LEO TGV ZA

1. andywui ( 04/02/2010 17:14)
Tena tsy rariny mihintsy ny ataony lay TGVENDRANA fa tena tokony halana teo io,aiza ve ka olona mangalatra daholo no miaraka aminy,miha mahantra ny gasy,lery manao didy ny be sandry fontsiny,
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:36
2. patrick2002 ( 04/02/2010 17:18)
izaho re da manigna TGV
aiza ve ka mba te hanao izay ho afany ny fitondrana ,fa dia gasy mpiray tanindrazana aminao indray no mamingana ny asa fampandrosoana tadiavinao hatao ,fandefasana telegrama ho an`i mpitondra eran-tany raha vao misy fivoriana tadiavin`ny TGV hatao mba hampandrosoana ny firenena ,
3. ifiona ( 04/02/2010 17:19)
à la bonne heure ry andywui

:-D :-D
4. vatokilonjy ( 04/02/2010 17:37)
iza indray io mpisandoka ny fianakams io ,ndana lesy mandeha any soa dia goakako ny PA 9mm ity voudy kely tsy mahay miana an
5. pikatti ( 04/02/2010 22:40)
aiza ve ka mba te hanao izay ho afany ny fitondrana ,fa dia gasy mpiray tanindrazana aminao indray no mamingana

Misaotra aza no tokony hataon'elah rapaty, satria tsy afa-baraka tany lery,ary tsy maintsy sakanana foana io jiolahimboto io leity a, na faly elah na tsy faly,tsy misy olona hanaika entina any an-kady any raha tsy elah irery :-D :-D
6. radomelina ( 04/02/2010 22:57)
rehefa leo tgv de mandehana milevon,belona azo io ny filoha @zao, tany efa milamina ty lazaina fa tsy mandroso?nareo varina mitanina andro eny anosy na magro koa aiza no tsy lazainareo hoe tsy mandroso,nareo tsy mitady vola fa miandry an,le hena kely ho zaraina koa :-D
7. pikatti ( 04/02/2010 23:01)
ka le henan'elah azay tsy homen'ny frantay an'i domelina :-D
8. AndriambyII ( 04/02/2010 23:21)
Ity no atao hoe fanangany feno hozatra ,tsakoina tsy potika , atelina mihatatra !! :-D :-D
9. terrywui ( 05/02/2010 19:17)
iza kou no hiaino ze resak'etotrelah ry andywui a! elah aza mangalatra PS , vao PS fotsiony ary zany defa angalarina ka indrindra zany laisany ka ho tafaverina ndray eo amin fitondrana eo tsy ho loza ve
10. pikatti ( 07/02/2010 23:36)
Ahoana ndray ty rahalahin'elah ty rawix klé, ary misaina lavitra nohon'elah lery leitsy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496