Izay natambatr'A/tra aoka tsy ho sarahin'olombelona
41. rzakarivola
(
04/02/2010 12:15)
ikaretsaka:
tsy verite absolue izao fa fandikana betement ny tenin'Atra ka
==> Tsy haiko ilay lazainao hoe bétement eto.
Fa ny fantatro dia izao, tian' Andriamanitra hovonjena ny olona afaka mandalina, fa tiany vonjena koa izay tsy afaka mandalina. Noho izany no ilazaNy ny teniNY tonga dia raisina fa tsy alalinina.
42. ikaretsaka
(
04/02/2010 16:49)
ka zavatra tsy mifandraika ve forcena hifandraika.. tsy mba analyser-na ilay izy par concept sns.. fa de tsimponina fotsiny
43. fijo
(
04/02/2010 20:26)
tsy mba analyser-na ilay izy "
io no tsy ampy amin'ny midinika amin'i razaka,le (analyse) io,fa de famerenana izay voavaky fotsiny
io no tsy ampy amin'ny midinika amin'i razaka,le (analyse) io,fa de famerenana izay voavaky fotsiny
44. ikaretsaka
(
04/02/2010 21:18)
ka "tsy analyse" no antsainy fa "repetition" tsary handinika fa hanao tsianjery
46. bor2lais
(
22/02/2010 13:46)
Voalaza teo :
"Izay natambatr'A/tra aoka tsy ho sarahin'olombelona"
--------
-> Mety misy manararaotra an'io koa hanaovana "polygamie" (satria tsy azo atao ny misaraka) an ! :D
"Izay natambatr'A/tra aoka tsy ho sarahin'olombelona"
--------
-> Mety misy manararaotra an'io koa hanaovana "polygamie" (satria tsy azo atao ny misaraka) an ! :D
47. Ratoa
(
23/02/2010 22:43)
Mety misy manararaotra an'io koa hanaovana "polygamie" (satria tsy azo atao ny misaraka) an !ka tena misy io; na eo amin'ny kristiana na eo amin'ny silamo
49. ikaretsaka
(
01/03/2010 18:22)
sendra mba tafaresaka t@ na mormons fondamentaliste be za nanditra ny sakafo teo fa dia io mihitsy ra bord no ampiasainy hanamarinany ny mampety ny polygamie -ny a :roll:
50. fijo
(
07/03/2010 22:57)
ka izay le hoe raiso rehefa mety aminao ko...hihihihi ny krispijo izao ,dia nandray ny hoe miteraha ka mamenoa ny tany
