aiza ihany le

1. bazylou ( 13/02/2010 19:07)
bandy mafy be mahasolo an'i tgv e?? malemy hozatra ve sa efa lanin'ny kary e, :-D :-D :-D :-D zao dia misy manonofy indray ampidirana n'ilay solapaika fa efa lany hoe ny vatsy , :-D :-D :-D beeeuuurk
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:52
2. Annie2006 ( 13/02/2010 19:24)
Aza adino fa izao tontolo izao dia noforonina t@ nofinofy daholo. Izahay indray aloha dia efa vonona ny hametraka ny fitsipidalao politika hoan'ny mpanohitra mba hanjakan'ny demokrasia eto Madagasikara ka tsy hierenan'ny kirizy intsony. :lol: :lol: :lol:
3. xxx3 ( 13/02/2010 21:58)
anga efa eo @ fitondrana ianareo ry annie2006?
4. milamm ( 14/02/2010 02:04)
tsy mbola miakatra sehatra akory i montaloha de beuuuurk ozy bazy,norma zany ka =)) :-w =)) =)) =)) hon,hon,hon ozy kidoro zay vola frantsay te arina fotsn de raiso ze te haka ozy Annie fa ifirana ihany no iafarany iny,efa mantsina atr@ elabe mantsy piero kobo oe mpilalao sarimihetsika politikany frantsay t@ androny jamba na koa fampiresahana hafa ttsy fotsn hatr@ fahaleovantena 1960 efa mahazatra no anambatambazana olona ndray izao,
mipoipotra dolidoly ze te anakarena tampoka @ zao fotoana sarotra lalovany firenena nefa misandoka manana vaha-olana tsy afaka mamaha ny olana mamatotra mangeja reo voafitaka omeo ary le 123 de kobonay ny A -Z ry Annie momba an'i solamonta, Nahoana izy no mendrika ho fidiana ho filoham-pirenena inona avy ireo vitany teo @ sehatra fampandrosoana ny ny fiarahamonina isana@mbaratongany teo antoerana,ekonomika ,fifanakalozambarotra sy fifandraisana ivelany raha andraikitra tsy lehibe lavitra mihoatra ny filoham-pirenena ??? inona avy reo fahombiazana nentiny ??? tsory raha boloky iataitra resaka,raha marina dia azavao ????
5. AndriambyII ( 14/02/2010 09:45)
Mister Poirot RajaoNavet soul à pick ?? Le dernier des politiciens moralistes malagasy :-D :-D :-D na haniry nify aza ny loha solany ,aleonay mifidy an-dZazily bômbô kôkô !!!
=)) =)) =)) =)) =)) :-@ :@ :@
6. terrywui ( 14/02/2010 12:10)
bandy mafy be mahasolo an'i tgv e?? malemy hozatra ve sa efa lanin'ny kary e, zao dia misy manonofy indray ampidirana n'ilay solapaika fa efa lany hoe ny vatsy , beeeuuurk
o lty rabazylou !!! za ndray lety manana hevitra oe aleo amporisihina ry lerony hampiditra an'i solapaika fa mora goahina kely iny refa tafiditra eo aaaa!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. Annie2006 ( 14/02/2010 13:24)
Misy fotoanany ny fampielezan-kevitra fa aza mora taitaitra sy mandoro karatra alohanny fotoana. Tsy mila mikoropaka fa samia mandinika tsara ihany amin'ny zava-misy sy ny zava-miseho, ary rariana isika rehetra mba ho salama vatana tsy harary.

Zavatra mora indrindra eran-tany ny fanasoketana olona tsy misy porofo satria na ireo izay kanosa indrindra aza dia (tena) mba mahay sy (tena)mahavita an'izany.
Tsy resak'ankizy akory ny raharaham-pirenena ka miankina amin'ny alahelon'ny tsirairay, fa kosa mitaky paika ady, stratejia, ary fanomanana ho amin'ny fijery sy tetik'asa haroso satria mifanaraka amin'ny filàn'ny fiaraha-monina sy ny hetahetan'ny vahoaka liam-pandrosoana.

Tsy ny "zava-bita" akory no hitsarana izay ho filoham-pirenena fa ny fahakingany maneho ny alaolan'ny fiainam-bahoaka sy ny fahaizany mandresy lahatra io vahoaka io amin'izay lalana mifanaraka indrindra amin'izay heverin'ny vahoaka fa tena mahafa-po. Amiany dia tsy ny filoham-pirenena IRERY no hany mahay zavatra, no hany hanao zavatra, no hany handidy sy hanapaka eto amin'ny tany sy ny fanjakana fa ny andrim-panjakana rehetra, ny olona rehetra izay mameno an'i Madagasikara arak'izay tandrify azy avy.
Ohatra iray ihany, raha nanana 60 millions de dollars izany ny fitondram-panjakana ka azo nanaovana zavatra dia hopitaly lehibe isaky ny Région no indray natao fa tsy ireny "nanaovana azy" ireny. Satria raha izany tokoa no natao dia mety tsy izao no niafaran'ny tantara. Ohatra iray ihany hoa ireo.

Aza matoritory hoa, fa tsy kilalao akory ny raharaham-pirenena.
8. ndotofetsy ( 14/02/2010 17:52)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. AndriambyII ( 14/02/2010 18:41)
Hoy Annie 2006:
\"Tsy ny \"zava-bita\" akory no hitsarana izay ho filoham-pirenena fa ny fahakingany maneho ny alaolan\'ny fiainam-bahoaka sy ny fahaizany mandresy lahatra io vahoaka io amin\'izay lalana mifanaraka indrindra amin\'izay heverin\'ny vahoaka fa tena mahafa-po.\"

Ny toky ho fitaka fa ny hatao no ho hita ry Annie 2006 a!!
Efa vizaka @ fitapitaka baolin-tika ny toe-karena malagasy 50 taona izay ,efa nahatsapa fa efa resy ,ka mbola horesena lahatra ahoana indray ? sa halevim-belona tanteraka ny malagasy rehetra ? misy olona efa tsy manana hetahetam-po intsony noho ny raharaha poli toc toc nataon\' ireo antitra efa manjoky be manao grand \"C \" ireo ,na ny safidinao aza no tonga eo dia tadidio fa tsy dia raharahian\' ny malagasy intsony izany mpitondra izany , fa raha vao mamalan- kira dia izay koa no ho vita ny aminy !!
Ataoko fa samy afaka namaky ny programme napetrany daholo ny mpisera teto , tena tonga lafatra ouzz lédada , ses intentions sont trés louables mais malheureusement ce sont des principes de Narcisse le fol ,fehiny c\'est trop beau pour étre vrai , c\' est manier la carotte pour faire avancer l\' âne baté .Amiko tsotra ihany ,pour le moment ce sont les règlement des comptes qui doivent étre faits ,plus çà avance ,plus çà ira mieux pour le pays .

10. ifiona ( 14/02/2010 18:51)
je dirai meme plus; le prochain dirigeant qui prétendra faire développer Madagascar en moins de 5 ans, est assurément un menteur.

11. vitamatavy ( 14/02/2010 19:33)
terrywui:

bandy mafy be mahasolo an'i tgv e?? malemy hozatra ve sa efa lanin'ny kary e, zao dia misy manonofy indray ampidirana n'ilay solapaika fa efa lany hoe ny vatsy , beeeuuurk
o lty rabazylou !!! za ndray lety manana hevitra oe aleo amporisihina ry lerony hampiditra an'i solapaika fa mora goahina kely iny refa tafiditra eo aaaa!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

koa raha tsy izay reven lisany letsy no ho tanterahana ko,asio election libre dia ho jerena izay tena mafy be fa tsy ny solapaika lisany ery

12. pikatti ( 15/02/2010 13:50)
je dirai meme plus; le prochain dirigeant qui prétendra faire développer Madagascar en moins de 5 ans, est assurément un menteur.
=D =D =D =D izay mintsy!!!
13. kidoropamba ( 15/02/2010 13:57)
Sao dia ianareo indray no tsy ahavita hampivoatra an'i madagasikara ao anatin'izany 5 taona izany ka dia lazaina fa mpandainga izay mahavita? hin hin hin hin hin....
Azo hanaovana zavatra maro izany 5 taona izany fa tsy ny hijejojejoana fotsiny amin'ny raopilanina e
14. pikatti ( 15/02/2010 14:04)
Azo hanaovana zavatra maro izany 5 taona izany fa tsy ny hijejojejoana fotsiny amin'ny raopilanina e

Erintaona aza zay ,tsisy vita aloha zao fa halatra sy fanagadrana no tena masaka tao, ampiana roa taona, mamaramparana ny trafika bois de rose sy ny vato safira sns, de ny roa taona farany atao famenoana paosy sy hitsinjovana ny vodi andro merika; zany anie efa paiaka tgv e, manaja tena no filazan-dry zalahy an'io paika fanabotriana firenena io :roll: :roll:
15. bazylou ( 15/02/2010 18:29)
sao dia le 5 taonan'ny tgv ary io lazainareo io le aza.? i solapaika anie ka mitaingina plateforme mitsingevana e, koa raha tsy pahan ako ahanaiky an'izany hoe afaka 5 taona de poinsa i mada, tsy mbola manomboka akory ny baolina dia efa mivarotra abobo ry solapaika hamalanana ny adversa, tsssle, non, non,beuurrrk :roll: :roll: :roll:
16. pikatti ( 16/02/2010 19:52)
tsy mbola manomboka akory ny baolina dia efa mivarotra abobo ry solapaika hamalanana ny adversa, tsssle

:-D :-D :-D mbola tsy sahin'i bitrovoalavo kotabaina io aloha hatramin'izao :roll: :roll: sao miampy ndray ny adversa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2942