Izay natambatr'A/tra aoka tsy ho sarahin'olombelona
1. rakapy
(
21/01/2010 15:13)
Misy an'io fomba fiteny io @tsika Gasy,tsy haiko moa na misy koa any @ toeran-kafa fa Matetika izy io dia fampiasa eo @ fanambadiana sy tokan-trano.
Ny zavatra somary mahagaga ahy kely dia ity:
Nahoana no nolazaina fa hoe natambatr'A/tra rehefa hiaraka fa raha sendra tonga kosa ny tsy mety ka voatery hisaraka, nahoana no lazaina fa sarahin'olombelona fa tsy avy t@ A/tra ilay fisarahana?

novalian'i fijo ny 07/03/2010 22:57
2. diamondra27
(
21/01/2010 18:34)
mila manaraka semineran'i zoky eddy enao an. voazavany tsara ny momban'io resaka fanambadiana io hoe 5000 na 15000 fmg hiii
manazava ao koa izy momba ny resaka olona samy hafa finoana
ka efa voalaza izany fa hoe raha Atra no manambatra ny olona dia tsy tokony hisaraka mihintsy ry zareo raha tsy faty no isarahana.
Matoa misaraka ny mpivady anefa dia misy antony ao ary tsy ny olombelona no tokony hitsara fa azy sy Atra zany.
Matoa nisaraka dia nisy ny tsy fifanarahana disadisa sns , avy aiza ny disadisa raha tsy asan'ny devoly.

4. rakapy
(
22/01/2010 07:57)
Hot i Diamondra27
Iza ilay zoky Eddy ry Diamondra?
mila manaraka semineran'i zoky eddy enao an
Iza ilay zoky Eddy ry Diamondra?
7. xxx
(
22/01/2010 17:21)
Matoa ny olona iray miteny an'io hoe: "izay natambatr'Andriamanitra, aoka tsy hosarahin'ny olombelona" dia mazava ho'azy fa kristiana izy, satria tenin'i Kristy io.
Ho an'ny Kristiana, ny fitiavana dia mifototra amin'Andriamanitra. Ary inoany fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana. Ary Andriamanitra mihitsy no fitiavana.
Raha misaraka ny mpivady, dia mazava ho'azy fa tsy misy intsony ny fitiavana eo aminy. na hoe: tsy manjaka intsony ny fitiavana. Rehefa tsy anjakan'Andriamanitra intsony zany ny tokan-tranon'ny kristiana dia afobe no iainan'ny mpivady, satria tsy misy intsony ny tena fitiavana. Ohatra: Rehefa diso omena lanja be loatra ny vola ao an-tokan-trano dia rava ny fanambadina, rehefa ny resaka sex no tena omena lanja dia rava koa ny fanambadiana, rehefa ny lahy no zary mpanjaka ambony indrindra dia rava koa ny fanambadiana,... sns...
raha tiana haharitra ny fanambadiana, omeo anjara toerana voalohany ao an-tokan-trano Andriamanitra, ilay tena Fitiavana Marina.
Kristiana aho, tsy mino ny anjara sy lahatra, fa mino ny Fitiavan'Andriamanitra kosa.

8. fijo
(
22/01/2010 20:24)
rakapy an,io zoky eddy io olona mpvaroboky no tena marina.manao seminera izay lery de mivarotra boky hoe "vonjeo ny fianakaviana"nefa lery ao mikoty sipa no ataony raharaha ka asa na le varotra no ten aizy na le "famonjena"
ary le xxx kristianina io ve tia mandravarava????

9. niryna
(
23/01/2010 06:13)
xxx:miombokevitra koa aho.Na izy roa aza no manasaraka azy dia efa olona koa izy izany tafiditra amin'ilay hoe izay nakamban'Atra aoka tsy ho sarahan'olombelona.
Matoa ny olona iray miteny an'io hoe: "izay natambatr'Andriamanitra, aoka tsy hosarahin'ny olombelona" dia mazava ho'azy fa kristiana izy, satria tenin'i Kristy io.
Ho an'ny Kristiana, ny fitiavana dia mifototra amin'Andriamanitra. Ary inoany fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana. Ary Andriamanitra mihitsy no fitiavana.
Indro kely kosa araka ny voasoratra ao anatin'ny baiboly dia hoe raha tsy mpino kosa no vadiny ka mitady fisarahana izy (ilay tsy mpino io an) dia avelao izy andeha,ooops,tsy tokony isaraka izany ny mpivady na nanambady tsy kristiana aza ilay kristiana,izay no antony itenenana ny tanora raha mbola tsy tafiditra hoe tsy tokony anambady tsy kristiana ny kristiana,saingy rehefa miroboka moa dia izay .
Raha tafiditra kosa izy dia tsy mahazo miala intsony fa mety izy no omen'Atra hery hivavaka azy (ilay tsy mpino ) mba hino Azy izy ary ny fahitany ny toetran'ilay vadiny kristiana koa dia efa fahasoavana iray lehibe mety ampihova azy any aoriana.Ny tokantrano koa moa dia efa eo ambanin'ny fahefan'Atra satria mivavaka Azy ilay olona(mpino) ary mety hiova fo koa aza izy fa ain'Atra hovaina ny tsy azo ovan'ny olona
marina izany,ny tokantrano tsy anjakan'ny fitiavana dia ho rava ho azy ary satria Atra dia fitiavana ka raha tsy mametraka ny fiainany amin'Atra izy mba anampy azy amin'ny fikolokoloina ilay tokantrano dia mandeha ila toy ny kiraron'i B ilay izy
Raha misaraka ny mpivady, dia mazava ho'azy fa tsy misy intsony ny fitiavana eo aminy. na hoe: tsy manjaka intsony ny fitiavana. Rehefa tsy anjakan'Andriamanitra intsony zany ny tokan-tranon'ny kristiana dia afobe no iainan'ny mpivady, satria tsy misy intsony ny tena fitiavana. Ohatra: Rehefa diso omena lanja be loatra ny vola ao an-tokan-trano dia rava ny fanambadina, rehefa ny resaka sex no tena omena lanja dia rava koa ny fanambadiana, rehefa ny lahy no zary mpanjaka ambony indrindra dia rava koa ny fanambadiana,... sns...
aleloia ,praise the lord - Miombonkevitra tanteraka.Ny fahafantarana fa mila an'Atra ho mpitantana ny tokantrano sy ny fianakaviana ny mpivady dia tena hafa mihitsy,hafa tanteraka ny mametraka ny fiainan'izy ireo eo ambanin'ny fahefan'Atra.Miboiboika tsy mety ritra ilay fitiavana toy ny vao mpivady vao hatrany :D
raha tiana haharitra ny fanambadiana, omeo anjara toerana voalohany ao an-tokan-trano Andriamanitra, ilay tena Fitiavana Marina.
Kristiana aho, tsy mino ny anjara sy lahatra, fa mino ny Fitiavan'Andriamanitra kosa.
ny olombelona no manana ny rafitra tiany atao saingy Atra no manantanteraka izany araka ny mahamety Azy
10. fijo
(
23/01/2010 23:42)
mba hino Azy izy ary ny fahitany ny toetran'ilay vadiny kristiana koa dia efa fahasoavana iray lehibe mety ampihova azy any aoriana"
fa tena hoe tsara be kay le kristianina ka tsara foana no ataony???????ahannnnn

11. rakapy
(
25/01/2010 08:57)
Raha ny fahazaoko ny fanazavanareo izany dia hoe fitiavana no nampitambatra azy roa (A/tra) ka n' inon'inona miseho eo @ ilay fitiavana dia tsy tokony hisaraka izy roa ,eny fa na dia mizaka ny mangidy sy tsy zaka aza ny iray @ ireo mpivady nohon'ny ataon'ny iray?
12. ANARIM
(
25/01/2010 09:57)
amiko aloha dia misy foana ilay atao hoe "extreme limite" na amin'ny inona io na inona, ohatra : rehefa nisotro toaka trop ka mamo tampona aveo manaotao foana, dia ratsy!!! ohatra : rehefa ny fivavahana na Andriamanitra no hany lasa atao "fialokalofana" dia aveo lasa "fanatisme" nefa efa hita izao fa efa tsy mety intsony ilay fanambadiana, dia ratsy!!! sns sns
tsara tokoa raha tsy misy ny fisarahana amin'ny maha kristianina sy ny hoe nohamasinina tamin'izany finoana izany ilay tokantrano
rehefa tena hita anefa fa efa tsy misy raha vanona intsony ao an-tokantrano, dia mety ihany ny samy manohy ny lalany mitokana... tsy voatery hifankahala sns fa atao ampiheverana avokoa ... ao anatin'izany rehetra izany anefa dia tsara ihany ny tsy manadino fa tsy misy ny tonga lafatra, ka tsy ananana antoka mialoha mihitsy hoe ho tsaratsara noho ity ny miandry ahy ao aoriana ao raha sarahako ity vadiko ity ... fa dia miankina amin'ny tsirairay io sisa!!!

13. rakapy
(
25/01/2010 10:11)
Angamba tsaratsara raha asiana fanamasina koa ny fisaraham-panambadina ,mifampitso-drano @ anaran'ny tompo, @ zay masina ilay fisarahana??? :-D
15. Mirananirina
(
25/01/2010 14:11)
Izay natambatr'A/tra aoka tsy ho sarahin'olombelonarehefa natao ny mariazy ,nohamasinina dia natambatr'Andriamanitra(zany hoe ilay mopera na pasitera na sns...)mpanelanelana izany :roll: ,ilay olombelona mampisaraka resahina eto indray dia ireo mpangala-badin'olona :wink: fa raha misaraka normal fotsiny tsy miteny io.
Asa ny an'ny katolika izao raha afaka manao mariazy maro :?: (misaraka dia manao mariazy indray manko tsy nety)
16. rzakarivola
(
25/01/2010 15:25)
tenin'i Jesoa io rakapy ah. Noho izany, i Jesosy no azo antoka fa hanome ny valim-panontaniana marina.
1 Ary rehefa vitan'i Jesosy izany teny izany, dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny làlana teny an-dafin'i Jordana, dia tonga tany amin'ny sisin'i Jodia.
2 Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy, dia nahasitrana azy teo Izy.
3 Ary nisy Fariso nanatona Azy, dia naka fanahy Azy hoe: Mahazo misaotra ny vadiny va ny lehilahy noho izay rehetra entiny iampangany azy na inona na inona?
4 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny, fa Izay nahary azy tamin'ny voalohany dia nahary azy ho lahy sy vavy (Gen.1.27), ka dia nanao hoe:
5 "Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa " (Gen.2.24)?
6 ka dia tsy roa intsony izy, fa nofo iray ihany. Koa amin'izany, izay nampiraisin'Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin'olona.
Raha sitrapon' Andriamanitra, rahampitso aho hilaza aminao izay niainako an'izany teny izany hatr@ déclaration-ko ka hatr@ izao

18. ANARIM
(
26/01/2010 09:09)
d oe manao ferapara v d " fifaliana lehibe ho anay ny manasa anareo hanatrika ny fanamasinana ny fisarahampanambadianay" sns sns!!! otran'ny maneno hafahafa be kosa zany klé!!! fa nefa an, mety tonde mahita solony ao iany koa satria mety bobaka b ny requin
19. fijo
(
26/01/2010 20:06)
ka izay koa isan'ny hanamasinana azy ka,ao ihany dia efa mahazo tsodrano indray mialy an
20. diamondra27
(
28/01/2010 11:10)
efa misy an zany hitako tam reportage ndray mande saingy tsy nisy pretra na pasitera nanamasina fa tomponilay boaty no manome tsodrano de faly ery le kala sy ny namany refa avy eo fa oe selibany hono