de hoe
1. bazylou
(
03/02/2010 18:58)
mitaingina porte avion hono le solapaika amin'ilay mdm, nefa ny aina any amdibo ihany leaza, ... iza ko ano hametraka fahatokisana amin'ilay solapaika iny le aza, :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:56
2. pikatti
(
04/02/2010 15:28)
Ka mba azavao kosa ny tsy reven'elah azy rabazy fa tsy resaka solapaiko fotsiny ve no tsy handrevenareo azy klé :-D :-D :-D sao kosa ary lery chimio?? :roll: :roll:
3. terrywui
(
05/02/2010 19:21)
ampihinao leroa ra bazylou a! ataovy miendaka mihitsy ny taolampe kelindrapika io lety a! te hisolantsolana eo ka hin hin hin hin :-D :-D :-D :-D :-D
4. bazylou
(
06/02/2010 18:14)
i solapaika ve ltsy de mba holany prezda fa fandaniana andro sy fabadiovana ny otany taloha fotsinby no apoakany eo, beuurrk
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
5. pikatti
(
07/02/2010 23:56)
Aza be resaka lesy elah rawix a, bandy fatakalahy ty no be menomenona eo :-D :-D
Ka solapaika io mantsy akaman-drawix sy nanie2006 :-D :-D :-D
Ka solapaika io mantsy akaman-drawix sy nanie2006 :-D :-D :-D
