mitady sipa

1. baramina ( 25/01/2010 11:02)
mitady sipa 18ans kahatramin' 21ans
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:12
2. xxx ( 25/01/2010 11:52)
de ataonao aiza zay le 23ans :lol: ts lany match ve ! hihihihihi ! misy mihinana ihany zay ka !!
3. xxx ( 25/01/2010 17:49)
baramina:

mitady sipa 18ans kahatramin' 21ans


ary maninona indray ary raha tonga dia ireo chifre 2 ireo no atambatra e! dia @ zay mety ampy anareo tsara.
:lol: :lol:
4. xxx ( 25/01/2010 18:36)
Misy mtady sipa 120 taona kou !!!
5. ralongue ( 25/01/2010 20:36)
ela ndray tsy hahazo sipa eto raha tsy manova anarana. Vao maheno ny anaranereo hoe baraminina ny sipa dia efa miferonaina sahady satria fantany ny zavatra miandry azy amin'izay koa sipa mety mbola ho virijiny ireo tadiavin'ela ireo. Rha za ela manotany ireny efa 50 taona ireny. Reny manko mety mahatanty ny baraminina. Courage letsy de mahita sy mazahoa.
6. Papoose ( 25/01/2010 20:51)
baramina, atao in :?:
7. ANARIM ( 26/01/2010 09:04)
Papoose:

baramina, atao in :?:

8O :D :o (l) :?: :?: :?:
8. Mirananirina ( 26/01/2010 10:59)
mazotoa mitady aza i baramina :)
baramina, atao in
ataony sipa :-D :-D :-D sa atao inona marina
9. Djhamhal ( 26/01/2010 11:10)
baramina hono mitady varavarana ho sokirina na pitsohana !! :-D :-D :-D
10. mmmhh ( 26/01/2010 12:51)
fa maninona no antre 18 et 21 ans ihany?

zany baramina zany kosa aloha mampatahotra be ka,
11. Papoose ( 26/01/2010 14:42)
aiza moa no ahalalana na angalany organes! :-P
12. ANARIM ( 27/01/2010 09:08)
na koa hoe hataony brochette .... :roll: :!:
13. dangytsmaty ( 27/01/2010 10:13)
Elah letsy zandry mampme mintsy kah, de raha mahita betsaka letsy de atao inona avy, zah zao mahita plus de 23 nefa tsy tian'lah kory, hihihihi, mazto letsy zandry mitady à! de mahalala onony rehefa mahazo à.
14. baramina ( 27/01/2010 11:25)
io njay njy a! mahay mamaky tena v razoky e! ef hoe 18-21 no tadiaviko, za les zao marobe no mangata ana fa tsy tiko d izay no itadiavako an!
15. dangytsmaty ( 28/01/2010 12:16)
aza mati-kambo letsy ah! raha mahita betsaka ialahy koa maninona no mbola mitady ihany; sahhh!!!
16. coco15 ( 26/03/2010 11:39)
Bold textUnderlined text 8O :lol: :oops: :?: =)) 25 à 29 ans
17. cartina ( 14/07/2010 14:12)
de ahoana izahay 30ans hihihihi!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096