Midira raha hanao fa toy tsa mipody koa baba aaa...!
1. terrywui
(
22/02/2010 09:47)
De mazava toko any ny tenin'ny Fanjakana rankizy fa tsary misy miraharaha ze Maputo , maputo nareo zany koa eo fa ny anay zao de ty fanomanana fifidianana ty hoa no mahamendy !! koa raha hanao hianareo de midira fa malalaka ny varavarana raha tsa mahavita fa mataatra de aza mikonainaina fa tsary misy hiraharaha anareo eo eee!!
--tsotra kely ane e! atao ny fifidiananan de ze tiambahoaka ka lany soamantsara no Mitondra!! koa inona ndray? inona iany ary ?? mila vaniny ?? raha resinareo moa anay de akory atao fa mipetraka anay tsary mitenten !! fa refa hianareo kosa no tsary tian'olona koa de mba manaova otrizay koa fa zay no fahendrena !!!

novalian'i pikatti ny 24/02/2010 16:15
2. terrywui
(
22/02/2010 10:11)
Maputo = nofinofy sisa
Abbeba = Angano, angano arira arira
TIM = petsa 100% an'irotra
3Mvs = zara raha miaina sisa
TGV FOREVER
TGV FOREVER
vive TGV !!!!!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

3. zokybe
(
22/02/2010 15:53)
VIVE TGV VIVE TGV... 1 taona monja nahateo azy dia
- betsaka ny malagasy mpiray tanindrazana no very asa fivelomana (izaho tsy ao anatin'izany)
- ny asa-jolahy tsy mbola nisy tahaka izao @izay na Mcar an'i Mcar
-ny tanana tsy mbola naloto sy mikorotana tahaka izao
- demokrasy zero ( atramin'ny olona hivavaka arahina miaramila. Why?)
- ny mpizaha-tany tsy miditra
- ny vahiny mpampiasa vola tsy miditra. Misy ny miala
VIVE TGV VIVE TGV....
- ny gidro any an'ala mimonomonina fa ripaka ny hazo fonenany.
VIVE TGV va haingapandeha be ny ratsy rehetra

4. AndriambyII
(
22/02/2010 18:41)
zokybe:

Trop spida ho an' ny rehetra angaha no marina !!
:lol: :lol:
5. 08051972
(
22/02/2010 20:14)
terrywui:
De mazava toko any ny tenin'ny Fanjakana rankizy fa tsary misy miraharaha ze Maputo , maputo nareo zany koa eo fa ny anay zao de ty fanomanana fifidianana ty hoa no mahamendy !! koa raha hanao hianareo de midira fa malalaka ny varavarana raha tsa mahavita fa mataatra de aza mikonainaina fa tsary misy hiraharaha anareo eo eee!!
--tsotra kely ane e! atao ny fifidiananan de ze tiambahoaka ka lany soamantsara no Mitondra!! koa inona ndray? inona iany ary ?? mila vaniny ?? raha resinareo moa anay de akory atao fa mipetraka anay tsary mitenten !! fa refa hianareo kosa no tsary tian'olona koa de mba manaova otrizay koa fa zay no fahendrena !!!
K'es ke t'as, K'es k tu gaigne? tu n vois pas s k s pass au pays ou tu t'enfou? K'es k t'as?
6. ndotofetsy
(
22/02/2010 20:35)
terrywui:
Maputo = nofinofy sisa
Abbeba = Angano, angano arira arira
TIM = petsa 100% an'irotra
3Mvs = zara raha miaina sisa
TGV FOREVER
TGV FOREVER
vive TGV !!!!!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
TGV FOR Y OU VERY OU
TGV FOR Y OU VERY OU
tsisy mahantra intsony eto mada fa lasa mahantra daholo na ny mpanana aza raha izao no mitohy
aleo asiana bomba kely aloha
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. Mirananirina
(
23/02/2010 08:52)
Hoy i zokybe:tgv kosa miril be iny.hihihi...
VIVE TGV VIVE TGV... 1 taona monja nahateo azy dia
- betsaka ny malagasy mpiray tanindrazana no very asa fivelomana (izaho tsy ao anatin'izany)
- ny asa-jolahy tsy mbola nisy tahaka izao @izay na Mcar an'i Mcar
-ny tanana tsy mbola naloto sy mikorotana tahaka izao
- demokrasy zero ( atramin'ny olona hivavaka arahina miaramila. Why?)
- ny mpizaha-tany tsy miditra
- ny vahiny mpampiasa vola tsy miditra. Misy ny miala
VIVE TGV VIVE TGV....
- ny gidro any an'ala mimonomonina fa ripaka ny hazo fonenany.
VIVE TGV va haingapandeha be ny ratsy rehetra
Trop spida ho an' ny rehetra angaha no marina !!
8. diloo
(
23/02/2010 18:17)
Ndoto-->
=)) =))=))
Raha tsy prout dia lasa F.... indray.Kiii.
Ndoto oa tena giravy be.=))
TGV FORY OU VERY OU
=)) =))=))
Raha tsy prout dia lasa F.... indray.Kiii.
Ndoto oa tena giravy be.=))
10. ndotofetsy
(
23/02/2010 21:16)
tena tsy tanty ny hetotr ilay sipa rehefa eto ampandriana
voahay aloha ny varavarana rehetra
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
voahay aloha ny varavarana rehetra
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. diloo
(
24/02/2010 00:15)
tena tsy tanty ny hetotr ilay sipa rehefa eto ampandriana
voahay aloha ny varavarana rehetra
Kiiii=))=))=))
Na dia izany aza, aza dia petsaina loatra rasi e
12. diloo
(
24/02/2010 00:23)
Fangaha efa tazan'i Ndoto lalindalina fa rasi rawi kle.=))=))
De voa-bomba faona izany toi tao ampandrian-drawix.=))=))=))
Rapao vatilatera ao anaty kidoro sy ilay drap firakofana dia lasa ilay donake e=))=))=)). Sa aleo tohizina ihany ny donakely na dia misy fofona azy kle=))=))=))

13. pikatti
(
24/02/2010 07:51)
Mihinana ndray rawix ato zany klé :lol: :lol: :lol: aiza elah e???
Miala bala ndray mantsy elah refa petsa an :-D :-D :-D
Mivoaha tao elah fa tsy lasa rapaty klé, tsy mamely lery e :lol: zavatra iray lesy no azavaina @ nedala in-30 mbola tsy miditra ny zanak'ati-dohany ihany ,ny an'ealh mba tonga de miditra @ lohan'elah fa saingy diso fotsiny

14. terrywui
(
24/02/2010 11:25)
zavatra iray lesy no azavaina @ nedala in-30 mbola tsy miditra ny zanak'ati-dohany ihany ,ny an'ealh mba tonga de miditra @ lohan'elah fa saingy diso fotsinyary tena mahazo lesona elah zany rapika a! haytsapanlah fa averimberina imbetsaka vao azokazonareo ratsiratsy ny tiana ho lazaina ?? :-D :-D :-D :-D efa misy fivoarana laisany zany letsy kah !!!
15. pikatti
(
24/02/2010 16:15)
Azpn'elah tsara zany ny lesona , ary za be taraina eto elah ary fa efa lany ny bonbon :-D :-D lasan-drapaty