mitady sipa
1. baramina
(
25/01/2010 11:02)
mitady sipa 18ans kahatramin' 21ans
répondu par cartina le 14/07/2010 14:12
2. xxx
(
25/01/2010 11:52)
de ataonao aiza zay le 23ans :lol: ts lany match ve ! hihihihihi ! misy mihinana ihany zay ka !!
3. xxx
(
25/01/2010 17:49)
baramina:
mitady sipa 18ans kahatramin' 21ans
ary maninona indray ary raha tonga dia ireo chifre 2 ireo no atambatra e! dia @ zay mety ampy anareo tsara.
:lol: :lol:
5. ralongue
(
25/01/2010 20:36)
ela ndray tsy hahazo sipa eto raha tsy manova anarana. Vao maheno ny anaranereo hoe baraminina ny sipa dia efa miferonaina sahady satria fantany ny zavatra miandry azy amin'izay koa sipa mety mbola ho virijiny ireo tadiavin'ela ireo. Rha za ela manotany ireny efa 50 taona ireny. Reny manko mety mahatanty ny baraminina. Courage letsy de mahita sy mazahoa.
8. Mirananirina
(
26/01/2010 10:59)
mazotoa mitady aza i baramina :)
baramina, atao inataony sipa :-D :-D :-D sa atao inona marina
9. Djhamhal
(
26/01/2010 11:10)
baramina hono mitady varavarana ho sokirina na pitsohana !! :-D :-D :-D
13. dangytsmaty
(
27/01/2010 10:13)
Elah letsy zandry mampme mintsy kah, de raha mahita betsaka letsy de atao inona avy, zah zao mahita plus de 23 nefa tsy tian'lah kory, hihihihi, mazto letsy zandry mitady à! de mahalala onony rehefa mahazo à.
14. baramina
(
27/01/2010 11:25)
io njay njy a! mahay mamaky tena v razoky e! ef hoe 18-21 no tadiaviko, za les zao marobe no mangata ana fa tsy tiko d izay no itadiavako an!
15. dangytsmaty
(
28/01/2010 12:16)
aza mati-kambo letsy ah! raha mahita betsaka ialahy koa maninona no mbola mitady ihany; sahhh!!!
