kodiaran-tsarety hono ny fiainana ...
1. milamm
(
06/02/2010 01:28)
Angolan-teny vitsivitsy,notsongaina ampaherezana ireo mpiray tanindrazana
voatsindry noho ireo vay maharary tsy hay tambazana...
...drodroky politika
na gasikara na afrika,
toetra iray itovizana
firenena samy vizana
efa ela no iaraha-mahalala
fa ilay reny malala
no nandroba an\'i Gasikara
hatrizao ara-tantara
... miaina isika nosy kely tsy miaina irery
firenena marefo tsotra,mora very
tsy matoky tena lany fotoana mihenahena
tsy miombonkevitra samy tia kely no tia tena
aza manjeny ny andro lava
na variana ny kobaka am-bava
rendrika ny tanindrazana
miantso antsika ny tapaka sy namana
ny fanonganam-panjakana ara- miaramila
de tsy kilalao toy ny kapila
ahodikodina iandrasana sanjila
amonoana reo tsy mana-tsiny ,ny tanana doro kila,
amimpanajana no anasako reo izay te hitondra fahombiazana @ anjara hevitra ialana @ herimpamoretana ,raha afohezina ny kozy de tsy ilaina io fandaharam-potoanany hat io @ reo fifidianana nalahany ireo,tsy misy manaiky an\'io ny rehetra ary tsy hisy handeha hifidy satria tsy tombotsoany valala be mandry izany(sady @ zao fotoana ko raisiny pokn fotsn ny sosy de ifirany eo avy eo ra be resaka nefa tsy mahavita asa toy ny tgv) :-D
p.s >rapa :-D :-D mahazo sanction manokana tsy mahazo mamerina tsony le oe
fototry ny krizy
dada manao betizy
:-D :) voasazy iny andalan-teny fa tsy marina sady kobony rehetra,araky ny zvmisy =))
isika rehetra de samy mpisera 1 ihany eto ka aleo ilamm e ao rapika,essera,kidoro ko,tsy adino diloo,terrywui de mipotra miletika otrany maty andrano (vao nahazo bojy kely tany @ lavanify njay lery io de nipotra) =)) ,be zay volaza zay e fa tohizo any njay,

novalian'i milamm ny 10/02/2010 08:28
2. Mirananirina
(
06/02/2010 10:15)
fototry ny krizy:-D :-D izao indray
dada manao betizy
fototry ny krizy
tgv manao betizy
kodiaran-tsarety hono ny fiainanamarina izany ary ny tany koa miodikodina.....
3. terrywui
(
06/02/2010 11:49)
Manao resaky ny miala aina kou lety zany klééé!!!...maninnn lety no de atao hita be oe vizana be laisany a!! zao i Dada anlah tsy tonga ! ny zaza magro mipatitaka , ny TIM sy 3mvs sasany nifindra TGV daholo ! laisany ato amn serasera.org sisa mivouvouvouv sy miwawawawa isa maraina mankarenitsofina ato fa ny oul efa nivoatra daholo !!
ity ary misy tonokalo kely nosoratan'i Hery serasera mba hindramiko hovakinlaisany ato!! milay be le izy !
-Tonga ny noel !
-Miala Rajoel !
-Ampianaro ny ankizy !
zany no tonokalon'ny akamanareo nataony cadeaux ho an'ny mpisera tamin'ny faran'ny taona ! :-D :{ :{ :-D :-D :-D :-D :-D :-D

4. milamm
(
06/02/2010 15:48)
terrywui >ie kozy fialan'ainy tgv io ra tsy kobonla ,fara-teny sisa hanaovany lavanify veloma no andrasana fa ambavahoana izy reo,efa voarafitra ny vata-paty ny ora midona sisa andrasana =)) =)) ary ela nga tsy manana tsenjery fa ny an'ol no averinla eto =))
5. Rajakoo
(
06/02/2010 20:24)
zany wiwi zany anie ry zalahy olona mpangalatahaka maimbo BE fotsiny e :-DTsy misy hafa @ le tompoiny iny ihany
6. vatokilonjy
(
06/02/2010 21:28)
moramora ialahy rajakoo an ,banane iray ny an'ialahy dia mangina ny vava :-D :-D :-D
7. milamm
(
07/02/2010 01:54)
ny lonjilonjiny vato ve ry zareo no henoina ,
sa ny maraina feno irifiry tsy tiana ho tsaroana ?
fijery hafa indray satria milamm na bedy na tsy bedy
ny be iray voa-ary tsy feno,hosotra iray ny frantsay no manendy
lasa ny saina,mitritra ny fo
mihombo ny fery,eo ko ny lolom-po
firaisan-kina no hery arahina zotom-po !
Gasikara andrandraina ,ny Malagasy ho tompon-jo
fampisaraham-bazana,na any ivelany na ao an-tanindrazana
ampatsiarovana fa fono lamba-mena >fa posy za rahavana
mahantra re tompoko ny tany niaviantsika
tsy inona akory fa reo mpanao politika
p.s >ozy bedada zay oe tanjemo fa lindinakika:-D
ny fifidianana alahatry lavamify momba ny fifidianana
de jono tsotra be analavahana ilay lavaka efa mangotantana
safidinao io,toa ny ahy koa fa raha ny tiako aloha de aleo azava koa
" tondra entana zaraina ,mora zaka " ny olana dia ireto mpanjakazaka
politiana mpandroba frantsay,50 taona no tsy niato ary koa nandrava laka.
Malagasy koa ny tena,malahelo sy sorena
agnao koa niboaky avy atsinanany,andrefana ,atsimo avaratry ny firenena
miandry anao ko na afovoany na ivelany nosy mena ,aza mihenahena...
2010,taona itsiriany firaisan-kina manoloana ny herisetra
@ manaraka njay manarina fa ento le tohatohan-kevitra mirafitra mafonja entina manarina ireo sompatry ny onja...
hors-jeu ela ry terrywui,fa tsy takatry ela loatra le resaka eto ny patron anla antsoy mamaly mivantana an
;-)

8. papala
(
08/02/2010 09:23)
tena milamm lay poety :lol: :lol: :lol: :lol: , fa lay fifidianana ataon'ny lavanify aloha de tsy hisy hifidy zany eo...............raha tsy ireo ohatr'azy any no hifidy azy!!!!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: . FA EFA TENA TOFOKA @ fitondran'ny lavanify ny MALAGASY............ :-@ :-@ :-@ :-@
9. milamm
(
08/02/2010 10:23)
Mirananirina > zay mintsiny no tena izy fa avadiky ny hafa foana kozy :-D o.k
...itohy kely tsy tana ny aingam-panahy
ivadika ny dian-tsoratra @ tenin-bazaha
teny hafa ofisialy iraisampirenena tsy mena mitaha,
tsy sanatria dedaka fa ,ilaza ny hevitro aho
all we hope,a prosperity and peace
now ,turned around into this worst crisis
all criminal putchists escaped from the internal justice
hat you are accountable for your action,a runaway will be soon towards the exit ...
total blackhole left by the devastating

10. milamm
(
08/02/2010 10:26)

11. milamm
(
09/02/2010 15:06)
o.k papala hirodana ty ny hat fa hivoaka dolidoly reo heloka mamoafady nifanekeny lavanify sy ny ekipany ary frantsa
12. fijo
(
09/02/2010 20:46)
i andry anie mba ùitsoaka aty frantsa de vita e,fa ry ramaroson sy ratsirahonana ary ry sareraka mba hanao ahoana avy eo????
13. milamm
(
10/02/2010 08:28)
izay indrindra fijo,ny rafitry fitsarana Malagasy no tena no olana voalohany
,efa ela isika no tsy nahay nanova ny famindra fa tantara miverina foana ireny(oh.Ranavalona 1 tsy vadiny Radama 1akory zanak\'i andriantsalamanjaka Menabe,andriantampo,nanapoizina an\'i radama 1 izay nirona t@ anglisy/fanonganam-panjakana voalohany t@ monarchy kingdom Malagasy,1829) /i Rasalimo no izy
voarakitra ara-tantara mazava izany ady fahefana(The novel\'s protagonist, Harry Flashman.Ida pfeiffer vahiny nahita akaiky izany raharaha izany,l\'apostolat de la missionaire francaise sns...)ho lava iny fa iverina @ reo tsikolikoly nampidirina teo @ politika,fivavahana,toekarena,sosialy,fitsarana isika .Izany tsy maty manota izany de tokony tsy hisy satria izay no antony ilana ny fitsarana 1960-2010,ny mifanohitra nefa no hita jereo oh.i savony vava be molotra izay mody nisalotra anarana kominista nefa saribakoliny frantsay tanteraka,ratsy iraka sy ny sosialisma mena feno ra mandriaka(iza no ialokalofany frantsa)i Ravalomanana dia azo ampihoarina @ Radama 1 @ globalisation ny economy,promoting industrial development,social inequality ...mazava ho azy fa fanapariahana ireo tombotsoam-pirenena ho @
sarabambem-bahoaka no tarigetrany,nofitahiny ireo manodidina azy izy Itpkl Sylla,rajemison,mpiara-dia @ frantsay sns...de izao
ny olana hatrizay \" french corruption has affected our political leader long ago,
there\'s no such thing as a Malagasy justice\"
jereo oh,23 taona i deba no nanao genocide,oppression sns ...iza no mapialokaloka azy @ lalana iraisam-pirenena sy manatavy azy any ivelany ???@ manaraka indray...