amiraly

1. radomelina ( 24/01/2010 18:31)
mandeha ny feo fa iverina an,,tanindrazana ny deba .ka ahoana aaaaaaa.sa mbola 1tour de vita ny an, zanak;osy aaaaaaaa :lol:
novalian'i fijo ny 25/01/2010 22:34
2. fijo ( 24/01/2010 20:34)
ataovy malalaka tsara ny fifidianana de ahita enao e.
3. saranga ( 25/01/2010 09:08)
Aza miditra lalina letsy bainy a, rehefa tsy mahatanty dia mandehana matory fa tsy maintsy mody eto i Deba sy Ravalo. I Jean Ping aza tsenainy toy ny mitsena olo-manan-kaja kay nefa sipa kely no tena notafihany taty. Zany ve no tinareo TGV sa inona ?
4. terrywui ( 25/01/2010 14:59)
pikajunior ........!!! :oops: :oops: :oops: :oops:


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. bazylou ( 25/01/2010 18:37)
ka efa hoe ny alika no miverina amin'ny nalohany , :-D :-D :-D :-D
6. AndriambyII ( 25/01/2010 18:44)
Suicidaires ?? Kamikaze ? etc ? ... hum !!!!
7. pikatti ( 25/01/2010 20:25)
mandeha ny feo fa iverina an,,tanindrazana ny deba .ka ahoana aaaaaaa.
Ny an-drangahy reska honohono aloha izao :lol:
8. fijo ( 25/01/2010 22:34)
alika izany ny gasy ,fa efa niverina tamin'i ratsiraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007