vao zaza 1 de tsy te hiteraka @ vadiko intsony aho.

21. vale ( 24/03/2010 01:22)
ountsss, misy kizitna am asiahana ftsn tsotra izao knouh, fa mitombona koa io, fa be ihany anefa ny vhv sady maro anaka no miasa fa tsy kizitina, za ohatry ny ratsy saina eto oe sode misy ol manadala zy any ambadika, hum!!
22. vale ( 24/03/2010 01:24)
zy> azy (azafd).
23. kala ( 24/03/2010 08:19)
kikoo daholo,

xxx (mpandefa) < mifampiresaha aloha inanareo roa.

Mba ento mandeha any @ ireny toerana tsy falehanareo firy ireny izy. Ataovy surprise kosa aloha é! Mba diplomate.

Ny sipa ange mora rebirebena é! fa matoa kizitina sy mila vaniny ny olona raha "misy raha donky ao, na tsy ampy (ny fitia sy ny teny mamy) na mihoatra (ny gidragidra sy négligence)

tsy vaha olana ny fanaovana sipa hafa sy ny fiterahana etsy sy eroa... manala hamohamo ve!!! ndehana fa mba asio discrétion. Tsy saint daholo ny olona rehetra.

Momba an'ilay zaza faharoa ndray, ouf, rehefa tonga ny lera dia ataovy é! Toy ny nahandro ihany io é! na samy côtelette mba ataovy frite, panée, à la sauce tomate, ......toy izay koa ny fiarahana amin'olontiana, fa tsy hoe eo ampandriana ihany vao vady sy tiako.

Bonne chance
24. nilex ( 30/03/2010 12:28)
Tsy solution hatreto aloha ny fanaovana sipa any ivelany satria tonga dia diso avy hatrany indray ianao fa lehilahy ny tena dia mitadiava solution fa toi nge no lohampianakaviana e .Raiso aloha ny andraikitra dia ho hita eo e.
25. Ratoa ( 30/03/2010 22:26)
fa be ihany anefa ny vhv sady maro anaka no miasa fa tsy kizitina
marina izany . Miankina amin'ny herintsain'ny tsirairay io. Kanefa koa misy na ny lhl aza no manana toetra kizitina. Dia rehefa nandinika ireo olo-pantatro kizitina ireo aho dia hitako fa na idéaliste sy maximaliste izy ireo (marin-daotra) na misy hypertension. Ilaina ampianarina izy izany hoe ny antonintoniny koa mety ary mila arahamaso ny fahasalamany.
za ohatry ny ratsy saina eto oe sode misy ol manadala zy any ambadika
manadala fotsiny angaha. Fa raha hoe te hiaraka na miaraka aman'olon-kafa izy tsy mitady hiteraka fanindroany amin'ny vadiny mihitsy, satria mbola variana any.
Azo heverina ihany kosa anefa fa ilay fitenenana hoe " ny anambadi-kiterahana" no masaka ao antsainy ka mijanona eo amin'ny "géniteur" ny anjara-toeran-drangahy.
26. fitia2006 ( 27/04/2010 14:44)
tsy tena namaky ny rehetra teto aho fa ra mitaiza izy ka sady miasa no mieritreritra ny ao an-trano sao vizaka be izy de izay no mahakizitina azy
misy mantsy ny lehilahy tia tena tonga ao an-trano tsy misaina afa-tsy hijery tele sy hisakafo ary mihevitra fa toloran-kanina eo am-pandriana aza nefa ny revy any ivelany @ io tsy afoy koa a
fa maninona ra mba mande restaurant ohatra de any no alefa ny resaka fa tsy atao hita be oe hiresaka akory na mivoaka kely miaraka @ zaza refa weekend de sady miala voly no alefa ny resaka fa za mino fa reraka be zany vadinao zany , aza mieritreritra ny handray foana fa mba miezaha manome koa
tsarovy fotsiny fa vevavy za no miteny fa refa manao sipa ny vevavy tsy kizitina izany mintsy fa mainka miramirana aza tonga ao an-trano satria efa vita ny nataony aloha
27. Tanora ( 27/04/2010 19:07)
raha ny fiainako no tantaraiko dia ho kivy na ny lahy na ny vavy eto;tsarovintsika fa ny zaza tsy nangataka ny ho eto antany fa ny vavy sy lahy no nila ny fahatongavany dia ny ao Ambony nanatanteraka ny hetahetan'ny mpivady;ny lhl dia tsy mahazaka ny onjam-piainana fa sady tia tena no tsy mamampy ny vhv ao antokantrano sy ny fitaizana,mora maninpy gà,dia ny vhv ihany no diso,tsy fihetsika manana ol hafa ny ataon'ny vadinao fa stress,sympotme fotsiny izany fahakizitinana izany fa lalino ny mahatonga ny vadinao sorena matetika,tsy milaza izany fa diso ianao fa CHOIX-nareo ny nivady dia tokony zaraina mizaka ny onjampiainana fa aza atoraka any aminy fotsiny,zakao fa anao io,ary mahereza , asio finoana dia ho tafavoaka ho mpandresy ianareo mivady,rehefa misy ny zaza dia atao an'ila ny an'ny lehibe fa ny ahatafita ny zaza no tsinjovina mandrakizay,ny zaza mila ny rainy sy reniny fa tsy ny fitiavan-tena no anesorana ny DROITn'ny zaza aminy.maniry ny fandresena ho anareo mianakavy ny tenako.
28. princes ( 01/07/2010 19:21)
ko mety efa mitoko an le faha 2 izy lty a fa mba maty tetika eo elah ra zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2995