manonitra ny zavatra norobaina .
1. patrick2002
(
18/02/2010 16:01)
Anisany andraikitry ny fanjakana aloha ny miantoka ny fananany olo-pirenena sy ny ainy olom-pirenena miaina ao aminy ,lalana fototry ny mpikambana ao @ ONU rehetra io .
Ka misy loha-hevitra ao ambany eo mametraka fanontaniana hoe INONA NO MBOLA MANOSIKA AN`I RAVALO HIVERINA NY FITONDRANA ?
eo no tokony hasina fanazavana kely ,fa anjarany fanjakana no miantoka ny ainy olona sy ny fananany izay mipetraka ao aminy ,na vahiny na tera-tany ,
Ka taoriany fandrobana ny fananany Ravalo dia nitenby ny avocat ny fa 1000 miliara ny fatiantoka an`i groupe TIKO ,izany hoe manana preuve juridique ny groupe TIKO izany hanenjehana ny fanjakana ary dia tsy maintsy manonitra anireo ny fanjakana ,izany hoe afaka tsy mandoa hetra izany ny groupe TIKO mandra-pa vitanio vola io miaraka @ interet ,etc..etc .
Tadidiko tsara nisy karana voaroba t@ ireny operation karana OPK OPK ireny .ilay karana tsy nationalité malagasy fa francais ,nitory ny fanjakana francais ary nahazo rariny ilay karana ,tsy mandoa impot sy frais de douane izy mandritry ny 5 taona ,vao maika nia nanakarena ilay karana ary lasa milliardaire afaka 5 taona :-D :-D :-D
Tadidiko ny teniny ministre Azaly Ben Marofo t@ resaka kidnapping niseho tany madagasikara t@ androny Ratsiraka ,ny mahagaga hoy izy dia na dia izahay polisy aza tsy mahita plainte mipetraka aty aminay ,fa dia any @ gazety izahay no mahare vaovao fa nisy ny kidnapper ny PDG ny ocean trade
etc...etc .
Ka hiverenako ny fandrobana ny groupe TIKO ,nisy vaovao nalefany vatofototra teto lundi orange lasa lundi noir ny titre ,raha manaraka io video io hatraminy farany ao dia ,nametra-panontaniana i Rajoelina ,fa naninona no tsy nihetsika ny fitondrana nanakana ireo fandrobana ireo ,
rehefa napetraka t@ ravalo ny fanontganiana dia namaly izy fa izaho no nanome baiko ny mpitandro ny filaminana mba tsy hietsika mba hisorohana ny ra-mandrika .Rehefa avy eo dia misy temoignage nahita ireo olona mamaky ny citic sy ny galerie zoom fa misy andian`olona mamaky ,fa tsy maka dia lasa indray mivadika @ toerana iray mamaky dia havela ny olona haka .
Rehefa nanao conclusion izaho fa nohararaotiny Ravalo ny lundi noir rehefa voaroba ny fananany dia nanarama olona izy handroba an`i tana iray vohitra dia nisy ny niomehy :lol: :lol:

novalian'i moi ny 26/02/2010 08:05
2. remahity
(
18/02/2010 16:20)
RAVALO est un connard certes, et moi je ne l'aime pas, , mais vous ne pouvez pas l'attaquer , tout en l'empéchant de se défendre,
donc, LAISSE LE RENTRER
LAISSE LE PARLER à la radio et à la Télé
sinon débat à sens unique (mais pas contradictoire), une seule version (version HAT)
c'est ce qu'on appelle de la mauvaise foi, ou de la malhonnéteté intellectuelle

3. feticon
(
18/02/2010 18:17)
patrick2002:

inona foana ary ity resaka ra8 ,ny kandida izay tohan lisany ataovy izahay ahalany azy ,raha io tahotra lisany io tsy hilamina mihitsy ny tany,
4. pikatti
(
18/02/2010 18:27)
Hay efa ato daho ny mpisera klé
Raikitra izany fomba fijeren'ialahy izany bainn a,ka ny an-dry zalahy kabary tsy valiana mantsy, ry Zafy sy ny oppositions hafa koa ary tsy avelan-dry tgv hiteny @ TV sy Radiom-panjakana , izay ve le hoe afaka maneho ny heviny avokoa , tena demokrasia ty marina 8O 8O
Paikan'olona mpijapy sy tsisy hazon-damosina ireny bainnn a
RAVALO est un connard certes, et moi je ne l'aime pas, , mais vous ne pouvez pas l'attaquer , tout en l'empéchant de se défendre,
donc, LAISSE LE RENTRER
LAISSE LE PARLER à la radio et à la Télé
sinon débat à sens unique (mais pas contradictoire), une seule version (version HAT)
c'est ce qu'on appelle de la mauvaise foi, ou de la malhonnéteté intellectuelle
Raikitra izany fomba fijeren'ialahy izany bainn a,ka ny an-dry zalahy kabary tsy valiana mantsy, ry Zafy sy ny oppositions hafa koa ary tsy avelan-dry tgv hiteny @ TV sy Radiom-panjakana , izay ve le hoe afaka maneho ny heviny avokoa , tena demokrasia ty marina 8O 8O
inona foana ary ity resaka ra8 ,ny kandida izay tohan lisany ataovy izahay ahalany azy ,raha io tahotra lisany io tsy hilamina mihitsy ny tany,
Paikan'olona mpijapy sy tsisy hazon-damosina ireny bainnn a
6. fijo
(
18/02/2010 19:44)
io resak'i remahity io ahay no tokony dinihina ,fa tena te ahita ny marina isika.satria amiko rah aravalo tokoa no nanao ireny fandravana ireny di amila saziana izy,na izay ,nanao izany.satria raha ny zavatra fantatra ary misy blog maneho izany aza ,dia ilay tao anaty 205 manga kely iny no naniraka ,ary ilay tao anatiny dia namandry TGV tamin'iznay ora izany.ka aleo tokoa re hotsaraina ny zavtara nisy ary saziana mafy izay nanao sy nahavita azy.
11. patrick2002
(
19/02/2010 00:45)
fijo:

mba asivo jereo eto hoe letsy izany blog izany mba ho dinihanay .
Ravalo no nanana ny plein pouvoir taminireny fotoana ireny mbola teo @ 13 mai ny TGV ,
Ary iza no namoaka anilay olona maromaro voatana teny @ gendarme EP7 teny betongolo ? Ravalo .
Ary aoka hazava fa i Ravalo anie tsy hoe tsy mahazo miditra ao madagasikara eh! mahazo miditra izy fa i Ravalo no nametraka fa tsy mila miaramila gasy hiambina azy izy fa tsy haiko miaramila SADC angamba :-D :-D ,eo no tsy ekeny Andry TGV ,manaiky i Andry ary efa miteny fa homena mpiambina izy tsy manaiky Ravalo ,
12. xxxw
(
19/02/2010 00:51)
Ary aoka hazava fa i Ravalo anie tsy hoe tsy mahazo miditra ao madagasikara eh!Ndeha ty mijery vaovao tany ,tsy mahalala vaovao no mirediredy fotsiny eto, jereo ny hafatra nalefany namana milamm etsy ambony etsy dia akobony ty vava maimbo
13. pikatti
(
19/02/2010 12:50)
Ndeha ty mijery vaovao tany ,tsy mahalala vaovao no mirediredy fotsiny eto, jereo ny hafatra nalefany namana milamm etsy ambony etsy dia akobony ty vava maimbo:-D :-D :-D
Elah koa anie rapaty mirediredy loatra refa mba tokony ho matotra ihany olona efa solapaika koa aiza elah no tsy petahan-dry zalahy :-D :-D :-D :-D
14. milamm
(
19/02/2010 15:32)
=)) =)) aza asina mafy rapika i rapa fa tsy tamana eo tsony io ny farany =)) =))
tsy hadisoany lery kosa nge le sola paika fa taona no napatonga an'iny e :-D :-$njainjay aza misy very tadidy ny pokna refa tratran'io

15. fijo
(
19/02/2010 20:27)
Il y a un an : les moutons et l’abattoir…
lundi 8 février 2010, par Ndimby A.
jereo io rapa,de misy blog homeny eo ambanimbany eo,jereo fa ita ao le fiara kely mangamanga .

16. moi
(
26/02/2010 08:02)
Ary tsy handoa ny trosany amin'ny banky, ny douane sns ...
Voalaza teo :
Amiko dia fahaizana gestion de crise vendrena izany, satria efa ny fanananao zao ve no robaina, lazainao fa mbola any aminao ny fahefana feno, tsy arovanao akory ? Ary angaha rehefa hoe manetsika miaramila de mandatsaka rà foana ? Sa offensive ihany no tetika mba hainy ?
Tadidiko fa 10ora atoandron'ny talata 27jan2009 teo vao tonga ny miaramila teny amin'ny Magro Tanjombato, ary izany aza tsy nasiana basy namono, fa filazana tsotra fotsiny hoe efa ho avy izahay fa farano amin'izay ny fangalanareo entana ! Toy toy izay hono no tao !
Ny azoko hamafisina kosa dia samy nandroba daholo rangaha fa tsisy resaka TIM sy TGV io a !
Voalaza teo :
fa naninona no tsy nihetsika ny fitondrana nanakana ireo fandrobana ireo ,
rehefa napetraka t@ ravalo ny fanontganiana dia namaly izy fa izaho no nanome baiko ny mpitandro ny filaminana mba tsy hietsika mba hisorohana ny ra-mandrika
Amiko dia fahaizana gestion de crise vendrena izany, satria efa ny fanananao zao ve no robaina, lazainao fa mbola any aminao ny fahefana feno, tsy arovanao akory ? Ary angaha rehefa hoe manetsika miaramila de mandatsaka rà foana ? Sa offensive ihany no tetika mba hainy ?
Tadidiko fa 10ora atoandron'ny talata 27jan2009 teo vao tonga ny miaramila teny amin'ny Magro Tanjombato, ary izany aza tsy nasiana basy namono, fa filazana tsotra fotsiny hoe efa ho avy izahay fa farano amin'izay ny fangalanareo entana ! Toy toy izay hono no tao !
Ny azoko hamafisina kosa dia samy nandroba daholo rangaha fa tsisy resaka TIM sy TGV io a !
17. moi
(
26/02/2010 08:05)
Ary tsy handoa ny trosany any amin'ny banky, ny douane sns ve ?
Voalaza teo :
Amiko dia fahaizana gestion de crise vendrena izany, satria efa ny fanananao zao ve no robaina, lazainao fa mbola any aminao ny fahefana feno, tsy arovanao akory ? Ary angaha rehefa hoe manetsika miaramila de mandatsaka rà foana ? Sa offensive ihany no tetika mba hainy ?
Tadidiko fa 10ora atoandron'ny talata 27jan2009 teo vao tonga ny miaramila teny amin'ny Magro Tanjombato, ary izany aza tsy nasiana basy namono, fa filazana tsotra fotsiny hoe efa ho avy izahay fa farano amin'izay ny fangalanareo entana ! Toy toy izay hono no tao !
Ny marina dia hoe tena fahaizana mitady vola ny an-dRa8 ! Avelako hangalatra dia takiako onitra avy eo !! Fianatra ve izany ?
Ny azoko hamafisina kosa dia samy nandroba daholo rangaha fa tsisy resaka TIM sy TGV io a !
Voalaza teo :
fa naninona no tsy nihetsika ny fitondrana nanakana ireo fandrobana ireo , rehefa napetraka t@ ravalo ny fanontganiana dia namaly izy fa izaho no nanome baiko ny mpitandro ny filaminana mba tsy hietsika mba hisorohana ny ra-mandrika