Hay hi-maputo ihany

1. hery ( 15/02/2010 06:02)
Mizotra moramora mandeha any amin'ny fanapahan-kevitra niombonana tao maputo II ihany ny HAT amin'izao.

- Nametra-pialàna i Ny Hasina satria arak'i Maputo II dia homen'ny TGV ny Mouvance Ravalo ny Ministeran'ny Raharaham-bahiny. Dia nanaja tena mialoha i Ny Hasina mba hanavotana ny image.
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:44
2. bobimarolahy ( 15/02/2010 07:21)
Tena toy ny manodina disc mintsy ny fitondrana an'le fanjakana leaza a,alefa de averina hitadiavana feeling tsaratsara. Nahoana ary no misy olona sahy manao toy izany? Sa ny gasy mihitsy no tena vendrana? Anaiky maputo ihany fa andrasana efa eo antenda ny antsy vao anaiky,izany hoe iretsy gasy tsy misy asa sy lasibatra voalohany @ ankivy ataon'ny mpamatsy vola zany tsy mampaninona na mitarazoka 5 taona eo ary fa rehefa voakitika izy vao manaiky satria izy no mpanjaka fa tsy vahoaka.
3. tafohasina ( 15/02/2010 12:35)
Ka ny hevitro alo de tokony hisy mihintsy ny famaizana ataon'ny firenena mikambana ny mpitondra toan'ny any amitsika ireto fa c'est trop simple de s'eclisser ou s'exiler ailleur quand ont vient de mettre à zéro le pays!
4. pikatti ( 15/02/2010 13:35)
Hitako mantsy anie sepotra be ry zalahy ireo mivezivezy mankany Genève,Parus,Maputo,Addis Abeba ,Washington,hay ve :lol:
Iza moa le nidradradra be tao @FATY ireny fa hoe:
-aty an-tanintsika tsika e, tsy mila vahiny e
-tsy mila ny toro-hevitra avy any ivelany e
-tsy mila an'izany Maputo sy izany Addis Abeba izany e
-tsy miraharaha izay ataon'ny Amerikana zany e
-fitsapana hevi-bahoaka no atao fa tsy misy miverina @ Maputo e
-ny amboa miverina @ loany e :lol:

Ary tena nivezaka be ry zalahy zany an, nanaja tena marina zanak'i ndrema :-D :-D
toerana efa voafaritra zanak'i dada kosa no noboidoiny tao klé :lol: aleo pitsika sao hipitiany ny ràny ???
De ahoana leity ry zalahy niverina @loany ve ny amboa???
5. kidoropamba ( 15/02/2010 13:45)
Tandremo ihany ilay "marsa ariera" sao dia tsy misy retrovizera ka dia lasa any an-kady indray an. Ary aza mihainohaino ireo "Panera" ao aoriana ao mihitsy (VJE, Pety, ramaroson...) fa tena vita ny aminao.

Sao dia ilay "solomason'ingahy" Ratsirahonana mihitsy no efa "lany daty" ka mahatonga ny masonareo manjavozavo tsy mahita tsara izay misoratra amin'ny tabilaon'izao tontolo izao io? Efa nanaovana "vizity" vaovao ve io solomason-dratsirahonana io sa mbola ireny solomaso tsy manara-penitra ireny ihany ka efa tonta be satria nampiasaina t@ Arema, t@ UNDD, t@ Ra8 ary izao indray?

Toa tsy henoheno mihitsy TZV nanomboka ela ela izay ka lasa manontany tena zahay: Mbola velona ihany ve sa marary kibo any an-gaBoné?

Mivoaha tao ianao ra-prezy fa tsy mila prezy be tahotra ny vahoaka malagasy. Hoy ny Ntaolo izay hoe: "HAtanoràna tsy ody faty". Hanontanio an-dRatsirahoanana ny dikan'izany.
6. pikatti ( 15/02/2010 14:05)
Toa tsy henoheno mihitsy TZV nanomboka ela ela izay ka lasa manontany tena zahay: Mbola velona ihany ve sa marary kibo any an-gaBoné?
:-D :-D :-D
Mitsapa hevi-bahoaka hono lery e, :roll: :roll: ka raha tsy mahazo ny heviny dia ny tainy :lol: :!:
7. maryline ( 15/02/2010 14:12)
:lol: :lol:
8. bazylou ( 15/02/2010 18:34)
o ra hery a, fa nareo ve pahana sa ahoana e, dia i tgv no namono ny omby de i le8 no hiletra ny hiletra ny hena ve ?? tsssss , koa rahatsy tary nofa i tgv leaza, tssss, beuuurrrk :-D :-D jereo la tsara fa efa hiakatra any ny ramplasa an'i ny hasina , dia tsy iza fa i r;;;;;;
9. fijo ( 15/02/2010 18:53)
hiihhihi rabazy a,ny foza anie lety ka mihemotra mandeha e,ka inona no mahagaga raha miverina indray tgv?
10. esserra ( 16/02/2010 08:28)
o ra hery a, fa nareo ve pahana sa ahoana e, dia i tgv no namono ny omby de i le8 no hiletra ny hiletra ny hena ve ?

Aiza zay omby maty? toa ny mifanohitra @ zany aza no hita @ izao !!!tsy ny mpijoko indray ve ity no voajoko, ??? Ary toa misy voahongana antsokosoko ao ve le zalahy iny no tsy hahenona feo e??Sa maty ? :-D :-D
11. terrywui ( 16/02/2010 12:34)
OOO ry TIM n'ny serasera.org aaaaa...!! aza mifaly volony tsy tafavoaka ny ala zany oa hianareo fa io iany no tsy mahatafa anareo !!!! de mievitra ve ataotao fona ny politika rehetra alefan'ny TGV eo ??? matoa manao zavatra iray defa hita mialoha be ny vokany!!! ny dikanzany aza mijery ze eo ambany maso sao goaka tampoka eo,, mahaiza mandinika fotsiny fa tsisy soavaly eo akory ka ho voatapimaso mahitsy eeehin hin hin hon hon hon hon h :-D :-D :-D :-D
12. terrywui ( 16/02/2010 15:24)
de raha hi-maputo zahay de maninn ee ?? angah zany midika fa azon'ny mpanohitra ny Fahefana sa ve de zay fotsiny defa adikanareo ho Fandresena lehibe ho anareo e???? na misy Maputo na tsisy maputo !!! tsisy amboa miverina amin'ny loany zany eo !! :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D :lol:
13. pikatti ( 16/02/2010 19:44)
tsisy amboa miverina amin'ny loany zany eo !

bitro miverina @ kapany ve zany klé :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1595