materialiste

1. muro ( 30/01/2010 07:36)
kaiz! fa manin nareo vhv no somary materialiste ny ankamaroanareo? vrmt désolé ho an zay tsy mahazaka fa za somary direct
novalian'i peta83 ny 24/03/2010 13:04
2. soanja ( 30/01/2010 14:45)
muro:

kaiz! fa manin nareo vhv no somary materialiste ny ankamaroanareo? vrmt désolé ho an zay tsy mahazaka fa za somary direct


Zany ve ny fahitanao ireo nandalo tamin'ny fiainanao? mampalahelo izany ianao fa somary ratsy vintana ihany tojo azy ireo. Be ny tsy miraika amin'izany ka! Fiainana misosa am-pahasambarana no takiany amin'ny alalan'ny filaminana azo ara-batana sy ara-tsaina ary ara-panahy indrindra indrindra! Courage e!


3. sipagasy ( 30/01/2010 19:35)
eeeeeh! dia onena anao ny foko marina moa ann, mampalahelo ahy ianao raha tojo izany karazan'olona izany fona hatrizay e!!!!

katsaho sy tadiavo fa mbola hahita ny mifanohitra @ izany ianao e!!!!
4. muro ( 01/02/2010 06:06)
kaiz! merci pour l'encouragement e! :-*
5. Mirananirina ( 01/02/2010 08:24)
ary ny lehilahy ahoana?
6. diamondra27 ( 01/02/2010 08:36)
raha misy azo isafidianana kosa ve manoloana ilay vhv tsy izay manana no iarahanymba tsy ho ory izy , nefa tsy midika izany fa mahasambatra ny manankarena materiely nefa tsy ampy fitiavana.

mampalahelo tokoa i muro zany fa sendra ny tsy mety foana sa kosa dia nareo no mifrime am le kala e.
7. muro ( 01/02/2010 10:33)
diamondra27:

raha misy azo isafidianana kosa ve manoloana ilay vhv tsy izay manana no iarahanymba tsy ho ory izy , nefa tsy midika izany fa mahasambatra ny manankarena materiely nefa tsy ampy fitiavana.

mampalahelo tokoa i muro zany fa sendra ny tsy mety foana sa kosa dia nareo no mifrime am le kala e.




kaiz! tena mba tsy mifrime kosa za e!
8. muro ( 01/02/2010 10:35)
Mirananirina:

ary ny lehilahy ahoana?


mety rare ngamb ny lhl materialiste zany
9. Mirananirina ( 01/02/2010 12:57)
mety rare ngamb ny lhl materialiste zany
hoy ianao???be be ihany hoy ny tsy mahay manisa izay,ny vhv koa fa vitsy :-D :-D :-D
10. Seeno ( 04/02/2010 20:50)
@zao fotoan iaiantsik zao ary ny lhl no ten mate noh n vhv kouh
11. Djhamhal ( 08/02/2010 08:07)
ary ra samy matérialiste dôlo izy roa de aôna ?? de zay zany lé we complet ny matériels fa manangana garage sisa !! :-D :-D :-D
12. peta83 ( 24/03/2010 13:04)
Hoy i Mirananirina:

ary ny lehilahy ahoana?


ny lhl matim-b....y hihihiihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4019