amiraly
1. radomelina
(
24/01/2010 18:31)
mandeha ny feo fa iverina an,,tanindrazana ny deba .ka ahoana aaaaaaa.sa mbola 1tour de vita ny an, zanak;osy aaaaaaaa :lol:
répondu par fijo le 25/01/2010 22:34
3. saranga
(
25/01/2010 09:08)
Aza miditra lalina letsy bainy a, rehefa tsy mahatanty dia mandehana matory fa tsy maintsy mody eto i Deba sy Ravalo. I Jean Ping aza tsenainy toy ny mitsena olo-manan-kaja kay nefa sipa kely no tena notafihany taty. Zany ve no tinareo TGV sa inona ?
7. pikatti
(
25/01/2010 20:25)
mandeha ny feo fa iverina an,,tanindrazana ny deba .ka ahoana aaaaaaa.Ny an-drangahy reska honohono aloha izao :lol:
