Mariazy menamena

1. xxx ( 07/03/2010 19:58)
Hi hi hi, nahalasa saina ahy foana izao hoe ... Ahoana ary raha tonga fotoana ny vehivavy amin'ny mariaziny ? Azo asiana kajikajy kely hoe tsy ho tonga amin'io ... Fa na izany aza firy volana aty aloha ve dia ho fantatra ny andro precise amin'izany ? Ny asa be sy ny stresse koa vao maika manakorontana ?

Ilay akanjo fotsy beeeee no tena mahalasa saina ahy. :-D :-D :-D
2. Ratoa ( 07/03/2010 22:34)
mba mahita resaka koa!
azo fantapantarina kosa é! fa angaha dia efa 6mois mialoha dia efa tapahana ny daty?
3. cowgirl ( 07/03/2010 23:35)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Mahita resahana koa i xxx hihihih koa maninona de karemy aloha koa sady efa vita teo aloha ngeh izany e! hihihih
4. Mirananirina ( 08/03/2010 14:06)
sady efa vita teo aloha ngeh izany e! hihihih
mety virja le sipa ko :)
5. soanja ( 09/03/2010 02:15)
xxx:



Ilay akanjo fotsy beeeee no tena mahalasa saina ahy. :-D :-D :-D



Tsy dia azoko loatra ilay resaka. Fa angaha moa tsy misilipo sy manao pads na tampon ilay vehivavy raha tonga ny fotoanany?
Tsy mahasakana n'inona n'inona mihitsy ny atao hoe 'tonga fotoana"

6. ni81 ( 09/03/2010 09:30)
Hi hi hi, nahalasa saina ahy foana izao hoe ... Ahoana ary raha tonga fotoana ny vehivavy amin'ny mariaziny ? Azo asiana kajikajy kely hoe tsy ho tonga amin'io ... Fa na izany aza firy volana aty aloha ve dia ho fantatra ny andro precise amin'izany ? Ny asa be sy ny stresse koa vao maika manakorontana ?

Ilay akanjo fotsy beeeee no tena mahalasa saina ahy.
Fa angaha aretina io zavatra io moa no hanemorana ny raharaha? :D
7. sipagasy ( 09/03/2010 20:41)
zah mba gaga ry ni81
8. ikaretsaka ( 09/03/2010 21:35)
Nisy Rangahy izay mpiara nirevirevy sy nampianatra anay gitara sy ny "ditra" fanao teny ambony tamboho t@ izany, bandy avy nianatra tany Europe de l'est niaraka t@ ndry Raoul (Mahaleo) tany zalahy io, dia tsy tadidiko intsony ny anaran'ilay tanana any fa tena atao fanahy iniana hono hoe rehefa fotoanan'ny "menamena" no manambady, ary atao araky ny be syu ny bobaka mihitsy a!

ny antony?
1)mba hanaporofoana @ fiaraha monina fa tsy hoe noho i kala nibikina no nanafainganana ny raharaha
2) hoe ..ze tia mahandry
3) hahamora ny fikotiana andro ... raha tsy nitoko rafotsy 15 Jours taorianan'io de efa hmmmm... mailo!
9. booboo ( 10/03/2010 11:52)
:-D
10. mmmhh ( 11/03/2010 05:20)
ika > de tsy nampanaovina serviette hygienique na tampon zany le sipa fa avela ho tanteraka @ lambany? tsssssssss...........

11. ikaretsaka ( 13/03/2010 04:22)
izay indrayaloha tsy haiko satria tsy nahita aho fa nitantarana fotsiny, moa t@ mbola boay kely t@ zany ka ny zavatra notantarain'ilay rangahy aza somary tsy navantany be, saho hampanondrana ny kilonga eo lery ka hahitany loza (kilonga ambony tamboho manko tia andrakandrana izay ihany)

fa afaka verifier-na any Europe de l'Est any le izy, raha sitrak'ilay ao ambony de jerena any mihitsy :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2466