Iza lé bandy?
1. DotMG
(
16/02/2010 17:08)
Misy bandy iray izay ato @ serasera rehefa miara-mirevy dia ilehiry tsy mety misotrosotro mihitsy nefa nedala tsy vokovoko manga akory.
Iza lé bandy?
Deviziny dia hoe "Tsaky dia ampy"
Iza lé bandy?
Deviziny dia hoe "Tsaky dia ampy"
novalian'i kala ny 24/03/2010 08:53
5. kala
(
24/03/2010 08:53)
:wink:
mety daholo rireto â!
tsaky dia ampy,
bisous de ampy
câlin vao ampy.
Hoatrany fantatro zay tary tsy mety misotro zay klé....
:twisted:
mety daholo rireto â!
tsaky dia ampy,
bisous de ampy
câlin vao ampy.
Hoatrany fantatro zay tary tsy mety misotro zay klé....
:twisted:
