mpimasy
1. diamondra27
(
01/02/2010 08:09)
fa inona kay no tena ataon'ny mpimasy: manasitrana ve?
mpimasy ihany ve no atao hoe mpanandro
iza ( ny anarany? mpimasy sa mpanandro, sa mpitaiza?)ireny olona misy tromba ireny ka mampihinana toaka kely anaty vera 1 dia miara-misotro anatin'iny daholo izay olona manatrika eo
tamin'izaho 6taona tany ho any no nahitako an'io, sendra mba nandehandeha teny aho dia nojereko izay nataon'ny olona fa toa mikotaba be ry zareo, manifikifi-doha ilay olona iray, io ngamba ilay misy tromba. Tsy tadidiko intsony ny zavatra teneniny sy andrasan'ny olona nanatrika azy fa zay olona rehetra tao amin'ilay trano dia nisotro io toaka io ohatr'ireny misotro divay amin'ny fandraisana ireny, misotro kely dia omena ilay eo akaiky ilay verabe.

novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:55
2. diamondra27
(
01/02/2010 08:27)
dia sady mitehaka no mandihyny olonaao anatin'ilay trano . Asa na indray mandeha isambolana izy izay no manao io ry zareo.
za koa nitoloran-jareo le toaka tamin'izany fa za tsy nety dia lasa nandeha, tsy haiko izay niafarany tao

3. bor2lais
(
01/02/2010 14:42)
Izaho manokana koa dia mba te-hahalala ny maha-samihafa azy ireo : mpimasy, mpanandro, mpitaiza, sns.
Ny ahy aza mbola ampiako fanontaniana roa :
1. Ny magy ve azo lazaina ho mpanandro sa astrologue ?
2. Ao amin'ny I Tantara 12 ao dia misy an'ity andininy ity :
"32 Ary tamin'ny taranak'Isakara dia roanjato no lohany, samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahalala izay tokony hataon'ny Isiraely; ary ny rahalahiny rehetra nanaraka ny teniny."
Ireo 200 lahy ireo ve azo lazaina fa mpanandro ?
Miala tsiny amin'i diamondra27 raha somary manararaotra ny lohateny nosokafany !

4. fijo
(
01/02/2010 14:50)
ny mpomasy ,dia mitsabo.izany hoe manao sikidy koa izy,fa mitsabo;manome karazana ravina sns hitsaboana(izay marihiko eto ,fa efa miha maro izao ny vazaha fotsy hoditra mandeha mikaroka eny anivon'ireny mpomasy ireny momba reo karazan dravina ireo)raha noharatsiana tanteraka izy ireny fahiny.
ny mpanandro kosa,dia mijery izay tonondaro mety hanaovana zavatra iray.(fanokafana trano,fanaovana didm poitra,fanmbadiana sns)misy sady mpomasy no mpanandro,fa tsy voatery ho izay foana.

5. xxx
(
01/02/2010 15:26)
Ny mpimasy lé manao oé fou fou fou mazy mazy,masn'énao radada ouzz!!.
Ny mpanandro indray lé mpijery volana fenomanana sy masoandro takonila ireny .Ny tononandron'ny horoskopy .
Dé le misotro tôka mifandimby vera ndray dé ôtran' ny bandy mpiakama fotsiny alou no fandraisako azy klé !!! :-D :-D :-D

6. ni81
(
01/02/2010 20:44)
Ny mpimasy lé manao oé fou fou fou mazy mazy,masn'énao radada ouzz!!.:-D :-D :-D
Ny mpanandro indray lé mpijery volana fenomanana sy masoandro takonila ireny .Ny tononandron'ny horoskopy .
Dé le misotro tôka mifandimby vera ndray dé ôtran' ny bandy mpiakama fotsiny alou no fandraisako azy klé !!!
7. diamondra27
(
01/02/2010 21:27)
bor2lais: tsisy tsiny fa misy ifandraisany am le sujet ihany le izy ka
fijo: ny mpimasy sy mpisikidy izany dia 1 ihany ve, dia inona ny iantsoana an'io am teny vazaha medium ve?
mahita sary aho ndraindray fa misy ireny olona manokona voatsaramaso, dia misy indray ny sasany manana ohatran'ireny voana voamadilo ireny, mpimasy ihany ve ireny(ity farany ity indray dia tany brickaville no niseho, sendra ndeha nhtory teny kay ilay olona mpimasy izany, manokona io voana voamadilo io )
ary iza ilay mangataka toaka sy biby
tamin'iny faritr'alaotra iny dia nifanena tamin'ny olona tratry ny ambalavelona , nasian'olona hono izy dia tsy mahazo tsaboina na tsindromina le marary, dia iza ny anaran'olona manao izany zava-dratsy izany.

8. fijo
(
01/02/2010 22:57)
ny mpimasy azo antsoina hoe "guerisseur" na chaman" satria sady mitsabo izy no mijery sy milaza ny hafatry ny fanahy..
9. bobone
(
02/02/2010 05:59)
slt diams:
ny Mpomasy aty aminay ilazana ny hoe dadarabe! na mpisikidy ihany koa izany hoe olona mitovy ihany ireo . samy manana ny fomba fanaony , ao ny manoko tsaramaso , ao indray misy ireny tromba ireny zany hoe fanahy hafa mihitsy mitsofoka ao anatin\'ilay olona ,dia mahatonga azy hiovotrovotra be ireny ary misy aza vehivevy izao manao feon-dehilahy satria lehilahy ilay tromba mipetraka ao aminy ! aty @ faritra tanindrana dia tena manjaka io ! indrindra eo @ fotoan\'ny fanompoam-be @ Dohany!!! misy dia mamatotra lamba mena @ hazo dia mihetsika eo ny trombany ! ary ny mahavariana dia asiana rà , bonbon , vola sns e! omena ilay fanahy izay itompoany.
manamafy azy io tenin\'i Fijo io
Ny Mpanandro indray dia marina koa ny tenin\'i Fijo
misy sady mpomasy no mpanandro,fa tsy voatery ho izay foana.)
mpitaiza: io indray ny fahalalako azy dia ireny renin-jaza mpanotra ireny !!!
nefa misy koa ialan\'ny olona ho mpitaizany ny mpimasy sy ny mpisikidy na dadarabe ! fa arakaraky ny zava-misy no hamaritana aza!!!
ireoa akia no hitako aloha an!

ny mpomasy ,dia mitsabo.izany hoe manao sikidy koa izy,fa mitsabo;manome karazana ravina sns hitsaboana(izay marihiko eto ,fa efa miha maro izao ny vazaha fotsy hoditra mandeha mikaroka eny anivon\'ireny mpomasy ireny momba reo karazan -dravina ireo)raha noharatsiana tanteraka izy ireny fahiny
Ny Mpanandro indray dia marina koa ny tenin\'i Fijo
mpitaiza: io indray ny fahalalako azy dia ireny renin-jaza mpanotra ireny !!!
nefa misy koa ialan\'ny olona ho mpitaizany ny mpimasy sy ny mpisikidy na dadarabe ! fa arakaraky ny zava-misy no hamaritana aza!!!
ireoa akia no hitako aloha an!
10. diamondra27
(
02/02/2010 07:20)
bobone: kiss akia ndry a, misaotra koa nanazava e
misaotra ny namana rehetra manazava
ary hono ho aho: inona indray aza ireny mijery karatra ireny sy ilay mijery tainkafe, izany hoe misotro cafe hono dia avy eo lazain'ilay olona ny mombamomba anao, asa na misy malagasy manao ity farany ity fa toa ireny espanola na gitane ireny no be mampiasa azy
fijo: nazava tokoa ny fanazavanao
fanontaniana: dia hono ho'aho raha tsy manaraka ireo fomban'ny mpanandro ireo ve izany dia mety hisy fahavoazana sa ahoana.
Ohatra hoe: hamangy fasana hono dia mila mijery mpanadro fa tsy haiko hoe inona ny antony.
Tsy hoe mino na tsy mino aho fa tamin'izaho tany dago , saika hamangy ny fasan'i dadanay tamin'ny date exacte, tsy nijery mpanandro izany fa nolazaina fotsiny ny olona tao an-tanana surtout ny leben'ny tanana dia ny la veille an'ilay date aho nianjera,toerana hafa mihintsy, tena folaka ary saika nivarina ankady mihintsy raha tsy nisy lavaka kely izay nitazona ahy. Dia mazava ho azy fa tsy afaka nandeha namangy fasana izany.
Ny finoako manokana aloha dia hoe tsy hijery mpanandro sns izany kanefa dia izay no niseho ka fifandrifiana ve sa inona? Sa izay ilay hoe manao azy be mokondoha

11. bor2lais
(
02/02/2010 15:02)
HS Hoy i bobone : "Mpomasy"
Dia mieritreritra ny "fototeny" nahazoana ilay hoe mpimasy ny tena :
"poa, poa ... masina, masina" -> mpomasy na mpimasy !!!
:D
Fin HS

12. ikaretsaka
(
02/02/2010 15:23)
diamondra27:
ary hono ho aho: inona indray aza ireny mijery karatra ireny sy ilay mijery tainkafe, izany hoe misotro cafe hono dia avy eo lazain'ilay olona ny mombamomba anao, asa na misy malagasy manao ity farany ity fa toa ireny espanola na gitane ireny no be mampiasa azy
fijo: nazava tokoa ny fanazavanao
fanontaniana: dia hono ho'aho raha tsy manaraka ireo fomban'ny mpanandro ireo ve izany dia mety hisy fahavoazana sa ahoana.
Ohatra hoe: hamangy fasana hono dia mila mijery mpanadro fa tsy haiko hoe inona ny antony.
Tsy hoe mino na tsy mino aho fa tamin'izaho tany dago , saika hamangy ny fasan'i dadanay tamin'ny date exacte, tsy nijery mpanandro izany fa nolazaina fotsiny ny olona tao an-tanana surtout ny leben'ny tanana dia ny la veille an'ilay date aho nianjera,toerana hafa mihintsy, tena folaka ary saika nivarina ankady mihintsy raha tsy nisy lavaka kely izay nitazona ahy. Dia mazava ho azy fa tsy afaka nandeha namangy fasana izany.
Ny finoako manokana aloha dia hoe tsy hijery mpanandro sns izany kanefa dia izay no niseho ka fifandrifiana ve sa inona? Sa izay ilay hoe manao azy be mokondoha
ka tsy misy afa tsy ny fandehanana mijery sy ny manadihady akaiky ihany anefa no ahitana ilay valiny mendrika anao fa raha "honohono" foana de lasa hono eo foana
izay no anisan'ny tsy hinoako ity "mijoro vavolombelona " ity koa (honohono koa manko io)
13. ravonjison
(
02/02/2010 15:32)
Efa voalazan\' ny namana etsy ambony daholo , fa averiko fotsiny:
- mpimasy = dévin-guérisseur
- mpisikidy = dévin
- ombiasy = geurisseur
- mpanandro = astrologue
Raha mikasika ny fanontanianao indray : \".....dia hono ho\'aho raha tsy manaraka ireo fomban\'ny mpanandro ireo ve izany dia mety hisy fahavoazana sa ahoana....\"
Valiny : tsia, tsy misy fahavoazana.
Ny astrologie ( na @ fomba inona endriny na @ fomba inona, n\'aiza n\'aiza anaovana azy ) dia efa fantatra fa zavatra tsy mifototra @ zava-marina sy zava-misy. Azo lazaina fa fitadiavam-bola sy toerana eo @ fiarahamonina no tena mampandeha azy.
Porofo: izaho koa roa taona lasa izay namangy fasana. Tsy nanantona mpanandro izany, ary tsy nisy resabe fa tonga dia nandeha tany tsotra izao.
Tsy nisy zavatra nitranga avy eo.
Fa aza afangaro fotsiny @ experience ananan\' ny olona sasany ilay izy. Ohatra: be tsilo ilay lalána handehanana any, ka milaza izany aminao ny olona na ilay mpahandro, fa tokony hanao kiraro mafy ianao, dia tokony arahina ihany . Sao mantsy voan\' ny tsilo ianao dia avy @ izay ilay hoe : tsy nanaraka ny tenin\'ny mpanandro izy ka voa.
Tsy noho izy mpanandro no nahalalany ilay tsilo , fa ny fahafantarana ilay toerana sy ny fandehanana any matetika !!!!

14. ikaretsaka
(
02/02/2010 16:18)
taiza no nahafantaranao azy? sa "honohono" koa?
amiko manko io "porofonao" io de hoe : namangy fasana "hono" Ravonjison de tsy nisy zavatra nahazo azy "hono"!
de i Diams indray namangy de nisy zavatra nahazo azy "hono"!

15. diamondra27
(
02/02/2010 16:48)
ika: hiii ka honohono refa tsy hita maso koa, tam emission tele re no nahitana azy e, misy film nande de tao anatin'ilay film io mijery tainkafe io
le mijery karatra ndray de misy fotoana aty aminay misy olona manao stand eny amin'ny centre commercial dia manantona anao izy miteny hoe: sao dia hijery karatra hono fa gratuit.
ika: za saika handeha hamangy fa tsy tafa ka, nisy nanakana ngamba
ravonjison: mazava dia mazava le resaka
fa misy tokoa aloha tena mpamitaka be ireny olona milaza azy mahay zavatra ireny e

16. ikaretsaka
(
02/02/2010 17:51)
diams> ny ahy tsotra fotsiny ny theorie-ko @ io.. aza mihonona @ "Hono" rehefa @ fanontaniana manitikitika fa andramo.. vahabahao, fakafakao, de izay ianao vao maka conclusion ho anao manokana fa raha le hoe ianona "hono" nandeha tary de izao no nataony... pfffff! na hijoro vavolombelona iny na hitsitra vavolomaty... azy ny azy.. anahy ny anahako!
17. fijo
(
02/02/2010 20:49)
fijo: nazava tokoa ny fanazavanao
fanontaniana: dia hono ho'aho raha tsy manaraka ireo fomban'ny mpanandro ireo ve izany dia mety hisy fahavoazana sa ahoana."
eo le finoana no miditra.io sahala amin'ny finoan arehetra ihany,ny saina no mamehy ny vokany.
rah aolona mpino izany,ka tsy manoha,dia milaza izy fa tena voasazy rah amisy manjo azy,
fa hoan'ny tsy mino izany ,dia hoe nisy zavatra tsy voatandrina tao matoa nisy nanjo anao.
toa ny finoan arehetra io e,
ohatra ,ny silamo tsy mahazo mihinana kisoa,de rah amihinana izy,dia ny sainyihany no manameloka azy,dia mety hisy tokoa tranga mety hiseo,izay hampifandraisiny amin'izay,
fa hoan'ny mpino hafa ,tsy misy io,satria izy efa tsy mino ilay fandrarana

18. soanja
(
03/02/2010 23:29)
diamondra27:
fa inona kay no tena ataon'ny mpimasy: manasitrana ve?
mpimasy ihany ve no atao hoe mpanandro
iza ( ny anarany? mpimasy sa mpanandro, sa mpitaiza?)ireny olona misy tromba ireny ka mampihinana toaka kely anaty vera 1 dia miara-misotro anatin'iny daholo izay olona manatrika eo
tamin'izaho 6taona tany ho any no nahitako an'io, sendra mba nandehandeha teny aho dia nojereko izay nataon'ny olona fa toa mikotaba be ry zareo, manifikifi-doha ilay olona iray, io ngamba ilay misy tromba. Tsy tadidiko intsony ny zavatra teneniny sy andrasan'ny olona nanatrika azy fa zay olona rehetra tao amin'ilay trano dia nisotro io toaka io ohatr'ireny misotro divay amin'ny fandraisana ireny, misotro kely dia omena ilay eo akaiky ilay verabe.
Tsy hoe hamaly fanontaniana aky za fa juste te hiteny fotsiny hoe tiako be ny avatarn-driako. Manja!!!! HS be mihitsy ny tiako atao fa azafady.
:-* :-* :-*