mpimasy
21. diamondra27
(
08/02/2010 17:07)
soanja: ho voninahitry ny Tompo ihany anie izany akia a.
Merci an, njy koa aza tena manja be am le volo lavabe, aza tapahina raha azo atao. Ny ahy nihintsana be de voatery notapahana.
:-* :-*
Merci an, njy koa aza tena manja be am le volo lavabe, aza tapahina raha azo atao. Ny ahy nihintsana be de voatery notapahana.
:-* :-*
22. Ratoa
(
08/02/2010 20:53)
,ny silamo tsy mahazo mihinana kisoa,de rah amihinana izy,dia ny sainyihany no manameloka azy,mahazo mihinana henakisoa izy raha tonga any amin'ny tany tsy misy hena hafa na koa tsy takatry ny volanyny henomby na henondry anefa izy tsy maintsy mihinana hena (ohatra anémié na ilain'ny vatana fotsiny amin'izao)
23. soanja
(
08/02/2010 23:33)
diamondra27:
soanja: ho voninahitry ny Tompo ihany anie izany akia a.
Merci an, njy koa aza tena manja be am le volo lavabe, aza tapahina raha azo atao. Ny ahy nihintsana be de voatery notapahana.
:-* :-*
Efa notapahina aky a. Vao feno 41 taona aho dia izay no nataoko voalohany. Malahelo be rams fa akory atao. Rehefa mihintsana dia tsy maintsy tapahina ihany no fomba hilaminan'ny saina sady mora karakaraina.
Mazotoa indriako.
:-* :-* :-*
24. fijo
(
10/02/2010 21:23)
kyyynareo rankizy,mpimasy no resaka ka volo no hiafarany;tena resabehivavy ity
25. soanja
(
11/02/2010 03:28)
fijo:
kyyynareo rankizy,mpimasy no resaka ka volo no hiafarany;tena resabehivavy ity
Azafady ry Fijo fa ny resaka anjorony tsy maintsy misy foana indraindra aha vao vehivavy no miresaka. hihihihi Sao dia mila tapahina koa ary ny volombavanao fa za mahay manapaka volombava be mihitsy.
:-* :-* :-*
27. ikaretsaka
(
16/02/2010 16:28)
fijo:
fijo: nazava tokoa ny fanazavanao
fanontaniana: dia hono ho'aho raha tsy manaraka ireo fomban'ny mpanandro ireo ve izany dia mety hisy fahavoazana sa ahoana."
eo le finoana no miditra.io sahala amin'ny finoan arehetra ihany,ny saina no mamehy ny vokany.
rah aolona mpino izany,ka tsy manoha,dia milaza izy fa tena voasazy rah amisy manjo azy,
fa hoan'ny tsy mino izany ,dia hoe nisy zavatra tsy voatandrina tao matoa nisy nanjo anao.
toa ny finoan arehetra io e,
ohatra ,ny silamo tsy mahazo mihinana kisoa,de rah amihinana izy,dia ny sainyihany no manameloka azy,dia mety hisy tokoa tranga mety hiseo,izay hampifandraisiny amin'izay,
fa hoan'ny mpino hafa ,tsy misy io,satria izy efa tsy mino ilay fandrarana
izay mihitsy
28. fijo
(
19/02/2010 20:55)
ka eto le "fampianarana na fanabeazana"ny finoana mihintsy no mila atao be,satria le finoan ahinoan'ny sasany anie ka finoana nampidirina taminy e,ka araka izay izy nampidirina izay,dia misy tsy mahazo akory izay zavatra hinoany ny sasany fa dia "minoa fotsiny dia ampy"eo le loharanonn'y olna rehetra
