REGARDER VIDEO Madagascar au cÅ“ur du débat de l'UA 1er fev20
1. vatofototra
(
01/02/2010 18:17)
REGARDER VIDEO Madagascar au cÅ“ur du débat de l'UA 1er fev2010
- Madagascar au cÅ“ur du débat de l'UA sur le remplacement de Kadhafi
- Zimbabwe élu membre conseil de sécurité et de Paix de l'UA
- Participer au Débat National
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
- Madagascar au cÅ“ur du débat de l'UA sur le remplacement de Kadhafi
- Zimbabwe élu membre conseil de sécurité et de Paix de l'UA
- Participer au Débat National
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 02/02/2010 16:26
2. pikatti
(
01/02/2010 22:59)
Vitamatavy iny aloha zany kadhafi, efa tsy nahavita azy koa de aleo any,miandry an'i rabitro hanaraka azy any sisa zany :lol:
4. pikatti
(
01/02/2010 23:41)
Aoka leisy bainn a, efa manomana ny après zany kah, nedela ihany anie de efa maharaka fa tsy lasa ntsony e, herim-boatay sisa ty
5. terrywui
(
02/02/2010 15:55)
herimboatay aoana letia ??? ka ny dadanlaisany mba nantenaina ity tsy hita faty hoe velona sa maty ka iza zany no hitondra eo raha hoe manao herimboatay zany ny kofy amzao ee!! ...ampidiro ary dada fa omena fitondrana izy ;!! sady ny lohany ane lety zao rapika efa ts amzany fitondrana zany tsony fa efa mirona 100% amzany filles swazilandaise lava nono zany zao ka ataon'i dada inooona tsony ze fitondranlah any !! :-D :-D :-D :-D
6. pikatti
(
02/02/2010 16:01)
sady ny lohany ane lety zao rapika efa ts amzany fitondrana zany tsony fa efa mirona 100% amzany filles swazilandaise lava nono zany zao ka ataon'i dada inooona tsony ze fitondranlah any !!
Aza miady varotra @ kidoro elah @iny hoa, lery zao hilaza @lah mazava tsara rehefa avy hoe ,inona no mety hitranga refa tonga eto i Raping pong :-D :-D
7. terrywui
(
02/02/2010 16:21)
ataonay mitontontona amin'ny tany tsisy handraofana tsony ny ping pong nlah fa ampidiro tsara ho avy eo ! refa mba notanerahana ny sitraponareo alou nahemotra ny fifidianana de mba mifalia letsy fa tsy be konetaka eto a! :-D :-D :-D
8. pikatti
(
02/02/2010 16:26)
Kelifingotr'elah aza nandà mafy be ery hoe tsy niaraka t@ zanak'i le8, natahotra mafy an-i Mialy spons :-D :-D
