim-pitiavana ao @ le ilaiko. Fa na zao aza aho zao tena tsy maty afo mintsy maraina atoandro hariva @ le vady be kizitina tsy hay oe nahoana.
Refa anontaniana mamaly kitakita, tsy hita tambatambazana, izy ihany no mahazo manambitamby de mba migrevy koa aho zao.
Za alou tsy nanao sipa ary tsy nanana sipa hatrizay nanambadiana
novalian'i princes ny 01/07/2010 19:21
2. xxx ( 08/03/2010 09:44)
misy dikany ,matoa izy kizitina.mety misy antony maro ao! oh:mety izy daolo no manenjika manao an'izao rht2 izao surtout ao an-trano, ianareo lhl mantsy toa kamo sy tsy dia manampy ny vhv izay ny @ fiainana ao antokantrano fa dia avela aminy daolo ny rht2.ny devoir conjugual koa anefa mbola etsy andininy.ka asio marimaritra iraisana ilay izy dia ho manja ny fiarahanareo.
3. xxx ( 08/03/2010 10:46)
ny devoir conjugual koa anefa mbola etsy andininy.

Hoy ianao, ka io ange mandeha ho azy refa tsy tsy kizitina izy e, fa matoa aho tofoka de lavareny be zany le izy, au moins isaky ny 2-3 jours voagidra foana.

asio marimaritra iraisana ilay izy dia ho manja ny fiarahanareo

Na de ny hieritreritra ny hanao romantisma sy tambitamby aza tena efa lasa mahakamo e. tsy de misy andro mihiratra mintsy le fiainana. Raha toy izany de hisaraka sy mifampi-tso-drano no iafarany fa tsy misy fitiavana mintsy , zay no maha tonga ahy oe tsy hiteraka aminy intsony fa any an-kafa manao maromaro.

Ka mba torohy hevitra rey oul fa efa an-tenda ny aina .

asio marimaritra iraisana ilay izy dia ho manja ny fiarahanareo

Inonn no tianao lazaina @ io?
4. Mirananirina ( 08/03/2010 12:44)
Mitady hanodina anlé sipa akama ireny le mba efa fantatra ny ao am-pony hatrizay e...
eritrereto tsara aloha vao manapakevitra,mbola kely ny zaza.
zay no maha tonga ahy oe tsy hiteraka aminy intsony fa any an-kafa manao maromaro.

raha mieritreritra ny hiteraka ihany aleo ihany ny vadinao ny hiterahana amin'izay ny zaza mitovy ray mitovy reny.Matetika manko ireny demi frere na soeur ireny tsy mifankahazo fa mifampialona surtout ny ray no hikambanana.,
Refa anontaniana mamaly kitakita, tsy hita tambatambazana, izy ihany no mahazo manambitamby
io aloha fomba ny vhv matetika fa tsy ny anao irery.fa mba anjaranao indray no kizitina koa indraindray.Mandehana manala azy any ivelany fa saingy aza adino ny tokatrano indrindra ny zanaka.
5. Djhamhal ( 08/03/2010 12:56)
.
Mitady hanodina anlé sipa akama ireny le mba efa fantatra ny ao am-pony hatrizay e... ka tena marina fa aleoko mitoko anakiroa na 3 @ ireny de mba mahazo le dozim-pitiavana

ôtran'ny risika be zany amiko ! dé hisy blème ndray avy eo @ lé hiterahana 2 na 3 nefa ny 1 aza àry manahirana ?? mifampiresaha mazava leitsy fa io ihany no lalantokana â!dia samy milaza zay zavatra tsy zakany eo ! kourazy é!
6. xxx ( 08/03/2010 13:58)
O leti e,

Ka le izy ange lty tsita oe atao aôna le fomba firesaka aminy e. Tstanl'à zany mahazo vali-boraingina zany. Io de ze tiany ihany ... vao misy zvt kely ôtry ny loham-paingotra de wawawa be, ary ny tena loza de ity, izy tsy mba mibedy na manakiana fotsuny an, fa mbola avy le teny oe "Na oul efa tsy nianatra aza ve hanao anzao..." à voix haute , ren'ny oul hafa. MANALA BARAKA

de zany foana. Za tsy mba midaroka sipa zany fa refa mitranga le zay tena tsindriko mafy mintsy ny fo sady iny aho no dila kely alou, raha mamaly azy @ iny mantsy vao mainka mihitatra le wawawa.

Efa tsy fitiavana lty zany amiko a, vady zany tsy tebahina amason'oul .
ôtran'ny risika be zany amiko ! dé hisy blème ndray avy eo @ lé hiterahana 2 na 3 nefa ny 1 aza àry manahirana ??

Ozy elà,
inn lty le risika eto : migadra ve?
le mitaiza le 1 tsy manahirana fa le reniny mintsy no manahirana
7. xxx ( 08/03/2010 14:38)
Ipitsio lesy fa fopla izany vevavy zany a!
8. cowgirl ( 08/03/2010 18:53)
Hihihihihi mahagaga mihitsy ny vhv rehefa avy teraka de miova ho azy lasa kizitina sy migidragidra mety efa izay angamba ny natiorany e! rehefa lehibe eo papoay de mety hiova hihihihih :lol: :lol: :lol: :lol:
9. soanja ( 09/03/2010 02:11)
xxx:

Manahoana dahol nareo be fitiavana rehetra ato.

Manana vady aho zany 2 taona ny zanakay voalohany zao , de lasa kamo be za hanamboatra ny manaraka satria ôtry ny be be kizitina le rafotsiko tao ao, tsy hay oe maninn, hany ka na zavatra tsy misy dikany aza de iadivany amiko. Mahatsiaro ho tsy ampy fitiavana zany ny bandy zao e. Angamba tsy de nety ny fiainany tany ivelany tany de aty izy no manampatra , iza koa moa ny mahita, efa miharatsy ny eritreritra

Marihina anefa fa tsy za irery no mi-kômandy io zaza faharoa io fa izy koa. Mody manambitamby ikala refa tafiditra zay resaka izay . Leo be zany ny bandy zao de lasa nanita-kevitra e. Mitady hanodina anlé sipa akama ireny le mba efa fantatra ny ao am-pony hatrizay e... ka tena marina fa aleoko mitoko anakiroa na 3 @ ireny de mba mahazo le dozim-pitiavana ao @ le ilaiko. Fa na zao aza aho zao tena tsy maty afo mintsy maraina atoandro hariva @ le vady be kizitina tsy hay oe nahoana.
Refa anontaniana mamaly kitakita, tsy hita tambatambazana, izy ihany no mahazo manambitamby de mba migrevy koa aho zao.
Za alou tsy nanao sipa ary tsy nanana sipa hatrizay nanambadiana

Mety mampanontany tena tokoa izany toetra izany.

Misy zavatra tena mampijaly azy tanteraka ao ary ny fifampiresahana ihany no ahafahana mahafantatra izany. Rehefa tsy vonona hiresaka anefa moa izy fa gidraka lava no azonao dia efa niala salohy fito zany ianao fa dia aleo tokoa mijery fitiavana any an-kafa. Azonao resahina aminy izany na anorato taratasy izy milaza ny zavatra tsapanao sy izay hataonao noho ny tsy fisian'ny fifampiraharahana sy fifandraisana ao an-trano. Dia hita eo izay heviny.

Raha mitady hoe omeo zaza hafa dia lazao izy hoe " ny zaza dia miaraka tonga amin'ny fitiavana. Rehefa tsy mahatsapa fitiavana ny tenako dia tsy afaka hanamboatra zaza."

Ny torohevitro anefa dia aza mba manamboatramboatra zanaka any an-kafa any fa izay anorenana tokatrano no iteraho. Raha miala aminy ianao dia mba omeo fotoana ny tenanao hanomanao akany vaovao sy milamina indray ho an'ireo menaky ny aina , izay antenaiko fa ho tiavina amin'ny fo iray manontolo fa tsy fe hanamboatra zaza fotsiny noho ny lafiny maro, dia lasa olona tsy fidiny ilay tsy manantsiny.

10. Djhamhal ( 09/03/2010 08:11)
a
ry ny tena loza de ity, izy tsy mba mibedy na manakiana fotsuny an, fa mbola avy le teny oe "Na oul efa tsy nianatra aza ve hanao anzao..." à voix haute , ren'ny oul hafa. MANALA BARAKA ;Za tsy mba midaroka sipa zany fa refa mitranga le zay tena tsindriko mafy mintsy ny fo sady iny aho no dila kely alou, raha mamaly azy @ iny mantsy vao mainka mihitatra le wawawa.

zao ary : ialao nenina farany leitsy izy â! ary aleo mifamaly sy mifanazava in1 tsy miverina @ zay mazava ! mety ho hisy vilia vaky sy vera potika sns .... @ io (nefa enga anie tsy ho hisy an'zany ) nefa aleo manao an'zany dia mivoaka ny ao ampo rehetra toy izay guère froide foana isan'andro ary mifampiandry kendri-tohina fotsiny !! dia après n'io moa dia ho hitan'là eo ny tohiny !! ny insisté ko @ io mantsy mba ho afa nenina ialahy ! ka na ny feo n'ny fieritreretan'là aza efa mba milamina tsara !! mirary soa letsy â!
11. Ratoa ( 09/03/2010 16:38)
Izao indray ary é!

Sao dia mba niteraka choc psychologique ho azy ny niterahanareo voalohany? Ny fijeriko dia misy zaatr tsy ampy amin'ny fiainan. Tiany ve ny zanakareo? Tiana koa ianao izany saingy tsy hainy ny mandrindra ny fiovana fony teraka ny zaza.
Nety nisy disadisa tany aloha tany, nandritry ny fahazazany mihitsy ka mbola tsy levina hatrizao.
Mety o karazan'olona mandidy koa izy no olo-marina ka tsy hainy ny mandanjalanja ny ataon'ny hafa satria tsy mifanandrify amin'ilay idealy iainany. Tsy dia hoe mpila ady angaha izy fa maximaliste sy perfectionniste ka anjaranao no manarina izany.
AZa toerina mihitsy fa jereo sy henoy fotsiny, aza valiana dia araho ambokony daholo izay tadiaviny. Ho hitanao fa ho leo izy dia hatiro-tena dia hiova Raha miteny izy hoe miakavanana dia ataovy, dia hiteny izy hoe miankavia no izy fa itony koa tsy misaina mihitsy, dia mandehana miankavia. Raha milaza izy fa mena dia atao hoe ye, mena; dia hilaza indray izy hoe tsy mena fa manga dia ataovy hoe eny ary fa manga.
ny olona tsy nandia fianarana aza mahay izany. dia valio hoe marina ny anao saingy tsy takatry ny saiko tsotra.
Ho leo izy dia hieritreritra hoe: inona koa ity ataoko?
12. jejoo ( 11/03/2010 05:25)
xxx:

Manahiana hianao , tena makamo mihitsy izany vadinao izany ko ny ana indray mitovy hiany fa mifamotitra ny antsika ny hay indray ny vadiko no be kizitina , reraka miasa izy dia izay zavatra tsisy diakany dia ilany vanina samy miasa zao ha fa e !

Ny ahy aloha dia ny zanako dia any @ rafozako fa hoe samy miasa hono dia mampalahelo ny zaza dia any ny zanako , kanefa za mirava aloha dia lasa za miaraka @ namako ko koa inona no ataoko eo ary ko raha mody aloha za tsy hahita ny zanako mihitsy tsy aleako mandehadeha aloha . Raha ny anao aloha dia tsy giravy e fa asaivo miasa ny vadinao dia asaivo manao zavatra afa koa fa manjary milavanona aminao aho fotsiny asaivo miasa izy mba manana personnalité koa raha ny anisy zandriny sao izay no mba mahafaly azy dia anotanio izy ? dia izay afatra kely raha mahasoa anao e!
Manahoana dahol nareo be fitiavana rehetra ato.

jejoo

Manana vady aho zany 2 taona ny zanakay voalohany zao , de lasa kamo be za hanamboatra ny manaraka satria ôtry ny be be kizitina le rafotsiko tao ao, tsy hay oe maninn, hany ka na zavatra tsy misy dikany aza de iadivany amiko. Mahatsiaro ho tsy ampy fitiavana zany ny bandy zao e. Angamba tsy de nety ny fiainany tany ivelany tany de aty izy no manampatra , iza koa moa ny mahita, efa miharatsy ny eritreritra

Marihina anefa fa tsy za irery no mi-kômandy io zaza faharoa io fa izy koa. Mody manambitamby ikala refa tafiditra zay resaka izay . Leo be zany ny bandy zao de lasa nanita-kevitra e. Mitady hanodina anlé sipa akama ireny le mba efa fantatra ny ao am-pony hatrizay e... ka tena marina fa aleoko mitoko anakiroa na 3 @ ireny de mba mahazo le dozim-pitiavana ao @ le ilaiko. Fa na zao aza aho zao tena tsy maty afo mintsy maraina atoandro hariva @ le vady be kizitina tsy hay oe nahoana.
Refa anontaniana mamaly kitakita, tsy hita tambatambazana, izy ihany no mahazo manambitamby de mba migrevy koa aho zao.
Za alou tsy nanao sipa ary tsy nanana sipa hatrizay nanambadiana

13. jejoo ( 11/03/2010 05:35)

14. xxx ( 12/03/2010 09:01)
asaivo miasa ny vadinao dia asaivo manao zavatra afa koa fa manjary milavanona aminao aho fotsiny asaivo miasa izy mba manana personnalité

Izy ange miasa e
15. xxx ( 12/03/2010 11:35)
asaivo mi tsaty njay izy , sô dé zay no mapfalfaly azy é! :-D :-D :lol: :lol:
16. vale ( 14/03/2010 17:17)
:-D :-D :-D
xxx> sur ve enao fa manao izany fietsika izany tsy misy raison izy?? raha izany mantsy mety misy ol mety manintona anazy any ivelny, tsy aiko alo an, fa erirteritra ftsn, mety oe manao comparaison @ io ol io sy enao izy de lasa maneo ilay fietsika, eritreritra ftsn ny ahy a, ny ol mantsy toko tsy miovaova ftsn amzao fa misy antony foana, mody teneno indray aza izy oe, ra izao no mitohy de aleo samy vita, de ita eo zay teneniny, raha dia toetra ratsy ftsn izao alo dia mankaleo lhl marina ny vhv kizitina e, za anisany talo :lol: fa efa corrigée tsaratsara mints amzao sendra lhl nahafolaka ana, :-P , na teneninao izy fa tsy zakanao tsony ny ataony fa c trop, na folahanao izy, ny hanorom-pitia any amin-kafa dia hitazona azy eo ihany anefa amiko tena tsy mety lotra, satria ohatriny lasa egoisme ilay izy, ilay vhv hiterahanao faharoa io koa mety mba te ho lasa vadinao de ahoana? fa de teneno izy sy ampitandremo, rhf tsy misy moyen hi-dialoguéna mints de zay atao, na anjaranao mamolaka ny toetrany, bon courage!! :wink:
17. Mirananirina ( 15/03/2010 10:17)
raha izany mantsy mety misy ol mety manintona anazy any ivelny, tsy aiko alo an, fa erirteritra ftsn, mety oe manao comparaison @ io ol io sy enao izy de lasa maneo ilay fietsika, eritreritra ftsn ny ahy a, ny
mety ho marina izany
18. xxx ( 15/03/2010 12:33)
xxx:

Manahoana dahol nareo be fitiavana rehetra ato.

Manana vady aho zany 2 taona ny zanakay voalohany zao , de lasa kamo be za hanamboatra ny manaraka satria ôtry ny be be kizitina le rafotsiko tao ao, tsy hay oe maninn, hany ka na zavatra tsy misy dikany aza de iadivany amiko. Mahatsiaro ho tsy ampy fitiavana zany ny bandy zao e. Angamba tsy de nety ny fiainany tany ivelany tany de aty izy no manampatra , iza koa moa ny mahita, efa miharatsy ny eritreritra

Marihina anefa fa tsy za irery no mi-kômandy io zaza faharoa io fa izy koa. Mody manambitamby ikala refa tafiditra zay resaka izay . Leo be zany ny bandy zao de lasa nanita-kevitra e. Mitady hanodina anlé sipa akama ireny le mba efa fantatra ny ao am-pony hatrizay e... ka tena marina fa aleoko mitoko anakiroa na 3 @ ireny de mba mahazo le dozim-pitiavana ao @ le ilaiko. Fa na zao aza aho zao tena tsy maty afo mintsy maraina atoandro hariva @ le vady be kizitina tsy hay oe nahoana.
Refa anontaniana mamaly kitakita, tsy hita tambatambazana, izy ihany no mahazo manambitamby de mba migrevy koa aho zao.
Za alou tsy nanao sipa ary tsy nanana sipa hatrizay nanambadiana

Salit an,
ny mety ho mahatonga azy manao zany ranona de zao a, reraka ny asa, tonga ao an-trano mbola miandry azy daholo ny fampiriman-trano, mpiasa tsy manao zay hampanaovina azy, zazakely mila hampinonoana, hapandroina, sns, ny any am-piasana be asa be sady mety misy mame lagy, mikarakara ny sakafo, mampatory zaza, mieritreritra ny factures à payer rehetra. mieritreritra sahady ny rapitso, inona ny laoka?, inona ny akanjo hanaovana rapitso hopasohina, inona ndray no hitranga any am-piasana, asa mbola enjehina, mpiara miasa mame lagy hatrany, ny sakafon'ny ankizy sao ratsy karakara, mpiasa mangala-pihinana, trano tsy voakosoka, sns.....
ny vahaolana ho anao de aza kivy fa miezaha foana mitady fotoana na irka hiresahana aminy. de teneno mivantana izy hoe raha zao atmosphere zao no mitohy de mety hitady lalana le bandy hoe fa mila fanitsiana kely le lalana e..... de mba maka rivotra kely nareo roa (oh resto, cinéma, sns....,) mba mhandro sakafo kely ianao une ou deux fois sur 7, dia mba mamoron-javatra e, fa refa hitany le volonté -nao hanavotra le film miampy le "menace hoe sinon....."dia tokony ho tonga saina izy, fa raha tsy tonga saina am zay izy, de mievera tena, nefa za tena tsy mi conseillée anao mitsy le hoe misaraka satria efa misy zaza......
zay fa courage e....

19. bibidia ( 19/03/2010 10:07)
izao no mba hevitro ny mitokatrano anie sarotra e indrindra ny mpivady tsy mitovy fanabeazana azony nefa mifanaiky hiraka hipatraka haonorona tokatrano e izaho foana no torohevitra omeko izay olona hanorona tokatrano soit toutes clés hoy aho izany capable @ rehetra izay mitranga ary manaja ny ato mpivady tokatrano .....
20. Lejoba ( 23/03/2010 13:02)
tsy mamaky izay voalaza lavabe ao ambony ao aho , fa ny hitako ho mahakizintina ny vehivavy ao an-tokantrano dia satria mahatsiaro ho MIADY IRERY IZY.
Bandy aho io manoratra. Fa rehefa reraka Rafotsy dia kizintina be; mandreraka be. Dia asaiko mipetraka maka aina izy aloha na mandeha mitsotsotra mihitsy, dia izaho sy ny ankizy no mifampitady eo miaraka @ raharaha. Tsy avelako manadala azy mihitsy ny ankizy mandra-pipoitrany dia mahafinaritra sy mavitribitrika be izy avy eo.
ka mba andramo ihany ilay mandray anjara betsaka @ ao an-trano : na ny fikarakarana ny ankizy io na ny raharaha, fa samy mahazo tombony @ io. Feno fitiavana be madama dia mba mahazo izay ilain-drangahy koa rangahy avy eo (raha mbola misy aina :lol: :lol: :lol: ).
Fa raha avela hiasa irery izy dia sady kizintina no tsy azo atao n'inon'inona mihitsy avy eo fa "izaho reraka!" :cry: :x
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2627